15/07/2025
Yo la commu ! 😎 Kobonareo ve fa nisy clips ana Rap Malagasy nihisa 75 be izao nivoaka tao anelanelan'ny volana Mai sy Juin lasa teo !? 😱 Eny, 75 clips, 31 tamin'ny volana Mai ary 44 tamin'ny volana Juin. 🥵
✅ Androany dia manolotra anareo rakitsary mihisa 20 indray izahay ato anatin'ny Rap Gasy Top Clips #3 izay rendez-vous afahanay mizarao aminareo ireo raki-tsary izay nisongadina indrindra tao anatin'ny tontolon'ny rap gasy tao anatin'ny volana iray na vitsivitsy.
1️⃣ 01/05 𝕽𝖆𝖕'𝖓𝖆 𝕲𝖊𝖓𝖙𝖘 (MITIA X KJ X GENT) - MVP / Real : Donnat Giovani - Ambovo Films
2️⃣ 09/05 SCKA (Sckariota) Ft. Geoscar - OVNI / Real : Styv / 09 Pictures - Prod : Buck Joc
3️⃣ 16/05 K-Ji Bass - Tamaga Miami / Real : Addly Concept - Rec : US Records
4️⃣ 17/05 KJ - Tsisy Asa Loha / Real - Mefy Steau - Prod : Polo Brown
5️⃣ 17/05 R.B.C 4EVER Ft. SCAR LAH - The BEST / Real : Akimly Sary - Son : Kikis on the track
6️⃣ 20/05 Vondron'ny Aloka - Ramalagasy / Real : G-Great - Rec : Mamaso Prod - Prod : Bil
7️⃣ 23/05 Ryan Anthony.flp & Ratsilahy - We don't trust 'Em / Real : Ambovo Films - Prod : Toasty
8️⃣ 03/06 Fab's Brownz - Parano / Real : P*e Gee - Prod : Rosinante444 & Fabulous Bronze
9️⃣ 06/06 Illicit Soul x K i p i k y x Sam CODEX x REBL x EDEN SOSSA - Smoking inda Hood / Real Sergio Mickael • SM IMAGE - Prod : Meji Soulside & Fat Killah
1️⃣0️⃣ 06/06 Teetoon Tsekmah Official - Ze tin'lah / Real : DIP - Edit : Browncoli the editor - Prod : Rosinante
1️⃣1️⃣ 06/06 TSOTA - Bex iray sy sôra telo / Real : Rix Laine Pictures - Prod : TML
1️⃣2️⃣ 06/06 Nelson & LILVS - Agnaty fo / Real : Davimix Mada Pictures - Prod : Bankobeats
1️⃣3️⃣ 11/06 Vicky Gang - Sugar Daddy / Real : Naldo Djunaid / Nvis Média - Son : Rise Sound Prod
1️⃣4️⃣ 13/06 TongueNat Nat Ft. Mashmanjaka - Raolombelona / Real : Sergio Mickael / SM IMAGE - Prod : Bil & TNGNT
1️⃣5️⃣ 21/06 BIG BOOMS.rza - Everyday / Real : Franck Dix / PLAY CREW
1️⃣6️⃣ 21/06 BNJ.k - Therapy / Real : Donah STR , An Driï - Edit : BNJ.k - Prod : BNJ.k
1️⃣7️⃣ 21/06 JDAN - CÉLINE :Street Born Symphonie Épisode 01 / Real : Directed by 2R - Mix : AB Records
1️⃣8️⃣ 23/06 Biba X K-Ji Bass - Fôka / Real : Patrick Ramangason / East Coast - Edit : Olivier Ramangason
1️⃣9️⃣ 24/06 REBL - F**k ny life / Real : Sergio Mickael / SM IMAGE - Prod : Fat Killah
2️⃣0️⃣25/06 Mason'Aloka 301 Madagascariensis - Vahoaka Mandinika / Real : Donnat Giovanni / Ambovo Films - Rec : Prodige Records - Prod : Dagôh, Harilova, Lepidar, Doc Valy
Version Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=FCRxsHk4HtM
👉 Izay sy izay aloha ny androany. Manasa anareo hijery feno an'ireo rakitsary ireo ho an'izay mbola tsy nahita.
👉 Efa dispo koa ny Rap Syga Top Clips #1 sy #2 afahanareo mijery ireo raki-tsary nisongadina nanomboka tamin'ny volana Janvier hatramin'ny Avril lasa teo.
Rap Syga Top Clips #1 : https://www.youtube.com/watch?v=ydxG-CxklbA
Rap Syga Top Clips #2 : https://www.youtube.com/watch?v=SQMrjXyLKPg