02/06/2026
LOLOVOKATRA
Trangam-piainana tsy vahiny intsony amin'ny sofin'ny maro, fandre matetika eny anivon'ny fiarahamonina eny ny fisian'ny olona izay lazaina fa mifoha maty. Honohono, sihon-dresaka foana hatrany no nahalalako azy hatramin'izay saingy nohamarinin'ny fiainana tamiko izany taty aoriana. Tsy vitan'ny nahita aho fa tena niara-niaina sy akaiky izay olona iray izay. Dia eny, hoy aho hoe misy tokoa izy ireo !
PlayStore : https://play.google.com/store/apps/details?id=com.lyrify.appistery
iOS: https://appistery.app