Mada DJ Ofisialy Tamatave

  • Home
  • Mada DJ Ofisialy Tamatave

Mada DJ Ofisialy Tamatave Association des DJs

23/12/2024
« DJ ???  Ça vas , c’est un petit boulot pépère tranquille ! Tu appuie sur « play » de minuit à 04h du mat ! » 😡😡😡Une pe...
30/07/2024

« DJ ??? Ça vas , c’est un petit boulot pépère tranquille !
Tu appuie sur « play » de minuit à 04h du mat ! »
😡😡😡

Une petite illustration qui j’espère fera réfléchir certain ! ….
Et je ne parle même pas :
➡️de rdv client ,
➡️l’aspect commercial,
➡️la comptabilité, le logistique
➡️l’entretien du matériel ,
➡️la formation des nouveaux produits de plus en plus high-tech

27/03/2024

Mada DJ Ofisialy sy ireo mpiara-mikarakara manasa antsika @ :
💿📀🎚🎛🎚📀💿

▶️DIMANCHE 7 Avril à partir de 10 Heures
▶️à L M A A mpefiloha
✅Asaina avokoa isika rehetra DJ, ianareo mpiara-miasa amin’ny DJ (Sono – Lumières – Animateur – MC – Animateur de danse – Beatmaker…)
✅Asaina ihany koa izay Team na association, na ireo toeram-piofanana ho DJ rehetra misy eto Madagasikara na izay voalaza eto na izay tsy voalaza eto. Ao ny : LADY DJETTE - RDJ’S TEAM – MADJSCAR – DMC – THE TOP DJ’S TEAM – MADEEJAYSKART – TTT - MIXX VIBES - DST – GMC DJ’S TEAM – DREAMIX TEAM – AFRO DJ’S TEAM – TEAM B SOUND - sns sns …
🟢Cotisation : 20mille Ariary ho ataontsika Boissons, sakafo maivana, hanombohana ihany koa ny sosialy izay ho voarakitra eo am-pidirana rehefa mameno ny Fiche de présence isika.
🟢Ankoatra an’izay dia efa voalaza ao amin’ny Affiche avokoa ny fandaharam-potoana antsika. Mankasitraka antsika rehetra miara-mikarakara ny hetsika. Isika izay handray anjara amin’ny fanadinana izay ahazoana ny Certificat dia tsy maintsy tonga mialoha satria voafetra foana ny isan’ny ahazo izany, toa izany koa isika handray anjara amin’ny open mix for all DJ

⏩« DJ ho an’i Madagasikara, mivondrona sy mifankatia ary miray hina hanome ny tsara »⏪

17/10/2023

Address


Telephone

+261328844627

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada DJ Ofisialy Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mada DJ Ofisialy Tamatave:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share