
11/07/2025
Association des Jeunes pour avenir meilleur.
🫶Vatako,
🫶Ho aviko,
🫶Safidiko
Andro manerantany ho an'ny mponina,
"Omeo ny tanora ireo fomba hanorenany fianakaviana nosafidiny ao anatin'ny tontolo marina sy feno fanantenana"