Casting Film HDT

  • Home
  • Casting Film HDT

Casting Film HDT Nous recherchons des acteurs pour un film. Le casting se fera bientôt à Antananarivo. Stay tuned !...

⚠️ Urgent ! CASTING SPECIAL   ! Envoyer-nous vos candidatures. A PARTAGER AU MAX ! Infoline : 034 46 660 08 / 032 02 123...
16/04/2023

⚠️ Urgent !

CASTING SPECIAL !
Envoyer-nous vos candidatures.

A PARTAGER AU MAX !
Infoline : 034 46 660 08 / 032 02 123 20

Mp raha sendra mahafantatra olona mifandraika amin'io profil io ianao.
08/04/2023

Mp raha sendra mahafantatra olona mifandraika amin'io profil io ianao.

Aza adino ary fa   ny farany ho an'ireto Casting ireto ! ☎️ 0344666008 / 0320212320
03/04/2023

Aza adino ary fa ny farany ho an'ireto Casting ireto !

☎️ 0344666008 / 0320212320

Mbola mitohy oh ! Jusqu’au 3 avril !
01/04/2023

Mbola mitohy oh ! Jusqu’au 3 avril !

30/03/2023

Salama daholo ianareo mpanaraka ny pejy 😍

❓Maro be ianareo no manontany hoe tahaka ny ahoana ilay " Vidéo de présentation " ? Indro ary misy ohatra iray ...

⚠️ Mbola betsaka ianareo no tsy complet ny dossier nalefanareo : AZA ADINO ILAY VIDEO ! Maro ihany koa no tsy mametraka de téléphone ka verifieo tsara daholo.

📍Ato rohy ity raha hijery ilay annonce casting : https://www.facebook.com/100090895760602/posts/128537530186105/?app=fbl

Mirary tontolo andro mahafinaritra.

Casting Film HDT
☎️ 034 46 660 08 / 032 02 123 20
Casting Film HDT

  C A S T I N G    F I L M    H D T    🎦❌ Au plus t**d le lundi 03 AVRIL 2023 ❌☑️ Ireto "rôles" roa (2) ireto ary aloha ...
28/03/2023

C A S T I N G F I L M H D T 🎦
❌ Au plus t**d le lundi 03 AVRIL 2023 ❌

☑️ Ireto "rôles" roa (2) ireto ary aloha no tadiavinay manokana izao. Raha mifanaraka @ ireo ianao dia alefaso ny dossier-nao complet na MAIL ( [email protected] ) na MP eto amin'ny pejy.

📌 hafatra fotsiny hoe liana amin'ireo anjara toerana ireo ianao (Lalasoa / Grand Père) dia hojerenay manokana.
📌 indrindra ianareo mifandraika amin'ireo "profil" (2) etsy ambany. Sao mety amin'ny antsika koa izy ity fa alefaso ny dossier-any.
📌 TSARA NY TOROLALANA ANATY AFISY ETSY AMBANY

⚠️ NB : Ireo voafantina manokana ihany aloha no hoantsoinay hiatrika ny casting mivantana ny debut avril izao ka aza tara intsony !

🔥 Efa maro ianareo no nandefa dossier t@ MP. Misaotra fa voaray tsara ireny (hamarino ihany hoe feno tsara ve ireo notakianay).

Info : 034 46 660 08 / 032 02 123 20

A partager au max svp ! Mbola mandray ny candidature rehetra izahay. Taguer vos amis.
23/03/2023

A partager au max svp ! Mbola mandray ny candidature rehetra izahay.

Taguer vos amis.

Alefaso ary ny dossier ! 🔥🔥🔥Ho anareo izay nandefa rehetra dia efa voarainay soa amantsara izany fa tsy ary ho voavaly t...
22/03/2023

Alefaso ary ny dossier ! 🔥🔥🔥

Ho anareo izay nandefa rehetra dia efa voarainay soa amantsara izany fa tsy ary ho voavaly tsirairay ianareo efa ho aman-jatony ato amin'ny MP. 😅

Efa anaty base de données ny profil anareo rehetra ka ho avy eo ihany ny sivana ka izay mifandraika amin'ny profil ilaina ihany no hiatrika ny casting direct.

Mankasitraka

Arahaba arivariva e ! 👋 Hiroso tsikelikely amin'ny dingana rehetra amin'izay isika ary. 🔥🔥🔥         --- Vakio hatramin'n...
18/03/2023

Arahaba arivariva e ! 👋 Hiroso tsikelikely amin'ny dingana rehetra amin'izay isika ary. 🔥🔥🔥

--- Vakio hatramin'ny farany ---
⚠️ NATAO HO AN'NY SOKAJIN'OLONA REHETRA ITY CASTING ITY : Ankizy - Tanora - Lehibe

Alefaso MP ato amin'ny pejy ary ny mombamomba anao (izay complet ihany no validé) :
- Nom complet
- Age
- Addresse
- Contact Téléphonique
- Vidéo de présentation en malagasy (1min)
- Photo buste et sur pied : Sans maquillage | vos cheveux au naturel (Soyez le plus simple possible)

NB : Afaka mandefa profil maromaro ianareo fa saraho mazava tsara ny mombamomba an'ireo olona alefanao sao hifangaro.

📍Araho tsara ary ireo toromarika ireo ! 🤳
(Tsy misy fe-potoana hatreto ny fandefasana ny candidature fa alefaso foana rehefa hitanao ity annonce ity)


Apetraho eo amin'ny commentaires ny fanontaniana raha misy tsy mazava... 🎊

Kopatanana e ! 😁👋Efa anaty fandaminana izahay izao fa mialohan'izay dia andao asiana kilalao kely ho antsika mpanaraka n...
17/03/2023

Kopatanana e ! 😁👋

Efa anaty fandaminana izahay izao fa mialohan'izay dia andao asiana kilalao kely ho antsika mpanaraka ny page ! 🔥🎲🃏

📍 Inona avy no anjara toerana mety ho voafehinao raha hilalao sarimihetsika ; na inona fihetsempo tena hainao mamoaka azy ❓

♎ Valio ao amin'ny commentaires miaraka amin'ny sarinao izany ! Tsy voatery ianao mivantana io koa fa mety hoe zanakao, na i dadabe na i bebe, na maman na papa, na tonton na tantine anao sao tsy manao facebook zareo anefa maro ny sokajin'olona mety ilainay.

📍Reseho lahatra sahady izahay 😍🎊

Ohatra :
• ilay mampalahelo kely ary mahavita mitomany mandatsa-dranomaso mihitsy.
• ilay masiaka be, miseho milay, be feo sy mahay mitrerona tsara ireny, ...

⚠️ Tsy voatery ho toetranao izany anefa fa anaty asan'ny mpilalao rehefa hainao tsara ny mamoaka azy.

❤️ Tagueo ao amin'ny commentaires foana ilay namanao mety ho liana amin'ny Casting Film HDT ary aza adino mj'aime ny page tsika an 🔥

Mirary zoma mahafinaritra ho antsika rehetra !

Address


Telephone

+261344666008

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Casting Film HDT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Casting Film HDT:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share