21/01/2025
VOAVAHA NY OLANA AO BAS MANGOKY
Mitaraina ireo mpamboly ao amin’ny lemaky Bas Mangoky noho ny fikenan’ny Tosidrano mankany amin’ny tany fambolena, nidina any antoerana avy hatrany ireo teknisianina eo anivon’ny fambolena izay notarihan’ny mpanolotsaina teknikan’ny ministeran’ny Fambolena sy ny fiompiana mba bhijery vahaolana malaky hampandehanana ny rano.
Reporteur : JOACHIM Ambroise / RETANA Eve