
23/07/2025
😍
Hello hello 😍 mety ho inona ary Oooh ? 😁
Alefaso ao ary oe (CONDITIONS) :
✔ Sorato ao ny anaran'ilay Produits vaovao pour le Corps et Visage
✔ Mentiennéo ny namana, ary invitéo hi-s'abonné page ity
✔ Manaova partage publication 1 izay tinao ato ankoatran'ity ary alefa anaty groupe izay be mpanaraka indrindra " Alefaso Capture @ REPONSE ao commentaire nataonao hiany aveo
( Izay olona 4 mahita ny valiny marina " anaran'ilay Produits 2 pour le CORPS et VISAGE " tsy misy diso mahazo 40.000Ar ny 1 voalohany, mahazo 30.000Ar ny faharoa, mahazo 20.000Ar ny fahatelo ary mahazo 10.000Ar kosa ny faha efatra )
Manan-kery hataramin'ny Samedi 2 Août ity lalao ity 😘