
01/07/2025
๐ ๐
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ โ ๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐ (๐รด๐ญ๐๐ฅ๐ฌ)& ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐จ๐ฝ๏ธ
Raikitra ny hetsika fisavana sy fanaraha-maso ireo Trano fandraisam-bahiny (Hรดtels) sy Restaurants ato aminโny faritra Ihorombe, indrindra eto Ihosy, Ranohira ary Ilakaka.
๐ฏ Tanjona: Hiantohana ny fahadiovana ๐งผ, hisorohana ny aretina mety hiparitaka ๐ฆ , ary hanatsara ny kalitaonโny tolotra fizahantany eto an-toerana.
โ ๏ธ "Aleo misoroka toy izay mitsabo."
โก๏ธ Ity hetsika ity dia anisanโny paikady hiarovana ny mpizahatany sy ny mponina, aminโny alalanโny fanamafisana ny fanarahana fenitra madio sy ara-pahasalamana.
๐ Mankasitraka ireo mpandraharaha aminโny sehatry ny fizahantany izay efa vonona hanaraka sy hitandrina ny fepetra mifehy ny asa, ho fahombiazana iombonana.
๐ต๏ธโโ๏ธ Ireo mpitsirika sy teknisianina avy amin'ny Ministeranโny Fizahantany sy ireo rantsam-panjakana voakasika dia manana traikefa lalina ary mijoro aminโny fanatanterahana ny fitsirihana.
๐ซ Tsy ekena ny fanao mifanohitra aminโny lalร na mifehy ny asa sy ny fanaharam-penitra nasionaly aminโny sehatry ny fizahantany.
๐ Tsiahivina hatrany fa ny fahadiovana sy ny fanajana fenitra dia andraikitry ny rehetra ๐ค, Faritra Ihorombe madio, azo antoka ary mahafinaritra ho anโny vahiny sy ny mponina.
Source: Offres Touristiques de la Rรฉgion Ihorombe
Vaovao Ranohira โข๏ธ