
02/10/2024
Salama tsika rehetra 🖐️
Ny ONG JADD dia manolotra fiofanana hoatsika rehetra :
-Mikasika ny fanamboarana sy fandrafetana CV sy LM mahomby ary manaraka vanim-potoana.
-Fiofanana mikasika ny fitadiavana asa sy fomba atao ahazoana izany .
Voafetra ny toerana Ka mba misorata anarana mialoha.
De rien, Approfondissez vos connaissances avec JADD.