International Malagasy

  • Home
  • International Malagasy

International Malagasy Bienvenue sur notre page Facebook !

Toutes les actualités des joueurs malgaches à l’international.

✅ CODE PROMO SENDWAVE : BOUM261

Collaboration & partenariat : MP ou Mail : [email protected]

😍 BOUM ! NIVOAKA MPANDRESY NY EKIPAN’I EL HADARY 🇲🇬 AS NANCY 🇫🇷 IZAY NANDAVO AN’NY DUNKERQUE TAMIN’NY ISA 2 NOHO 0...LAL...
29/08/2026

😍 BOUM ! NIVOAKA MPANDRESY NY EKIPAN’I EL HADARY 🇲🇬 AS NANCY 🇫🇷 IZAY NANDAVO AN’NY DUNKERQUE TAMIN’NY ISA 2 NOHO 0...

LALAO VOALOHANY NIARAHANY TAMIN’ITY EKIPA VAOVAO ITY IZAY NIDITRA TAMIN’NY MINITRA FAHA 90... HIRARIANA NY MBA HAHAZO TEMPS DE JEU BEBE KOKOA AMIN’NY LALAO MANARAKA. 🔥🔥🔥

ALEFAAA 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

😍 BOUM ! Voahositra ho tompon-dakan’i Afrika i Madagasikara 🇲🇬 tamin’ny fifaninanana FIFAe Continental Championship 2026...
29/08/2026

😍 BOUM ! Voahositra ho tompon-dakan’i Afrika i Madagasikara 🇲🇬 tamin’ny fifaninanana FIFAe Continental Championship 2026, natao tany Maraoka !

🇲🇬👏🏻 Arabaina manokana ry zalahy ireto fa nitondra voninahitra ho an’i Madagasikara! ❤️‍🔥

Nandritra ny interview-ny, nangataka i Rayan mba hisy serveur Konami eto Madagasikara, noho ny fahasahiranana amin’ny réseau. Amin’izao fotoana izao dia tsy maintsy mampiasa VPN ny mpilalao eto amintsika noho ny tsy fisian’ny serveur eto an-toerana.

Na izany aza, tsy nataon’izy ireo sakana tsy handrosoana izany! 👏🏻🔥 Tena mahay sy manana talenta ny Malagasy, fa matetika ny tsy fahampian’ny fanohanana sy fitaovana no sakana.

Tsy adino koa ny SOKA Club sy Yas Madagascar izay manohana hatrany ireto mahery fo malagasy ireto 💪🏼…

Mirehareha aminareo izahay! 🇲🇬❤️

😍 BOUM ! VAO AINGANA NIFINDRA DIA EFA ANATY GROUPE HIATRIKA NY EKIPAN’NY DUNKERQUE 🇫🇷 I EL HADARY 🇲🇬.LALAO ANIO AMIN’NY ...
28/08/2026

😍 BOUM ! VAO AINGANA NIFINDRA DIA EFA ANATY GROUPE HIATRIKA NY EKIPAN’NY DUNKERQUE 🇫🇷 I EL HADARY 🇲🇬.

LALAO ANIO AMIN’NY 9 ORA ALINA !

ALEFAAA 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
NDAO KOA HIARAKA AMINAY AMIN’NY LALAO LUDOKA E! LUDO VITA MALAGASY EN LIGNE SADY EFA MARO NY MALAGASY MILALAO AZY. Tsindrio ny https://ludoka.soka.club/

🇲🇬 Hiatrika ireo firenena afrikanina maro ireo solontena malagasy amin’ny eFootball Mobile sy Console! Fifaninanana tant...
27/08/2026

🇲🇬 Hiatrika ireo firenena afrikanina maro ireo solontena malagasy amin’ny eFootball Mobile sy Console! Fifaninanana tanterahina any Maroc 🇲🇦

Araho mivantana ao amin’ny SOKA Club ny lalao rehetra !

🇲🇬❤️ Tohano ireo Barea antsika ary ampireheto ny fitiavana an’i Madagasikara !

🚩 OFISIALY ! HIBABY NY LAHARANA FAHA 12 I EL HADARY 🇲🇬 MIARAKA AMIN’NY KLIOBANY VAOVAO. 💪🏼🔥ALEFAAA 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
27/08/2026

🚩 OFISIALY ! HIBABY NY LAHARANA FAHA 12 I EL HADARY 🇲🇬 MIARAKA AMIN’NY KLIOBANY VAOVAO. 💪🏼🔥

ALEFAAA 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🔥 Le défenseur de Madagascar, Jérémy Morel 🇲🇬
27/08/2026

🔥 Le défenseur de Madagascar, Jérémy Morel 🇲🇬

🚩 Mampalahelo i Madagasikara. 😔🇲🇬Raha ampitahaina amin’ity kianja any Brezila ity, izay naorina tanteraka tamin’ny tetib...
26/08/2026

🚩 Mampalahelo i Madagasikara. 😔🇲🇬

Raha ampitahaina amin’ity kianja any Brezila ity, izay naorina tanteraka tamin’ny tetibola manodidina ny 120 tapitrisa dolara, dia vao mainka mampametra-panontaniana ny zava-nitranga teto Madagasikara.

Ny Kianjan’ny Barea Mahamasina kosa dia efa kianja nisy taloha ka nohavaozina, nefa araka ny tatitra sasany dia voalaza fa nahatratra 120 tapitrisa dolara ny vola lany tamin’ny fanavaozana azy, fa tsy 77 tapitrisa dolara fotsiny.

120 tapitrisa dolara amin’ny fanorenana kianja vaovao any Brezila… ary 120 tapitrisa dolara ihany koa amin’ny fanavaozana kianja efa nisy teto Madagasikara. 🤔

Tena mampieritreritra izany. Mampalahelo i Madagasikara. 🇲🇬💔

BOUM ! NIFINDRA AO AMIN’NY HETTEN FC 🇸🇦 I CAROLUS 🇲🇬, IZAY AVY NILALAO TAO AMIN’NY AL AIN !37 TAONA NY LEHILAHY, ARY MBO...
26/08/2026

BOUM ! NIFINDRA AO AMIN’NY HETTEN FC 🇸🇦 I CAROLUS 🇲🇬, IZAY AVY NILALAO TAO AMIN’NY AL AIN !

37 TAONA NY LEHILAHY, ARY MBOLA « EN FORME » TSARA ! 💪🏼🔥

ALEFAAA 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
TSINDRIO NY https://ludoka.soka.club/ LALAO LUDO EN LIGNE VITA MALAGASY...

🚩 Hifindra any amin’ny AS Nancy 🇫🇷 (Ligue 2) i El Hadary 🇲🇬, mpilalaon’ny Paris FC!Nahitana fifanarahana ny teo amin’ire...
26/08/2026

🚩 Hifindra any amin’ny AS Nancy 🇫🇷 (Ligue 2) i El Hadary 🇲🇬, mpilalaon’ny Paris FC!

Nahitana fifanarahana ny teo amin’ireo klioba roa tonta, izay miendrika fampindramana. Ny tombony ho an’ity mpilalao malagasy ity dia ny fahafahany mahazo “temps de jeu” bebe kokoa any amin’ny klioba vaovao.

Aza adino ny mitsidika ny site Ludoka https://ludoka.soka.club/ izay ahitana lalao ludo vita malagasy novokarin’ny SOKA Club, efa maro ny malagasy milalao azy ity.

ALEFAAA 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🇲🇬 Les 11 types des Barea 🇲🇬 selon leurs performances actuelles en club. Qu’en pensez-vous pour affronter le Nigeria en ...
25/08/2026

🇲🇬 Les 11 types des Barea 🇲🇬 selon leurs performances actuelles en club. Qu’en pensez-vous pour affronter le Nigeria en septembre ?

______________
Ludoka, dia ludo enligne vita malagasy izay ahafahana milalao miaraka amin’ny namana na lavitra aza, tsindrio ny https://ludoka.soka.club/

Address


Telephone

+261383264206

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when International Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to International Malagasy:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share