30/04/2026
Hafatry ny video:
"Aza zatra mampanao zavatra tsy mifanaraka amin'ny didin' i ALLAH ny zanakao amin'ny filazana fa mbola kely izy. Hitombo mantsy izy ary mety ho faty ao am-pony ny fahatahorana an' i ALLAH."