Hafatra ho anao ho fitahiana ny hafa-Pejy

  • Home
  • Hafatra ho anao ho fitahiana ny hafa-Pejy

Hafatra ho anao ho fitahiana ny hafa-Pejy Station radio

07/07/2025
”ZAVA-DEHIBE NY TOERANA ALEHA SY NY OLONA HIHAONANA  ” Lehilahin’Andriamanitra tena ngeza be izay no niteny ity teny ity...
22/05/2025

”ZAVA-DEHIBE NY TOERANA ALEHA SY NY OLONA HIHAONANA ” Lehilahin’Andriamanitra tena ngeza be izay no niteny ity teny ity 🙏

FANASANA AM-PITIAVANA BE 😍

RAHA MISY NY TOERANA SY NY FIHAONANA TSARA INDRINDRA HO ANAO AMIN’IO FOTOANA IO DIA ITY NY IRAY 😍✨

TONGAVA SOA TOMPOKO
ZARAOAMIN’NY OLONA MBA TINAO HO AVY ✨

Ny Fitiavana Worshipper-PAGE

TAMATAVE 🔥🔥🔥
04/05/2025

TAMATAVE 🔥🔥🔥

Tongasoa ny volana Aprily ✨‼️MANDRAY AN-TANANA NY ADINAO ANDRIAMANITRA ‼️Omeo sehatra eo amin’ny fiainanao IZY de hiaona...
02/04/2025

Tongasoa ny volana Aprily ✨

‼️MANDRAY AN-TANANA NY ADINAO ANDRIAMANITRA ‼️

Omeo sehatra eo amin’ny fiainanao IZY de hiaona amin’ny fahombiazana hatrany ianao

AZA ADINO NY FANDAHARANA anio hariva ao amin’ny New Life Radio 97. 0FM amin’ny 4 ora tolakandro 🕑 🇲🇬hiarahanao amin’ny Ny Fitiavana Worshipper-PAGE

Tahiana tompoko 🙏

🔴 ALAHADY 23 MARS HO AVY IZAO🟣 MIHAONA @ HERIN'NY FANAHY MASINA HAMPANDROSO NY :     1) FIAINAM-PANAHY     2) FIAINAM-PA...
18/03/2025

🔴 ALAHADY 23 MARS HO AVY IZAO

🟣 MIHAONA @ HERIN'NY FANAHY MASINA HAMPANDROSO NY :

1) FIAINAM-PANAHY
2) FIAINAM-PANOMPOANA
3) NY FIAINANA @ MAHA OLONA...

🔴 TONGAVA SOA DAHOLO TOMPOKO
HOPE MOMENT ❣️
Pst Frédéric Hope

SUDDEN DIVINE VISITATION FOR ALL MINITRIES AND LEADERS II
18/03/2025

SUDDEN DIVINE VISITATION FOR ALL MINITRIES AND LEADERS II

SOUFFLE DE VIE Ilay FOFONAIN'ANDRIAMANITRA.Fotoam-bavaka lehibe hanasainay anao ny Talata antoandro izao amin'ny 12 ora-...
17/03/2025

SOUFFLE DE VIE
Ilay FOFONAIN'ANDRIAMANITRA.
Fotoam-bavaka lehibe hanasainay anao ny Talata antoandro izao amin'ny 12 ora- 2 ora.
Nijanona ho sarivongana Adama raha tsy nasian'Andriamanitra fofon'aina teo am-bavorony, nijanona ho endrika ivelany ireo taola-maina tamin'ny andron'i Ezekiela raha tsy nidiran'ny fofonain'Andriamanitra.
Tsy hijanona amin'ny endrika ivelany feno fahadisoam-panantenana intsony ny fiainanao manomboka eto fa hisy FAHAVELOMANA sy tombambidy avy amin'ny Fanahin'Andriamanitra. Tongavasoa fa ny lasanao tsy haharesy ny hoavinao

Pasteur Tojo New Life

Tahin Jesosy daholo tompoko,aza adino ny fotoana lehibe izay hiarahantsika
15/03/2025

Tahin Jesosy daholo tompoko,aza adino ny fotoana lehibe izay hiarahantsika

TANORA TANORA TANORA ‼️‼️‼️
13/03/2025

TANORA TANORA TANORA ‼️‼️‼️

26/04/2022

Hira vaovao izay hiarahanao amin'ny Tafika Mpidera New LiFe

Titre:Yahweh (New Wine) VersioN Malagasy
A/C:New Wine

23/03/2022

Address


Telephone

+261345163767

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hafatra ho anao ho fitahiana ny hafa-Pejy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share