
21/07/2025
Miarahaba an'i BODO nahatratra ny tsingerintaona androany 😇 Mirary soa hatrany dia manantena ny fiarahamiasa hatrany 🥰😍😘
Ekipa E-Boss MADA 🙏
Mankalaza ny AINA aho anio.
Velona sy NAHATRATRA ity Andro ity. Misaotra ny MPAHARY.
Fa Maro ireo saraka aman'AINA tato ho ato, ao ireo mbola mitady "ody faty", tsy manam-pidiny fa manahy ny ho very AINA.
HO AFA-DROFY ANIE IANAREO. HITOMBO FAHASALAMANA, HIVERINA TOY NY AN'NY VOROMAHERY NY TANJAKAREO.
Mampieritreritra izany ka mahatonga ny hafatry mama alohan'ny hanariany Aina hoe : AZA MANKAHALA NA IZA NA IZA.
TEZERA FA AZA MANOTA.
Maro ny zavatra tsy RARINY sy mampitroatra Ary iadiako amin'ny heriko manontolo. Fa ny FANKAHALANA tsy tahiriziko ato am-poko fa mamono ahy.
Mamy ny miaina saingy
Tsy misy ny doria ka
Ndao hanao NY SOA ,NY TSARA, NY RARINY, NY HITSINY