DMCA Club

DMCA Club Designer graphique

Ne ratez pas l’ambiance 🔥 Tous les jeudis, les DJs et animateurs du DMCA Club vous donnent rendez-vous sur 92.6FM 🎶Soyez...
20/08/2026

Ne ratez pas l’ambiance 🔥
Tous les jeudis, les DJs et animateurs du DMCA Club vous donnent rendez-vous sur 92.6FM 🎶

Soyez au rendez-vous, ça va chauffer!

Aza avela handalo fotsiny, fa ametraho fahatsiarovana mahafinarotra ny fetinao, izahay manana ekipa manome fahafahampo a...
31/07/2026

Aza avela handalo fotsiny, fa ametraho fahatsiarovana mahafinarotra ny fetinao, izahay manana ekipa manome fahafahampo anao 🎉👌🏼

Ato amin'ny DMCA Club dia afaka mikarakara ny DJing, animation, photographie, vidéographie, sonorisation 🚀

📞 +261 34 13 960 88.

Ary raha mba miala kely amin'ny rotoroto eto andrenivohitra? Ianao ve tsy mbola nanontany tena hoe eto Ambalavao na Fian...
22/07/2026

Ary raha mba miala kely amin'ny rotoroto eto andrenivohitra?
Ianao ve tsy mbola nanontany tena hoe eto Ambalavao na Fianarantsoa dia tsy mba mahita Andringitra?

👣 AVENTURE PIC BOBY 2026!

Misorata anarana dia an'izao ao amin'ny MP ny pejy DMCA Club na Shoashoa Aby Camp.
Afaka ihany koa miditra WhatsApp amin'ny: 0341396088.

100.000Ar no anjaranao dia izahay no mandamina sy mikarakara ny aventure tsy hanampaharoa ity

⚠️ Aza adino, ny 3 Aogositra izao ny fara-fisoratana anarana.

05/07/2026

L’ambiance qu’on a vécue à la Choc Choc Party chez zébu Resto ambalavao 303 🤤

Merci à tous, avec DMCA, l’ambiance est toujours au top!

Choc Choc Party, le son est prêt, l'équipe aussi. On vous attend 🔥zébu Resto ambalavao 303 Antanimalalaka rendez-vous iz...
03/07/2026

Choc Choc Party, le son est prêt, l'équipe aussi. On vous attend 🔥

zébu Resto ambalavao 303 Antanimalalaka rendez-vous izao!

Manome fotoana antsika indray ny DMCA Club hampirevy anao ao amin'ny zébu Resto ambalavao 303 ny Zomà izao.CHOC CHOC PAR...
01/07/2026

Manome fotoana antsika indray ny DMCA Club hampirevy anao ao amin'ny zébu Resto ambalavao 303 ny Zomà izao.

CHOC CHOC PARTY 🔥

Yoh! Eny amin'ny kianjan'ny fahaleovantena ny fotoanantsika mianakaby androany manomboka amin'ny 10ora alina 🔥🇲🇬DMCA Clu...
25/06/2026

Yoh! Eny amin'ny kianjan'ny fahaleovantena ny fotoanantsika mianakaby androany manomboka amin'ny 10ora alina 🔥🇲🇬

DMCA Club efa paré, ianareo sisa!
Mankasitraka an'i Ramatoa Solombavambahoaka Md Marcelline sy ny mpikarakara nanome sehetra.

Très bon anniversaire à notre Président du DMCA Club, Nasha Sandratra, en ce jour spécial.Et un joyeux anniversaire en r...
18/06/2026

Très bon anniversaire à notre Président du DMCA Club, Nasha Sandratra, en ce jour spécial.

Et un joyeux anniversaire en re**rd à notre Conseiller Technique, M. Jean Jose Rasolo.

Toute l’équipe et les membres vous souhaitent le meilleur, santé, réussite et beaucoup de belles choses pour la suite 🙏🏻🎈

Un grand plaisir pour le DMCA Club d’avoir collaboré avec la Team 13 Mai  et de la 303 RADIO lors du "Tagnamaron'ny Tano...
16/05/2026

Un grand plaisir pour le DMCA Club d’avoir collaboré avec la Team 13 Mai et de la 303 RADIO lors du "Tagnamaron'ny Tanora" derrière l’ESPA.

Ensemble, on essaie d’être une jeunesse qui agit et qui apporte un vrai changement à notre ville 💪🌍

Notre prochain programme, nettoyage autour de l’AMJ.📅 Rendez-vous ce Samedi💪 On compte sur vous, les jeunes, venez nombr...
05/05/2026

Notre prochain programme, nettoyage autour de l’AMJ.

📅 Rendez-vous ce Samedi
💪 On compte sur vous, les jeunes, venez nombreux pour donner un coup de main dans une bonne ambiance.

Address


Telephone

+261340631476

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DMCA Club posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share

l="false"> Add listing
  • Login
  • Subscribe

    We will notify you when anything happens in Columbus.