Daily Aina

Daily Aina Storytelling Vlog Partage & Astuce �

02/02/2026

31/01/2026
Tsotra kely no azahoana azy!Invité o ny namanao i suivre ny page tsikaAlefaso aminy commentaire ny recette tianareo ho z...
20/01/2026

Tsotra kely no azahoana azy!
Invité o ny namanao i suivre ny page tsika
Alefaso aminy commentaire ny recette tianareo ho zaraina manaraka eo
Dia Mentionné o ny namana mba ahita ny zavatra zaraina eto

Ataotsika ny fisarihana rehefa feno 4k fotsiny isika
Hisy cadeau Surprise be iany koa an🥰

18/01/2026

KFC🍗

13/01/2026

Elaela tsy nihaona
Fa indreto ary ny petit chef anolotra sakafo matsiro be ho anareo e!
Menmen
Petit déjeuner turc izy ity
Mora atao kely
Ita eny antsena eny ny fangaro rehetra

Mazotoa daoly!😘

📣 JEU SPÉCIAL KELY HO ANAREO GAGNEZ CE MAGNIFIQUE COLLIER CERISE DE   ! 🍒✨Hoentina Noël Vonona ve ianareo hifaninana kel...
27/11/2025

📣 JEU SPÉCIAL KELY HO ANAREO
GAGNEZ CE MAGNIFIQUE COLLIER CERISE DE ! 🍒✨Hoentina Noël

Vonona ve ianareo hifaninana kely anio ? 😍
Voici une énigme spéciale SAKAFO ho anareo !
Si vous trouvez la bonne réponse dia tafiditra amin’ny tirage hahazoana ity collier cerise kanto be avy amin’i 🍒✨ ity

❓ ENIGME DU JOUR : Devinez le dessert !

“Malefaka aho, mangatsiaka, mamy, matetika manitra vanille na chocolat. Tian’ny ankizy sy ny lehibe. Tsy gâteau aho, tsy jus aho ary tsy fromage ko… fa misy crème ao anatiko. Iza aho ?”

👇
Répondez en commentaire + mentionnez 5 amie fotsiny handray anjara sy i Suivre ny page
Dia tafiditra ho automatique amin’ny tirage ianao 😍

⏳ TIRAGE OFFICIEL : 10 DÉCEMBRE

27/11/2025

Tiramisu🍰

250g Mascarpone
4 Œufs
200ml crème liquide
100g sucre
Biscuits Boudoire
Café
Cacao amer
Vanille

Mazotoa ary e!😘

Mélange parfait: Fruits frais+Glace🥰Couleurs, Fraîcheur et douceur dans un seul verre🍨 Fahasalama sy Fahafinaretana🤗 Ino...
19/11/2025

Mélange parfait: Fruits frais+Glace🥰
Couleurs, Fraîcheur et douceur dans un seul verre🍨

Fahasalama sy Fahafinaretana🤗

Inona ny voankazo tena tianareo indrindra😊
Ary recette inona no mba tianareo halefako manaraka eo?

Mazotoa mihinana voankazo fa fotoanany izao
Ampiarahina amilay glace natoro antsika
Miammm😋

Bonsoir Bonsoir! Aza malaelo ho anizay tsy nahazo t@lalao teo aloa fa izany ary ny:📢 Fizarana Crédit – Exclusivité Recet...
16/11/2025

Bonsoir Bonsoir!
Aza malaelo ho anizay tsy nahazo t@lalao teo aloa fa izany ary ny:

📢 Fizarana Crédit – Exclusivité Recette Glace
Rahampitso, hanome crédit ho an’olona 10 aho, ahafahana mijery ny recette glace vaovao havoaka amin’ny Page ny Alarobia.

🔹 Mila atao:
✓ Commenter
✓ Mentionner namana jiaby
✓ Partager anaty groupe 5

🔸 Ireo 10 voalohany manatanteraka ireo dingana ireo no mahazo ny crédit.
Tsy adino fa voafetra ho an’ny 10 olona voalohany ihany!🥰

Address

BDR Pacifique
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Daily Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share