
22/08/2025
Anaty siteweb ny groupe Chinese Kool
+De 500 leçons
+De 1000 vidéos (manaraka rafitra tsara).
+Cours Hsk et business
+ 700 cours vendus😉
✅Cours azonao jerena 24H/24. 7j/7
✅Mety be indrindra Raha tsy misy fotoana
✅ Boky maimaim-poana Hsk sy grille misy ny caractère Hsk (izay efavitanay ny taona 2014). Azonao alaina maimaim-poana satria zavatra tsotra ny manamboatra ireny,😉)
Ity ny lien Raha haka boky maimaim-poana
https://chinese-kool.com/page/ressources
Raha hanao fampianarana amin'ny mpampianatra dia misy option visio conférence 😉
Chinese Kool Institut