FMFOI Toamasina

FMFOI Toamasina La vérité avance !

LAPA FMFOI MAROVOAY 🔥
07/06/2026

LAPA FMFOI MAROVOAY 🔥

07/06/2026

HOSOTRA PASTEUR 🔥🔥

07/06/2026

LAPA FMFOI MAROVOAY

05/06/2026
Misy valiny ny fahatsarana ataonao
03/06/2026

Misy valiny ny fahatsarana ataonao

Ary Ahazo hery Ianareo🔥
02/06/2026

Ary Ahazo hery Ianareo🔥

02/06/2026

••Ny fahaizanao MIRESAKA AMIN' I JÉHOVAH Tsara , no HAMALIANA VAVAKA anao!

FITOKANANA LAPA FMFOI MAROVOAY 🔥
02/06/2026

FITOKANANA LAPA FMFOI MAROVOAY 🔥

FITOKANANA NY LAPA VAOVAO
FMFOI MAROVOAY

🌟🌟 Vita ny Lapa eee!!!! 🌟🌟
Ho tokanana ny Sabata 06 Jona 2026 izao.

⚜vEo ambany fiahian'ny Apostoly Benjamina mivady sy ny Hamama mpiara-miasa aminy, dia ho tanterahina ny fanokanana ny lapa VAOVAO eto Marovoay.

"Ny voninahitr'ity trano ity any am-parany dia ho lehibe noho ny tany aloha, hoy Jehovah, Tompon'ny maro; ary eto amin'ity fitoerana ity no hanomezako fiadanana, hoy Jehovah, Tompon'ny maro." Hagay 2:9

Famangiana Apostolika teto Vatomandry nampahery ny fanahin'ny mpino ka nananatra azy haharitra amin'ny finoanaASA 14 : 2...
01/06/2026

Famangiana Apostolika teto Vatomandry
nampahery ny fanahin'ny mpino ka nananatra azy haharitra amin'ny finoana
ASA 14 : 22

Address

Toamasina

Telephone

+261348981277

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FMFOI Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FMFOI Toamasina:

Share