
15/06/2025
Tanteraka le 14 jona 2025 ny fankalazana ny faha 3taona ny nijoroany FITAMIFA eto Faritany Toliara.
Mankasitraka ireo Ray AmandReny be zay tonga nanotrona izao lanonana izao dia i Atoa:
*Ancien Sénateur ROBERT Razaka, izay Prezida antoko ATM National (Avotse Tanindraza Madagasikara.
* Doyen Faculte de lettre eto amy universite de Toliara, Docteur MONJA Jaovola
* MARIGASY Chef Comptable ao amin'ny Ministeran'ny Serasera eto Toliara ary Prezida Consentisation ao amy ATM toliara.
*HASINANE Prezida Environnement ao amy ATM toliara
*MAURICE Adjoint Proviseur de lycee Betioky Sud.
*Prezida FITEOMI eto amy oniversite toliara
*Soletenan'ny FIMPITEFABA eto amy oniversite Toliara.
*Solontenan'ny AEVA eto amy oniversite Toliara.
*ARSTOPHANE mpampianatra ao amy lycee Betania tanambao.
Ary ireo mambra tonga nanamasaka ny lanonana.
Mankasitraka tompokolahy mankatelina tompokovavy.