Afafi-Fet EKAR Md Joseph Ampasy Nahampoana

Afafi-Fet EKAR Md Joseph Ampasy Nahampoana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Afafi-Fet EKAR Md Joseph Ampasy Nahampoana, News & Media Website, Tôlagnaro, Toliara.

"Arahabaina isika tratrin'ny fetin'i Mb Terezin'i Jesoa zazakely "
01/10/2024

"Arahabaina isika tratrin'ny fetin'i Mb Terezin'i Jesoa zazakely "

Misaotra ny Tompo fa tongasoa eto antsiranana ny ekipa
19/08/2024

Misaotra ny Tompo fa tongasoa eto antsiranana ny ekipa

Mirary soa ny solo tenantsika hamonjy ny Kongresy Eokaristika Nasionaly any Antsiranana
14/08/2024

Mirary soa ny solo tenantsika hamonjy ny Kongresy Eokaristika Nasionaly any Antsiranana

Miarahaba azy 11 mianadahy avy ao Afafi-fet izay nandray ny sakramentan'ny Eokaristika ny 11 aogositra 2024
14/08/2024

Miarahaba azy 11 mianadahy avy ao Afafi-fet izay nandray ny sakramentan'ny Eokaristika ny 11 aogositra 2024

Afafi, Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesana antsika namana, fa izahay Afafi-fet eto @ EKAR MD JOSEFA AMPASY NAHAMPOA...
13/06/2024

Afafi, Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesana antsika namana, fa izahay Afafi-fet eto @ EKAR MD JOSEFA AMPASY NAHAMPOANA dia namoy an'i "Florentine" izay ao @ sampana Vavolombelon'i Kristy (VK) ny maraina teo.
Mivavaka ho an'ny fanahiny mba ho raisin'Andriamanitra ho eo aminy sy mirary fiononana ho an'ny fianakaviana sy ny Mpikambana rehetra. 😭

" Miarahaba antsika Afafi-fet nahatratra izao Alakamisy Masina izao, miarahaba ireo Pretra ihany koa tonga fety "
28/03/2024

" Miarahaba antsika Afafi-fet nahatratra izao Alakamisy Masina izao, miarahaba ireo Pretra ihany koa tonga fety "

Fankalazana ny fetin'ny Md Fransoa Xavier
03/12/2023

Fankalazana ny fetin'ny Md Fransoa Xavier

Arabaina i Tenciane sy michelette izay nandray ny sakramentan'ny Eokaristia. Mahareta hatramin'ny farany amin'ny fanarah...
03/07/2023

Arabaina i Tenciane sy michelette izay nandray ny sakramentan'ny Eokaristia.
Mahareta hatramin'ny farany amin'ny fanarahan-dia an'i Jesoa.
Fet hatrany hatrany !!

Address

Tôlagnaro
Toliara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Afafi-Fet EKAR Md Joseph Ampasy Nahampoana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share