Système-ODAR Toamasina

Système-ODAR Toamasina 🎓 FORMATION
Informatique Bureautique 💻
Développement Informatique
Langue Anglaise 🇱🇷 💻

25/08/2026

💻SYSTÈME_ODAR_Madagascar 💻
👉 OPEN DIGITAL ACADEMY FOR RESEACH

💻💻La compétence numérique pour votre avenir

🔥 NY TÉLÉPHONE-NAO VE FANDANIAM-BOLA SA FITAOVANA HAMPIDIRAM-BOLA? 📱💰Efa manana smartphone ianao…Fa fantatrao ve ny fomb...
25/08/2026

🔥 NY TÉLÉPHONE-NAO VE FANDANIAM-BOLA SA FITAOVANA HAMPIDIRAM-BOLA? 📱💰

Efa manana smartphone ianao…
Fa fantatrao ve ny fomba hampiasana azy hamoronana opportunité sy fidiram-bola?

🚀 Anisan’ny PROGRAMME VAOVAO ao anatin’ny FORMATION EN INFORMATIQUE BUREAUTIQUE ato amin’ny SYSTÈME ODAR MADAGASCAR izany!

Tsy hijanona amin’ny Word, Excel na PowerPoint fotsiny ianao, fa hianatra ihany koa ny fomba:

🤖 Hampiasana Intelligence Artificielle (IA) amin’ny asa sy business
📱 Hampiasana téléphone ho fitaovana mamokatra
💡 Hamoronana hevitra sy opportunité amin’ny numérique
📲 Hampiroboroboana business amin’ny alalan’ny outils numériques
💰 Hikarohana fomba hahazoana fidiram-bola amin’ny numérique
🚀 Hampitomboana ny compétence sy ny valeur anananao eo amin’ny asa sy fianarana

👉 Ny tanjona dia tsy hoe hanana téléphone fotsiny, fa hahalala ny fomba hampiasana azy ho fitaovana hampidi-bola hoanao

Raha Liana ianao Mp Avy hatrany

🎯 Rentrée : Mardi 01 Septembre 2026
📍 Lieu : Salle IFT Mangarano-II, ampitany Stadium

La compétence numérique pour votre avenir

📢📢COURS DE LANGUES — GARANTIE À TAMATAVE 🇫🇷🇱🇷🎯 2 MOIS Mahay miteny misosa Tsara Vous souhaitez mieux parler, comprendre ...
24/08/2026

📢📢COURS DE LANGUES — GARANTIE À TAMATAVE 🇫🇷🇱🇷

🎯 2 MOIS Mahay miteny misosa Tsara
Vous souhaitez mieux parler, comprendre et communiquer en français ou en anglais ? Rejoignez notre formation pratique et intensive.

📚 AU PROGRAMME
🇫🇷 Français
Expression orale et conversation
Grammaire et vocabulaire essentiels
Prononciation et compréhension
Communication dans la vie quotidienne et professionnelle

🇱🇷 Anglais américain accent
Speaking & conversation
Vocabulary & grammar
Pronunciation
Listening & comprehension
English for everyday and professional communication

✅ Durée : 2 mois
✅ 4 séances par semaine
✅ Formation axée sur la pratique orale
✅ Progression accompagnée par des formateurs

✅ Objectif : oser parler et améliorer rapidement sa communication
✅ Pour débutants et personnes souhaitant renforcer leur niveau
Droit tokana ihany efa tsy misy écolage isam-bolana
Bonus: Formation gratuite en business Digital
Club de langue après formation

📍 Lieu : IFT Mangarano-II, en face du Stadium — Tamatave
Rentrée : Lundi le 10 septembre 2026

📞 Contact : 034 70 360 97
💬 WhatsApp : 037 76 135 18

🔥 Ne laissez pas la langue être un obstacle à vos études, votre travail ou votre avenir professionnel.

INSCRIVEZ-VOUS DÈS MAINTENANT!!


La compétence linguistique pour votre avenir

NY OPPORTUNITÉ DIA MANATONA IZAY MANANA COMPÉTENCE 🎯Tsy mahazo trondro ianao raha manenjika trondro fotsiny. 🐟Tsy mahazo...
24/08/2026

NY OPPORTUNITÉ DIA MANATONA IZAY MANANA COMPÉTENCE 🎯

Tsy mahazo trondro ianao raha manenjika trondro fotsiny. 🐟
Tsy mahazo voalavo koa ianao raha manenjika voalavo fotsiny. 🐀

Fa inona àry no atao?

Raha te hahazo trondro, maka fintana ianao.
Raha te hahazo voalavo, maka fandrika ianao.

Toy izany koa ny asa sy ny opportunité.

Raha mila asa ianao, aza mijanona amin’ny hoe:

«« Aiza no misy asa? »»

Fa manontania tena hoe:

«« Inona ny compétence ananako izay tena ilain’ny entreprise? »»

Ny entreprise dia tsy mitady olona fotsiny.
Mitady olona mahay, mahavita ary afaka mamaha olana izy ireo.

💡 Ny compétence no “fintana” entinao misarika opportunité.

Noho izany:

📚 Mianara isan’andro.
🎯 Mifidiana spécialité iray ary tena halalino.
💻 Ampitomboy hatrany ny compétence-nao.
🚀 Manao pratique, fa aza mijanona amin’ny théorie ihany.
🏆 Ataovy hita amin’ny zavatra vitanao ny fahaizanao.

Aza mandany fotoana manenjika opportunité fotsiny.

Ataovy izay hahatonga ny opportunité hanatona anao.

Rehefa mitombo ny compétence-nao, mitombo koa ny valeur-nao.
Ary rehefa mitombo ny valeur-nao, dia lasa maro kokoa ny opportunité misokatra ho anao.

🔥 Aza manenjika asa mandrakariva.
Miezaha ho lasa olona tadiavin’ny asa.


La compétence numérique pour votre avenir. 🇲🇬💻

23/08/2026

Matetika OLO koa ratsy2 zay, matetika mahay oo😀😀.
👉 Don’t underestimate

22/08/2026

👉2027 Tsy namanay ianao Raha tsy: Mahay Langue Anglaise, mañana Permis de conduire, Passeport, spécialités
Go🤝

Ny androany: Un pied à l'école et un pied dans le business 🤝✍️Afaka atao Tsara ny mianatra sady manao business sur Télép...
22/08/2026

Ny androany: Un pied à l'école et un pied dans le business 🤝

✍️Afaka atao Tsara ny mianatra sady manao business sur Téléphone ihany

Le premier septembre no rentré manaraka en informatique
Omenay Bonus formation: business Digital

Système ODAR Madagascar
La compétence numérique pour votre avenir

Teste de niveauSYSTÈME ODAR Langue Française🇫🇷🇫🇷
21/08/2026

Teste de niveau
SYSTÈME ODAR Langue Française🇫🇷🇫🇷

✨ TOMBONTSOA 4 RAHA MAHAY INFORMATIQUE IANAO 💻1️⃣ Mora kokoa ny mahita opportunitéOrinasa maro no mitady olona mahafehy ...
20/08/2026

✨ TOMBONTSOA 4 RAHA MAHAY INFORMATIQUE IANAO 💻

1️⃣ Mora kokoa ny mahita opportunité
Orinasa maro no mitady olona mahafehy ordinateur sy outils numériques.

2️⃣ Afaka mamorona revenu
Afaka manao freelance, prestation de service, business en ligne, création de contenu, sns.

3️⃣ Afaka miasa na aiza na aiza
Ny compétence numérique dia afaka manome fahafahana hiasa à distance sy hiara-miasa amin’olona na orinasa any ivelany.

4️⃣ 🤖 Mahafehy ny IA sy ny teknolojia vaovao
Rehefa mahay informatique ianao dia mora kokoa ny mampiasa ChatGPT, Excel, Canva, outils professionnels, ary teknolojia vaovao hafa.

👉 Ka anontanio ny tenanao :
“Raha omena ordinateur aho androany, inona marina no haiko atao amin’izy io?”

🎯 Raha mbola tsy mahafehy tsara ianao, aza miandry ela.

Ao amin'ny SYSTÈME ODAR MADAGASCAR, afaka mianatra tsikelikely avy amin’ny fototra ka hatramin’ny fampiasana informatique amin’ny fomba professionnel ianao.

📚 Informatique bureautique
🤖 Intelligence Artificielle
🎨 Canva & création de contenu
📱 Digital & réseaux sociaux
💼 Compétences professionnelles

🔥 Ny ordinateur tsy fitaovana fotsiny. Izy io dia compétence afaka manova ny hoavinao.


La compétence numérique pour votre avenir. 🇲🇬💻

🎓 AZA MIDITRA UNIVERSITÉ IHANY… MIDIRA MBA HANANA HO AVY.Ny Université dia tsy toerana hahazoana diplôme fotsiny, fa toe...
19/08/2026

🎓 AZA MIDITRA UNIVERSITÉ IHANY… MIDIRA MBA HANANA HO AVY.

Ny Université dia tsy toerana hahazoana diplôme fotsiny, fa toerana hanomanana ny tenanao ho amin’ny fiainana sy ny asa.

Aza mianatra fotsiny mba hahitanao diplôme, fa mianara mba hananana compétence tena ilaina, hahafahanao mamaha olana, mamorona zavatra ary mahita opportunité.

👉 Mianara tsara.
👉 Manaova pratique.
👉 Mianara technologie sy langues.
👉 Amboary ny réseau-nao.
👉 Miezaha hanana expérience, na dia mbola mpianatra aza.
👉 Ary indrindra, aza kivy rehefa mbola tsy hita avy hatrany ny vokatra.

💡 Tsarovy: Ny diplôme dia manokatra varavarana, fa ny compétence, discipline, expérience ary fikirizana no manampy anao handroso ao ambadik’io varavarana io.

🎯 Aza manontany fotsiny hoe: “Inona no diplôme ho azoko?”
Fa anontanio koa ny tenanao hoe: “Inona no compétence ho entiko rehefa vita Université?”


La compétence numérique pour votre avenir

Address

Salle IFT Mangarano-ll
Toamasina
501

Telephone

+261347036097

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Système-ODAR Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share