26/05/2026
๐ Fikaonandoham-Pirenenโny Tanora eto aminโny Faritra Atsimo Andrefana.
Ry tanora malagasy ato Atsimo Andrefana,
Mba hanatsarana ny fandraisana anjara sy ahafahanโny tanora rehetra eto aminโny faritra mandray anjara aminโny fakankevitra isakin'ny district sy KAOMININA ato amin'ny Faritra Atsimo Andrefana , ny Comitรฉ Rรฉgional dโOrganisation dia nanomana ny Fakankevitra an-tserasera (Consultation en ligne).
๐ฏIty fakankevitra an-tserasera ity dia natao mba :
๐ดHanome fahafahana ho anโny tanora rehetra manerana ny district 09 ato amin'ny Faritra sy KAOMININA rehetra izay misy connexion internet ๐ (na amin'ny ville na any ambanivohitra) na manerana ny Madagascar, Izay tsy afaka nanatsika mivantana na tsy nahatratra ny Fakankevitra izay efa natao.
๐ดHanamafisana ny inclusion numรฉrique aminโny Fikaonandoham-Pirenenโny Tanora ;
Ahafahanโny feonโny tanora rehetra miara-manangana ny soso-kevitra ho anโny fanavaozana ny faritra sy ny firenena.
๐Ny feonao no zava-dehibe !
Na efa nandray anjara taminโny fikaonandoha mivantana ianao na tsia, dia mbola afaka mandray anjara izao aminโny alalanโity formulaire en ligne ity.
โก๏ธ https://forms.gle/2n1j6MpEdXVEK3qVA
๐ขMiaraka isika aminโny fanorenana ny hoavy tsaratsara kokoa ho anโny tanora sy ny faritra Atsimo Andrefanas fa indrindra ho an'i Firenena ๐ฒ๐ฌ
Ho anโny Fanavaozana ! ๐ฒ๐ฌ
Ministรจre de la Jeunesse et des Sports
Commune Urbaine de Toliara
Conseil Communal de la Jeunesse Toliara
Jeune Animateur Toliara I
Fรฉdรฉration des Associations des Etudiants l'Universitรฉ de Toliara