Pixaria Design

Pixaria Design Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pixaria Design, Digital creator, Maninday, Tulear.
(7)

🎨 Design graphique & création de contenu en IA
📌 Branding | Visuels réseaux sociaux
🚀 Donne de la valeur à ton image
📩 Collaboration en DM
📞+2611422998/+261389508449

😍Mazava, Pro, ary Manintona. Ity ny sangan'asa vaovao ho an'ny Tsiky Fitness Club. Andeha hampiakarina ny lentan'ny "vis...
25/01/2026

😍Mazava, Pro, ary Manintona. Ity ny sangan'asa vaovao ho an'ny Tsiky Fitness Club. Andeha hampiakarina ny lentan'ny "visuel"-nao mba hisongadina kokoa ianao!🥰🥰

Rehefa madio, mazava, ary manintona ny visuals mampahafantatra ny asanao, dia tonga ho azy ny mpanjifa! Ny tanjonay ao a...
24/01/2026

Rehefa madio, mazava, ary manintona ny visuals mampahafantatra ny asanao, dia tonga ho azy ny mpanjifa! Ny tanjonay ao amin'ny Pixaria Design dia ny hanome anao izany fahafaham-po izany.

Na événement, na vokatra (produits), na tolotra (services) no tianao hampahafantarina, manana ny vahaolana "Premium" izahay.

👉 Commande-o dieny izao ny anao: ☎️ 033 14 229 98 | WhatsApp: +261 33 14 229 98 Facebook: Pixaria Design

Affiche Bourse d'étude ✅💯
19/01/2026

Affiche Bourse d'étude ✅💯

Affiche BTP👷✅
19/01/2026

Affiche BTP👷✅

Prompt :Ultra-detailed cinematic 8K portrait of the same man (100% face & body match) sitting on a weathered rock ledge,...
13/01/2026

Prompt :

Ultra-detailed cinematic 8K portrait of the same man (100% face & body match) sitting on a weathered rock ledge, one knee raised, cheetah resting beside him looking in the same direction. The man appears relaxed yet powerful, sunglasses WAYFARER.

Outfit: black half-sleeve oversized beige linen printed shirt, soft coffee colour trousers, stylish Bata shoes, and watch. stylish hair style.

Aza mionona amin'ny tsotra fotsiny! 🚀📸🥰Ny Avant/Après dia porofo fa ny sary voadio tsara no fanalahidin'ny fahombiazana ...
12/01/2026

Aza mionona amin'ny tsotra fotsiny! 🚀📸🥰

Ny Avant/Après dia porofo fa ny sary voadio tsara no fanalahidin'ny fahombiazana amin'ny Marketing Digital. Ao amin'ny Pixaria Design, hovainay ho kanto mahavariana ny sarinao.

✨ Ny hevitrao, hovainay ho matihanina! 💬 MP na WhatsApp: 033 14 229 98 ☎️ +261333691702

"

09/01/2026

BOOSTER TA PAGE ICI -
SANS TRAHISON 🥰

Mila sary dokam-barotra matihanina sy mahasarika tahaka izao ve ianao? ✨🥰Ao amin'ny Pixaria Design, hovainay ho kanto sy...
08/01/2026

Mila sary dokam-barotra matihanina sy mahasarika tahaka izao ve ianao? ✨🥰

Ao amin'ny Pixaria Design, hovainay ho kanto sy mivarotra ny hevitrao. Jereo ity santionany amin'ny Portfolio-ko ity (Tsiky Snack). Na inona na inona sehatra misy anao, manana vahaolana ara-tsary 'sur-mesure' izahay.

🚀 Andao hiresaka ny tetikasanao: 🟢 WhatsApp: 033 14 229 98 📞 Appel: +261 38 95 084 49 📧 Email: [email protected]

"

08/01/2026

Vidéo izay nogénérena avy amin'ny Google Veo 3🥰
Ahoana ny fahitanao any???

Portfolio fohy ho an'ireo te hahita vokatra haingana.🥰"Mila sary dokam-barotra (Affiches) matihanina tahaka izao ve iana...
08/01/2026

Portfolio fohy ho an'ireo te hahita vokatra haingana.🥰

"Mila sary dokam-barotra (Affiches) matihanina tahaka izao ve ianao? 🚀✨

Ny Pixaria Design dia mpanolotra vahaolana ara-tsary 'sur-mesure' ho an'ireo rehetra te hampiakatra ny lenta ny 'communication'-ny. 🔹 Design Graphique ho an'ny sehatra rehetra. 🔹 Création de contenu manaraka ny teknolojia IA. 🔹 Paikady Marketing Digital mahomby.

Andao hiresaka! Ny fahombiazanao no tanjonay. 🎯

🛒 Mifandraisa aminay: 🟢 WhatsApp: 033 14 229 98 📞 Appel: +261 38 95 084 49 📧 [email protected]

"

Ho an'ireo te hahita vokatra haingana sy matihanina.🥰😅"Prêt à passer au niveau supérieur ? 🚀✨Ny Pixaria Design dia manol...
07/01/2026

Ho an'ireo te hahita vokatra haingana sy matihanina.🥰😅

"Prêt à passer au niveau supérieur ? 🚀✨

Ny Pixaria Design dia manolotra serivisy 'Conception Graphique' sy 'Création de contenu' ho an'ny tetikasanao rehetra. Ny sangan'asanay dia vokatry ny fitambaran'ny talenta sy ny teknolojia farany.🥰

🔹 Affiche Publicitaire & Flyers 🔹 Logo & Identité Visuelle 🔹 Visuels Marketing & IA

Andao hiresaka ny momba ny 'communication' anao! 📧 [email protected] 🟢 WhatsApp: 033 14 229 98 📞 Appel: +261 38 95 084 49

Rafanomezantsoa Kalash – Ny hoavin'ny Design eto aminao!

"

Address

Maninday
Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pixaria Design posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share