Riantsoa.R.Adrian

  • Home
  • Riantsoa.R.Adrian

Riantsoa.R.Adrian Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Riantsoa.R.Adrian, .

Raha tsy mety io androany Rapitso atovy man.... eTsy maintsy tafa fotsiny ny tanjona de zay 😎
05/06/2025

Raha tsy mety io androany
Rapitso atovy man.... e
Tsy maintsy tafa fotsiny ny tanjona de zay 😎

Mbola ato kannn Mbola mijoro Tsy nilavo lefona fa mitraka hatrany Manomana zavatra vaovao ho anareo kelikely eo Bisous c...
08/05/2025

Mbola ato kannn
Mbola mijoro
Tsy nilavo lefona fa mitraka hatrany

Manomana zavatra vaovao ho anareo kelikely eo
Bisous camarade nakà 😘

Mr & Mme Ross 007 😎Fantsoa
27/04/2025

Mr & Mme Ross 007 😎
Fantsoa

Mirary alatsinain'ny P***a feno tsiky sy hafaliana ho anareo rehetra Fotoana moa tahaka izao ny iarahana amin'irei naman...
21/04/2025

Mirary alatsinain'ny P***a feno tsiky sy hafaliana ho anareo rehetra

Fotoana moa tahaka izao ny iarahana amin'irei namana sy fianakaviana

Mivoka kely ny renivohitra sa ao an-trano? Mety foana izay atao e 😎

EEL-Boy Madagascar

Akory lekaaaa Miarahaba anareo nahatratra ny P***a 2025 Rehefa P***a tahaka izao moa dia fotoana irahana mifaly amin'ny ...
20/04/2025

Akory lekaaaa
Miarahaba anareo nahatratra ny P***a 2025

Rehefa P***a tahaka izao moa dia fotoana irahana mifaly amin'ny fianakaviana no atao

Ka noho izany indrindra dia andao ho eny Analamanga Park eny e
Misy Tempo Gaigy eny rahampitso
10.000ar na koa hoe iray alina ariary ny fidirana
Aza adino ny maillot fa afaka milomano tsara any annn😎
De tsy adino ihany koa ny guitare fa afaka manao revirevy gloum ihany koa 👊

Izay fa any mihaona ary e😘
Bisous bisous lekaaaa

Low-key humble, high-key slaying ❤
11/04/2025

Low-key humble, high-key slaying ❤

Itanareo oaManaova nareo vorondolo Ndao vorondolo daholo amzay😘
10/04/2025

Itanareo oa
Manaova nareo vorondolo
Ndao vorondolo daholo amzay😘

Ny vorondolo dia biby tokam-po, tsy mba mampirafy mihitsy.
Rehefa maty ny vadiny dia mijanona tokantena izy fa tsy mitady vady intsony.

Tsy vorona ratsy akory izy fa ny mpamosavy no mampiasa azy noho izy manana hery ho mpamoha fanahin'ny maty amin'ny alina.

AZA ADINO : 👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇

https://www.facebook.com/Ariarynewsofisialy/videos/681230964366028/?app=fbl

09/04/2025

Efa nahazo bonne nuit malala, Je t'aime ve sa ny fahasalamana no zava-dehibe?🤗

09/04/2025

Azafady fa nisy lalitra 🙄
Nareo koa de mikizitinaaaaa
Tssss

08/04/2025

Take me back❤

Address


Telephone

+261344575518

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Riantsoa.R.Adrian posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share