
12/07/2025
๐ด๐
๐ก๐ผ๐๐ผ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป`๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐๐ฒ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฐ๐ฎ๐๐ต ๐ฝ๐ผ๐ถ๐ป๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ท๐ถ๐ผ๐น๐ฎ๐ต๐ ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป๐ฎ #๐ฏ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐๐, ๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ถ๐ฏ๐ผ๐ฟ๐ถ๐ด๐ฎ๐ฑ๐ฟ๐ฎ_๐๐ผ๐ฟ๐ ๐๐ฎ๐๐ฝ๐ต๐ถ๐ป ๐ป๐ ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐๐ฎ ๐น๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฒ๐ผ. Vao handeha hiasa izy no nosakanana jiolahy 2 nitana basy.
Tsy nanaiky mora fona ity vehivavy fa nanohitra ka nipitika tamin`ny tany ny basy sy ny findain`ireo jiolahy. Resiny ireo jiolahy na dia naratra aza izy.
Olona 6 no efa voasambotra mahakasika io raharaha io ankehitriny.
ยฉ๏ธDis-nous Skispass