Mihavaoza

Mihavaoza Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mihavaoza, Podcast, Antananarivo.

11/06/2026

MIHAVAOZA
Tononina amintsika hatrany ny fiadanan'ny Tompo,
Somary mihoatra ny mahazatra indray fandaharantsika androany saingy tsy foy tapahana dia miafy kely aloha na atao indroa mijerya aza.
Androany hoe: "aza fitahina ny malagasy"
Hoan'Andriamanitra irery ny voninahitra.

08/06/2026

MIHAVAOZA
FANONTANIANA: ilaintsika kristianina ve ny mahalala zavatra hafa mihoatra ny fahalalana an'i Jesoa Kristy sa hoe Jesoa ihany dia ampy izay.
Mamaly izany ny Mihavaoza ahalalantsika ny sitrapon'Andriamanitra marina sy ny ampianari'ny soratra masina.
Hoan'Andriamanitra irery ny voninahitra.

04/06/2026

MIHAVAOZA
Tononina amintsika hatrany ny fiadanan'ny Tompo ry havana.
Mandroso hatrany isika na dia eo aza ny "fefy manodidina" mamatopatotra antsika: na ara-panahy izany, na ara-tsaina, na ara-nofo.
Mandroso isika dia voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany izany.

02/06/2026

MIHAVAOZA
Tononina amintsika hatrany ny fiadanan'ny Tompo.
Na ny Jiosy na ny Silamo na ny Kristiana dia samy tsisy mahazo ity resaka fanjakan'Andriamanitra ity daholo.
Zavatra afenin'Andriamanitra ve izy ity sa ahoana marina?

31/05/2026

MIHAVAOZA
Tononina amintsika rehetra hatrany ny fiadanan'ny Tompo.
Rehefa tsy ny ho amin'ny fanjakan'Andriamanitra no tanjontsika dia mampiahiahy.
Dia mihavaoza e, araho ny fandalinana.

27/05/2026

MIHAVAOZA
Mola ampitomboina amintsika anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jeso Kristy Tompo ary ny firaisana avy amin'ny Fanahy Masina.
Miresaka pantekaonty sy Fanahy Masina isika.
Iza marina ny Fanahy Masina, inona no ataony, inona no ilana Azy, inona no andraikiny ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.

18/05/2026

Zao vao nahavita sary dia nalefa na taratara kely aza fa tena isaorana sy ideràna an'Andriamanitra ny amin'ny fitanatanany sy ny fitahiany rehetra.
Graduation an'i Farantsa 16-05-2026
Dia ho azy irery ny voninahitra.
(Sary sy hira Zoky Lanto 2026)

13/05/2026

MIHAVAOZA
Ampitomboina amintsika hatrany ny fahasoavana amam-piadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy, ary ny firaisana avy amin'ny Fanahy Masina.
Toa ny zavatra à peu pres efa fantatra ihany no resahan'i Aoky Lanto.
Izany ve? Araho ny fandaharana.
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.

09/05/2026

MIHAVAOZA
Ampitomboina amintsika rehetra hatrany anie ny fahasoavan'Andriamanitra.
Hoy i Jesoa: "Tsy maintsy toriana ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra ho vavolombelona amin'ny olona rehetra vao ho tonga ny farany"
Ny fanontaniana dia hoe mety aminao ve izany sa hoe: aleo amin'izao ihany aloha?
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.

07/05/2026

Ho amintsika rehetra hatrany ny fiadanan'ny Tompontsika.
"Izaho ho Andriamanitrareo, ianareo ho oloko", izany no fikasàn'Andriamanitra tokana, izay no aton'ny fanjakan 'Andriamanitra, izay tsy ao anatin'izay dia ialào fa diso.
Hoan'Andriamanitra irery ny voninahitra.

Address

Antananarivo

Telephone

+261343211839

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mihavaoza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category