Léo L'antenosy

Léo L'antenosy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Léo L'antenosy, Toamasina.

Léo L'antenosy 🎙: Page Officiel ✔✅
Chanteur & Danseur Malagasy🇲🇬

Mendrika ny tsara rehetra anao❤,eto atsika hifampizara tsiky²😍 sy hafaliangna💯 angnatiny tontolo ny mozika🎤.
___________________📞☎ : +261340494156

✊ ABONNEZ VOUS FAMILY✊

25/08/2025

Iova ny admin ny pejy ntsika ,hiatsara ny pejy satria mpanankato no nahazo azy.
Izahay kosa anao veloma mandrampiaona🙏

Bonsoir isika rehetra❤Amidinay ity pejy 100% Malagasy ity afaka miditra mp ianao raha Liana ,eto Fianarantsoa. Afaka mio...
25/08/2025

Bonsoir isika rehetra❤

Amidinay ity pejy 100% Malagasy ity afaka miditra mp ianao raha Liana ,eto Fianarantsoa.

Afaka miova anarana ,followers gasy daholo 5,5k.

Afaka miona mivantana(face à face)
Na any @ faritra any ianao afaka miditra raha Liana ,rehefa vita ny fifanarahana ampidirinay admin ianao,de avy eo esorinao admin izahay ,de anao ny pejy manomboka eo🙏

⚠️ LOZA KO TY, 🤣🤣‼️ AMBATOLAMPYLehilahy iray no Nanapa-kevitra hisaraka tamin'ny vadiny taorinan'ny fifamaliana nigagam-...
27/07/2025

⚠️ LOZA KO TY, 🤣🤣‼️ AMBATOLAMPY

Lehilahy iray no Nanapa-kevitra hisaraka tamin'ny vadiny taorinan'ny fifamaliana nigagam-bahoaka nifanaovan'izy mivady...

Araka ny fantatra avy @ fifamalian'izy ireo dia nandeha namonjy lanonam-pandevenana no nialan-dramatoa tao antrano ny maraina, akory anefa ny hatairan-drangahy rehefa tonga ity vadiny ity fa cocorasée be i Petakely rehefa notsapaina nefa dia mbola Rasta soamantsara alohan'ny nivoahany ny trano.

Raikitra ny gidraka ary niafara t@ izao fanampahakevitra hisarahana izao
Omaly Sabotsy moa no niseho ity trangam-piarahamonina nampalaelo ity
📷fanehoana (Basy Atifik'Avana)

Aboneo ny pejy 👉100% Malagasy

Antanimena Kely AmpitatafikaNitranga loza androany teo Ampitatafika. Araka ny fitantarana dia niala fiara ilay bisikilet...
24/06/2025

Antanimena Kely Ampitatafika
Nitranga loza androany teo Ampitatafika. Araka ny fitantarana dia niala fiara ilay bisikileta mba hiala amin'ny loza, saingy nifandona tamin’ny moto. Tsy mbola fantatra mazava hoe iza no tena diso.
src: TI AH,

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Léo L'antenosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share