Radio Fanilon'i Menagnara Vangaindrano - RFM 94.4MHz

Radio Fanilon'i Menagnara Vangaindrano - RFM 94.4MHz Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Radio Fanilon'i Menagnara Vangaindrano - RFM 94.4MHz, Radio Station, Vangaindrano, Vangaindrano.

©️Jirama Vangaindrano
19/08/2025

©️Jirama Vangaindrano

🔻FILAZANA avy @  JIRAMA Nohon'ny tsy fahatomombanana misy eo amin ny milina mpamokatra herinaratra (groupe) iray izay ma...
16/08/2025

🔻FILAZANA avy @ JIRAMA
Nohon'ny tsy fahatomombanana misy eo amin ny milina mpamokatra herinaratra (groupe) iray izay mahatonga ny fahatapatapan´ny jiro isakin’ny ariva dia votery tsy maintsy hiditra @ délestage tournant isika, ka toy izao ny fandaminana amzany ,Tapaka manomboka @ 5h45 tolakandro ka hatram ny 10h alina
🔻Zoma 15 : Ampasy/Morafeno/Ambalakininy/Tanambao/Ampasy beronono /Ampahatelo/ Manombo/Andranodaro/Mahazoarivo
Sabotsy 16 : Bazary /Imango/Antaninarenina/Tanandava/Ambohijatovo/ Vangaidranobe/Ambadikala/ Ambanihapy/ Andranomavo/Manolosoa
Koa dia maneho ny fialantsiny lehibe indrindra amin'ny fahasahiranana aterak izany izahay
CHEF SECTEUR

(📸sary fanehoana)

Bezara VangaindranoSary androany 17 Jolay 2025🔻Manomboka ny asa fanalalahana ny Tsena eto Vangaindrano, nanomboka t@ Tal...
17/07/2025

Bezara Vangaindrano
Sary androany 17 Jolay 2025
🔻Manomboka ny asa fanalalahana ny Tsena eto Vangaindrano, nanomboka t@ Talata 15 Jolay 2025 lasa teo.

📸 RADIO FANILO, Atsika Agnaby

📌 Fivahinianan'i Atoa DONAZY, Lefitra faharoa ao @ Kaominina Ambonivohitra Vangaindraino, tato @ RADIO FANILO,ny omaly 1...
14/07/2025

📌 Fivahinianan'i Atoa DONAZY, Lefitra faharoa ao @ Kaominina Ambonivohitra Vangaindraino, tato @ RADIO FANILO,ny omaly 13 Jolay 2025.

♦️Mitsinjara ho Teboka 03 lehibe ny resaka izay nifanaovana nandritran'izany.

1- Tatitra @ fitantanana nandritran' izay 05 volana nitondrana izay:
🔺voaloha ara-potoana ny karama ho an'ireo mpiasa rehetra;
🔺 Indray isan-kerinandro ny fandraofana an'ireo fako eo @ tsena sy ny manodidina;
🔺Famelomana Indray ny tranomboky (bibliothèque) eto Vangaindraino.

2- Ny mahakasika ny Toeram-piantsonana "Gare routière Zanaray", ny fahaterean'ny lalana mankany @ io Gare routière io no olana, ka efa nisy ny fifampiresahana t@ tomponandraikitra hoy izy hatrany, ary efa nisy ny vahaolana noraisina toy ny hisian'ny Lala-tokana (Sens unique) ny lalana mivoaka sy miditra.

3- Ny fandaminana ny Tsena:
Hiroso @ ity herinandro ity ny fandaminana ny Tsena eto Vangaindrano, ka hisy hetsika 07 hampiharina ho fandaminana ny asa:
🔴 Fandaminana ny fivezivezeana;
🔴 Fitsipika hifampifehezan'ny mpivarotra (contrat);
🔴 Fahadiovana;
🔴 Fanitarana ny Tsena;
🔴 Fampitoviana ny alebehazan'ny toerana fivarotan' ny mpivarotra rehetra ao @ Tsena;
🔴 Fanazavana ny trano Bezara;
🔴 Fanarahamaso isanandro.

🔺Izy no FITAHIANANTSOA FRANCINE ELYCIA, Nahazo ny Moyenne farany ambony indrindra « 17,72 » t@ fanadinana BEPC taona 202...
09/07/2025

🔺Izy no FITAHIANANTSOA FRANCINE ELYCIA,
Nahazo ny Moyenne farany ambony indrindra « 17,72 » t@ fanadinana BEPC taona 2025 tato @ CISCO VANGAINDRANO, mpianatra avy ao @ Collège Privé Saint Vincent de Paul.

Lisitra ho an’ireo « LAURÉATS » t@ fanadinana BEPC 2025 tato @ CISCO VANGAINDRANO.
09/07/2025

Lisitra ho an’ireo « LAURÉATS » t@ fanadinana BEPC 2025 tato @ CISCO VANGAINDRANO.

Valim-panadinana BEPC 2025, tao amin’ny centre CEG RANOMENA
09/07/2025

Valim-panadinana BEPC 2025, tao amin’ny centre CEG RANOMENA

Valim-panadinana BEPC 2025, tao amin’ny Centre LYCÉE MANAMBONDRO.
09/07/2025

Valim-panadinana BEPC 2025, tao amin’ny Centre LYCÉE MANAMBONDRO.

Valim-panadinana BEPC 2025, tao amin’ny Centre LYCÉE MASIANAKA
09/07/2025

Valim-panadinana BEPC 2025, tao amin’ny Centre LYCÉE MASIANAKA

Valim-panadinana BEPC 2025, tao amin’ny Centre LYCÉE VOHITRAMBO
09/07/2025

Valim-panadinana BEPC 2025, tao amin’ny Centre LYCÉE VOHITRAMBO

Valim-panadinana BEPC 2025, tao amin’ny Centre CEG MATANGA
09/07/2025

Valim-panadinana BEPC 2025, tao amin’ny Centre CEG MATANGA

Valim-panadinana BEPC 2025, tao @ Centre CEG LOPARY
09/07/2025

Valim-panadinana BEPC 2025, tao @ Centre CEG LOPARY

Address

Vangaindrano
Vangaindrano
320

Telephone

+261347123261

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Fanilon'i Menagnara Vangaindrano - RFM 94.4MHz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio Fanilon'i Menagnara Vangaindrano - RFM 94.4MHz:

Share

Category