FahasoavaNtsoa MDG.

  • Home
  • FahasoavaNtsoa MDG.

FahasoavaNtsoa MDG. "Fa miomana hanao izay mahamendrika izahay"
2korintiana 2:28
Vente Articles😊/Décoratrice❤/

Décoratrice d'évènement(mariage, baptême, fianceille, galla évengélique, conférence

06/07/2025

FahasoavaNtsoa MDG. Mirary Torimaso mamy ho antsika samy TahinJesoa Ooooh 😊😊😊😊🌼❤🌼

Shalom ooo😘, FIADANANA ho antsika Ianareo moa mankafÿ Friperie ooooooo😊, sady efa nofantenako ireto fa tsy ilay fanipy a...
05/07/2025

Shalom ooo😘, FIADANANA ho antsika
Ianareo moa mankafÿ Friperie ooooooo😊, sady efa nofantenako ireto fa tsy ilay fanipy ary 😂
Tsara kalitao ka avia aingana Jifao 😋
Sady tsy lafo be anie eeee
Fa sahazan'ny volan'ise 😊
Efa isaky ny sary ny prix
Fa " JP" sisa soratana ery ambany ery

Livraison à partir 3.000ariary
Fa afaka alainao ety Andavamamba ihany koa 😊😘

Antsoy ny +261346220970 raha hanao commande
Vonona handray izahay ka aza misalasala miresaka



Merci
TahinJesoa

15/06/2025

FahasoavaNtsoa D&Co dia faly miarahaba ny Ray rehetra amin'izao androny anio izao
Ho Tahina hatrany anie
Homba anareo Andriamanitra
Arahabaina manokana ireto mamiko ireto 💖

💖😍🌼😍💖
09/06/2025

💖😍🌼😍💖

😍 tsara Oa ny Mizara ihany koa ny fahaizan'ny rahavavy 😍😘
24/05/2025

😍 tsara Oa ny Mizara ihany koa ny fahaizan'ny rahavavy 😍😘

Address


Telephone

+261348943190

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FahasoavaNtsoa MDG. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share