14/10/2025
Efa amaregna farany recrutement n'tsika annn...☺️
🎬✨ TE HIDITRA AO AMIN’NY TEAM NOVAFRAME VE IANAO? ✨🎬
🚫 Tsy “casting” ity.
✅ Fa recrutement ofisialy ho an’ireo acteur & actrice te hiaraka amin’ny NovaCrew !
👉 Raha manana talenta amin’ny filalaovana ianao, tia miaina ao anatin’ny sarimihetsika ary vonona ny ho lasa anisany te hiara-anoratra tantara vaovao ataonay, araraoty ity!
💡 Tsy voatery ho mpilalao fotsiny ianao – afaka manatevin-daharana amin’ny loisirs sy projet créatif ao amin’ny NovaCrew!
💡 Tadidio: tsy hoe mitady olona fotsiny izahay, fa mampiditra fianakaviana vaovao ao amin’ny Team Nova.
🌟 INONA NO AZONAO REHEFA AO AMIN’NY TEAM NOVA? 🌟
✔️ Fahafahana ho acteur na actrice amin’ireo projet matotra ataonay.
✔️ Ho anisany mpikambana miaraka amin’ny ekipanay.
✔️ Lasa ao anatin’ny clip, film, pub ary projet hafa hivoaka amin’ny sehatra ofisialy.
✔️ Fianakaviana vaovao, fiarahana miasa miaraka amin’ireo talenta hafa.
💥 Tsy mila traikefa be ianao, fa fitiavana sy finiavana no tena zava-dehibe.
💥 Ny ekipanay no hiara-hampivelatra ny talentanao.
📌 Ny vokatra sy valiny rehetra dia havoaka eto amin’ity page NovaFrame Media ity ihany.
📲 Alefaso amin’ny WhatsApp ny momba anao (Anarana+Taona+Sary Iray):
+261 33 76 645 49