FANDEHANDRAHA.Mdg

  • Home
  • FANDEHANDRAHA.Mdg

FANDEHANDRAHA.Mdg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FANDEHANDRAHA.Mdg, Media/News Company, .

07/01/2025

NAMALY ANAREO INGAHY RIVO DDJ …

✅️NAIKA TSY HAMALY FA ALAO IHANY MAMALY

➡️Ny ahy ny fanohanako ny Filoha Andry RA JOELINA dia hijoroko sy tsy hiafenako ka tsy hampiasako compte fake sns izany.
Ary izany no isany somary nampalaza ny bandy satria tsy miafina ary tsy "lâche" rehefa maneho hevitra fa mijoro sy miseo endrika hatrany.

➡️Inona tokoa moa ny hiafenana?
Ny politika dia faharesen-dahatra.Toy ny vavaka sy ny resaka fitiavana io.

Izaho manokana sy ireo mpiaradia aminay dia resy lahatra 100% fa ny Filoha an-kehitriny irery HATRETO no afaka hampandroso ity Firenena Malagasy ity..

Ekena ary efa nanambara izany ny Filoha tamin'ny kabarin'ny tamin'ny faran'ny taona fa maro ny olana saingy efa betsaka ihany koa ny asa sy ezaka nataontsika ary tsy mora ny manao zavatra fa miroso isika❗️
"Rome ne s'est pas faite en un jour" hoy ny vazaha izay, indrindra moa raha lavaka be mangitsokitsoka no mila tsentsenana noho ny fitantanana teo aloha?

🚫FEHINY:
Na ho lazainareo fa ahy daholo io comptes fake sy pages rehetra Mpanohana Tgv io, na lazainareo MPINONO ,MPILELAKA ,MPAMONO AFO sns dia tsy maninona fa za tsy hitsahatra ny hanohana ny FILOHA an-kehitriny satria za mino fa MADAGASIKARA TSIMAINTSY MANDROSO miaraka amin'ny Filoha RAJOELINA ✌🏽🤜🤛

PS:

-Zavatra mamy oa no nonona sy lelafina donc🤣
-Afo mirehatra ve tsy ho vonoina e,izay no asan'ny pompiers nge e🤣🤣🔔🔔

©️📸RV DDJ

01/01/2025
OLATRA CAMPIGNON) MAHAFATY SA AZO HANINAMila mamantatra tsara isika na manatona ireny manampahaizana momba ny OLATRA (ch...
01/01/2025

OLATRA CAMPIGNON) MAHAFATY SA AZO HANINA
Mila mamantatra tsara isika na manatona ireny manampahaizana momba ny OLATRA (champignons) ireny

Bonne année 2025Ity ny firariantso sy ny hafatra avy @ filohan'ny FJKMFollowers+likes 1M 󱢏AAKÔRY IZY AO E? INO MARESAKA ...
01/01/2025

Bonne année 2025
Ity ny firariantso sy ny hafatra avy @ filohan'ny FJKM
Followers+likes 1M 󱢏AAKÔRY IZY AO E? INO MARESAKA MAEVATANANA AO?

11/12/2024

Manova zavatra be ny safidy iray amin'izao fifidianana Ben'ny Tanàna izao. Tandremo koa sao diso safidy fa 5 taona be izao no hiaretanao ny volant.
Vitako ary ny adidinao ary FIDIO izay olona mendrika hitondra ny Tanànanao.
Maevantanana
À la une
Followers

20/11/2024
Norombahan'i Rodri teratany espaniola milalao ao amin'ny Manchester United (Angleterre) ny ballon d'or 2024, teo amin'ny...
29/10/2024

Norombahan'i Rodri teratany espaniola milalao ao amin'ny Manchester United (Angleterre) ny ballon d'or 2024, teo amin'ny laharana faharoa kosa no nisy an'ilay teratany Breziliana milalao ao amin'ny Real de Madrid Vini.jr

Raha ny hevitry Beyoncé, mpihira malaza Amerikanina dia mampahy n'y tontolo iainan'ny zanantsika ankehitrinyIzy no manoh...
27/10/2024

Raha ny hevitry Beyoncé, mpihira malaza Amerikanina dia mampahy n'y tontolo iainan'ny zanantsika ankehitriny
Izy no manohana an'izay Kamala Haris amin'ny fifidianana filoham-pirenena Amerikanina
By page Le Figaro
Crédit photo page Le Figaro

*🌾Sortir avec un homme qui travaille dur n'est pas pour tout le monde.*_*C'est pourquoi la plupart de ces femmes aiment ...
26/10/2024

*🌾Sortir avec un homme qui travaille dur n'est pas pour tout le monde.*

_*C'est pourquoi la plupart de ces femmes aiment les garçons sans perspective de vie qui leur donne tout le temps du monde.*_

_*Sortir avec un homme qui travaille dur, c'est comprendre qu'il ne sera pas toujours disponible pour vous, qu'il n'aura pas tous les jours de temps de relation, qu'il n'aura pas d'attention tous les jours et qu'il ne sortira pas tous les jours.*_

_*Vous devez comprendre qu'il sera surtout fatigué et qu'il n'aura besoin que de prendre un bain et de dormir, répète la même chose certains jours comme une routine.*_

_*Le visage est fatigué, le corps n'est plus le même, les cheveux sont décoiffés mais dans l'ensemble il obtiendra un réel SUCCÈS avec ou sans vous.*_

```Chérissez le peu de temps que vos hommes vous donnent alors qu'ils essaient de trouver le code du SUCCÈS.```
By t*🌾Sortir avec un homme qui travaille dur n'est pas pour tout le monde.*

By page toi et moi

Ray anareo NEW YORK LIBERTY no tompondakan'ny WNBA (NBA sokajy vehivavy) 2024.
21/10/2024

Ray anareo NEW YORK LIBERTY no tompondakan'ny WNBA (NBA sokajy vehivavy) 2024.

Address

Telephone

+261344619795

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FANDEHANDRAHA.Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FANDEHANDRAHA.Mdg:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share