Radio Télé Catholique Masôva - RTCM -

Radio Télé Catholique Masôva - RTCM - FM 97.00 CANAL 25 UHF (ECAR DIOCESE TOAMASINA 501) Enceinte Petit Séminaire Androranga

14/03/2026

SERVIR MADA TOAMASINA: Nanao fanambarana mba hanendrena ho P.M ny anaran'ny olona natolotr'izy ireo.

27/02/2026

ADY TANY AO TAPAKALA:
Mbola manjaka ny tsindry hazo lena ataon'ny orinasa iray amin'ny fokonolona ao Tapakala

MPIANATRA AO AMIN’NY ONIVERSITEN’I TOAMASINA DISTRIKAN’I FENOARIVO ATSINANANA.Natolotra ny marainan’ny faha 26 Febroary ...
27/02/2026

MPIANATRA AO AMIN’NY ONIVERSITEN’I TOAMASINA DISTRIKAN’I FENOARIVO ATSINANANA.

Natolotra ny marainan’ny faha 26 Febroary vary 1 tonnes miampy vokatry ny tany animbirôka avy amin’ny solom-bavambahoaka Andry Cristal Com niaraka tamin’ireo solon-tenan’ny ben’ny tanana miisa 14 mandrafitra ny distrikan’ny Fenoarivo Atsinanana hoan’ireo mpianatra ao barikadimin’ny Toamasina. Tankafaliana tokoa ny nadraisan’ireo mpianatra izany androany tamin’ny alalan’ny solontenan’izy ireo ROMEO Jocelin filohan’ny SEFENUT izay ahitana mpikambana 1000.

VONDROMBAVAKA APOSTOLIN’NY FAMINDRAMPON’ANDRIAMANITRA NASIONALY SY NY ORIN’ASA IMEX Iray amin’ny toeram-pitsabona nahita...
25/02/2026

VONDROMBAVAKA APOSTOLIN’NY FAMINDRAMPON’ANDRIAMANITRA NASIONALY SY NY ORIN’ASA IMEX
Iray amin’ny toeram-pitsabona nahitana fahasimbana mihoatran’ny 80% ny hopitaly ben’i Toamasina. Manana mpiasa manodidina 300 ihany koa izy ireo ary rava trano avokoa io indrindra no nahatongan’ny avy ao amin’ny vondrombavaka Apostolin’ny famindrampon’Andriamanitra eo amin’ny sehatra nasionaly notarihan’i R.P RAKOTOMALALA Naivoson Joël niaraka tamin’ny mpiara-miobon’antoka amin’izy ireo dia ny orin’asa IMEX notarihan’i RANDRIANARISOA Rivo ka nanolotra vary -menaka- sira – siramamy –savony -fanafody- Groupe électrogene- fanitso- hazo- hoan’i CHU Hopitaly ben’i Toamasina ny alin’ny faha-23 Febroary 2026. Fantatra fa hetsika ara-tsiosaly maro no notanterahin’izy ireio teto Toamasina nandritra ny herin’andro mahery. Izao natao ihany koa mba hanampiana ireo mpiray tanindrazana vokatry ny takaitra navelan’ny rivodoza GEZANI.

23/02/2026

Jobily faha 25 Taona naha Eveka sy faha 40 Taona naha Pretra an' i Son Eminence Mgr Désiré TSARAHAZANA, Arsevekan'i Toamsina.

16/02/2026

TAORIAN’NY FIVORIANA NIARAHAN’NY DIDEC TAMIN’IREO TALEN-TSEKOLY KATOLIKA NY MARAINAN’NY ALATSINAINY FAHA 16 FEBROARY DIA TAPAKA FA NY ALATSINAINY FAHA 23 FEBROARY NO MIVERINA AN-TSEKOLY NY MPIANATRA AMIN’NY SEKOLY KATOLIKA REHETRA ETO AMIN’NY DIOSEZIN’I TOAMASINA FA KOSA MANENTANA NY RAY AMANDRENIN’NY MPIANATRA SY NY MPIANATRA MBA HIARA HISALAHY AMIN’NY FANADIOVANA NY SEKOLY MANDRITRA ITY HERINANDRO ITY . R.P. TOMBOZAFY JOSEPH DIDONT DIDEC DIOSEZY TOAMASINA .ARAKA NY FANTATRA SY HITA NY SEKOLY KATOLIKA STELLA MARIS ; ST JOSEPH DE CLUNY TANAMAKOA ; NY ST JEAN 23 ARY NY STE THERESE NO TENA NAHITANA FAHAVOAZANA BE INDRINDRA RAHA NY SEKOLY KATOLIKA ETO AN-TAMPON-TANANAN’I TOAMASINA .

Miarahaba Diosezy ny Fenerive-Est, mankalazana ny faha 25 taona androany Alahady 15 Febroary.
15/02/2026

Miarahaba Diosezy ny Fenerive-Est, mankalazana ny faha 25 taona androany Alahady 15 Febroary.

30/12/2025
Tontosa androany talata faha 30 desambra 2025 ny fanolorana panier garnie  hoan'ny mpiasan'ny RTCM, izay avy  tamin'ny t...
30/12/2025

Tontosa androany talata faha 30 desambra 2025 ny fanolorana panier garnie hoan'ny mpiasan'ny RTCM, izay avy tamin'ny tomponandraikitry ny RTCM , narahina fanolorana solombodiakoho ihany koa hoan'ny talen'ny RTCM avy tamin'ny mpiasa amin'izao ankatroky ny fetin'ny faran'ny taona sy ny taona vaovao izao .
Mirary fetin'ny faran'ny taona feno fifaliana sy taom-baovao finaritra sy hieren-doza .

Address

Enceinte Petit Séminaire Androranga
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Télé Catholique Masôva - RTCM - posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category