Asa any Dubai UAE

Asa any Dubai UAE Aza misalasala mandefa MP raha mitady asa any Dubai UAE https://wa.me/261323824741

11/12/2025

Ho antsika any Dubai na mbola eto Madagasikara Mp raha mitady asa ianareo.

03/12/2025

Salama, maro amitsika no mihevitra fa soloky ity page ity, raha soloky ity tompoko voalohany indrindra:
*Tsy natao lafo ny sarany fikarakarana fa natao mora aminizay mahazo olona maro fa juste vola ilaina amin'ny fikarakarana ny dossiers nareo miaraka aminy frais de service kely no alainay.
*Tsy napetako tao amin'ny bio ny lien whatsApp ko ary afaka verifier nareo izany.

Efa maro tompoko ny olona lasa ary ny tenako efa anisan'izany koa teo aloha ary milamina tsara any misy olona afaka mijoro vavolombelona fa aza matahotra manontany ao amin'ny MP fa vonona hanazava aminareo ny dingana rehetra sy zavatra ilaina izahay

Ny antony voalohany tena mahalafo azy dia ianao no miantoka ny billet d'avion nao sy ny vola ikarakarana ny papier (Emirate ID) nao any, ary efa anatin'ny vola takianay io daholo izany rehetra izany fa tsy misy vola alohanareo intsony reheda voaloa izay

Mahatonga ny gasy sasany sahirana rehefa tonga any dia nohon'ny fahitany sarany moramora tany nefa ny agent mifanaraka amin'ny pampiasa hoe natao trosa ilay billet d'avion sy ny fikarakarana Emirate ID ka gaga ianareo rehefa avieo tsy mahazo karama nefa miasa ihany satria ampiasainy ianao mandrapahandoavanao ny vola laniny nikarakarana ny taratasinao,
Fa raha ohatra kosa ianao mandoa lafo aty dia mandray karama normale ianao rehefa tonga any ary afaka mifindra asa hafa afaka 6 mois ary efa manana ny Emirate ID nao izay afahanao mijanina any malalaka anatin'ny roa taona be izay ary miasa ankalalahana amin'ny karama ambony

Ka aza misalasala miantso na mandefa message raha liana 🙂

Mobile: +261323824741 [WhatsApp]

29/11/2025

Anontanio ihany oa ato fa mbola manana fanantenana ianao miaraka aminay 🙂

29/11/2025

Somary lafolafo ny fandehanana any Dubai satria ny any zareo ianao no miantoka ny vola anamboarana ny taratasy afahanao mijanona any ka izany no mahalafo ny fikarakarana

29/11/2025

Ho an'izay vonona hiasa any Dubai, mikarakara ny dossiers nareo ato, Mp

Maro isika no mihemotra vao mahita an'ilay prix 😀, ilay izy kosa aloha tena tsy mora satria ny anay efa sûre à 100% ny a...
08/10/2025

Maro isika no mihemotra vao mahita an'ilay prix 😀, ilay izy kosa aloha tena tsy mora satria ny anay efa sûre à 100% ny ahatongavanao any sy ahazoanao an'ilay asa e, tsy aleo ve tsika mandoa lafo nefa assuré 100% toy zay andoa amle moramora nefa very vola fotsiny avy eo, Lazaiko ihany fa tsy mora ny fandehanana mipetraka any andafy indrindrandrindra Dubai UAE🇦🇪, tsy mitovy amin'ny manao vacance fotsiny 😀😀
Eo ny volan'ny Visa, permit de travail, contrat de travail, EID na Emirate ID, billet d'avion... ireo tompoko dia efa ao anatin'ny vola alohanao manotolo ka tsy mandoa intsony rehefa mandoa amin'ny voalohany
NB: mila aloa alohan'ny andehanana ny totalité
Mp raha mila fanazavana fanampiny 😊

Ho an'ny vehivavy manana eritreritra hiasa any UAE Dubai🇦🇪 dia misy ny asa femme de ménage ka aza misalasala mandefa Mp ...
01/10/2025

Ho an'ny vehivavy manana eritreritra hiasa any UAE Dubai🇦🇪 dia misy ny asa femme de ménage ka aza misalasala mandefa Mp na amin'ny commentaire fa omena fanazavana ianareo

Aza adino ihany koa fa efa nalefako any ny mahakasika ny asan'ny lehilahy
🇦🇪

Mitady asa any Dubai UAE🇦🇪 ve ianao fa tsy mahita lalana tsy misy fitaka? Aza misalasala manontany raha mahaliana anao a...
29/09/2025

Mitady asa any Dubai UAE🇦🇪 ve ianao fa tsy mahita lalana tsy misy fitaka? Aza misalasala manontany raha mahaliana anao ary izany

🟩Ny asa ho an'ny lehilahy azahoana Emirate ID mandritran'ny 2 taona dia ny Asa mahakasika ny bâtiment no misy hatreto.
🟩Asa ho an'ny vehivavy kosa dia ny femme de menage ary tsy mandalo agence fa tonga dia ny pampiasa no mikarakara zavatra rehetra any
➡️ Ka noho izany aza misalasala manontany amin'ny hafatra miafina raha misy fanontaniana

28/09/2025

Misy mis à jours kely ity,
Efa misokatra ho an'ity pejy ity ihany koa ny olona miasa any Maurice ary tsy dia lafo raha hoarina amin'ny Dubai ka anareo ny safidy hoe Dubai UAE 🇦🇪 sa Maurice 🇲🇺

Na dia somary lafolafo ny afahana mandeha any Dubai nefa sûre dia aleo mandeha ihany fa tsy ho anenenanao, ka noho izany...
26/09/2025

Na dia somary lafolafo ny afahana mandeha any Dubai nefa sûre dia aleo mandeha ihany fa tsy ho anenenanao, ka noho izany aza misalasala manontany raha misy tsy mazava ato amin'ny pejintsika

Address

Mangarivotra
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asa any Dubai UAE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share