11/05/2026
Hey les Beautsées 🥰🥰🥰
Aiza daholo ianareo ilay mila manao volo avant 7h rehetra fa misy tolotra ho anareo ity:
➡️ Manomboka izao dia afaka maka rendez-vous avant 7h ianareo fa mila miantso 1 andro mialoha fotsiny.
➡️ Betsaka ny fanatsarana natao mba ho afa-po foana ianareo fa aza misalasala manantona anay na miantso avy hatrany.
Mankasitraka indrindra an'ireo tsy nahafoy na dia efa ela2 aza tsy nisokatra dia tonga ianareo vao naheno oe misokatra indray izahay. Bisous be daholo 😘😘😘