
18/06/2025
De tout ❤️ avec vous les frères 🙏
Firaisan-kina no hery na am mangidy na amin'ny mamy🙏
Vita ✅ misaotra antsika DJ rehetra namaly ny antso - na ireo tsy afaka fa nanampy ihany koa.
Dia amin’ny fifaliana anie no hiaonatsika maro maro kokoa no izao.
(Soyez prudent)