๐’‡๐’๐’‚๐’”๐’‰ ๐’•๐’–๐’•๐’

๐’‡๐’๐’‚๐’”๐’‰ ๐’•๐’–๐’•๐’ MAMELONA_COMPTE_SUSPENDU.COM๓ฑข

MIZARA_TUTO_TECHNOLOGY.COM๓ฑข

CONTACT : 038.65.873.43

COMPTE_PERSONAL:https://www.facebook.com/profile.php?id=61586474324123

faly aho  Ni Rina nahita ity commentaire ity ary mankasitraka anao manokana aho , ary manentana antsika mpanaraka ny pag...
29/04/2026

faly aho Ni Rina nahita ity commentaire ity ary mankasitraka anao manokana aho , ary manentana antsika mpanaraka ny page koa mba hanao toa azy

 Betsaka ianareo no sahirana satria malaky lany ilay batterie ๐Ÿ”‹ nareo ka io astuce mba hampaharitra azy kokoa        kit...
29/04/2026


Betsaka ianareo no sahirana satria malaky lany ilay batterie ๐Ÿ”‹ nareo ka io astuce mba hampaharitra azy kokoa





kitio suivre io

28/04/2026

Ireto no mety mahatonga azy:
Rรฉseau (connexion) malemy na tapaka โ†’ tsy afaka mandray SMS/code
Server anโ€™ilay app na site misy olana โ†’ mety be mpampiasa na misy bug
Be loatra ny fangatahana code โ†’ voasakana vetivety (security)
Olana aminโ€™ny numรฉro โ†’ diso na tsy mahazo SMS
Mode avion na paramรจtres SMS โ†’ mety voabahana
Ahoana no vahaolana:
Andraso 2โ€“5 minitra dia andramo indray
Hamarino tsara ny connexion internet (data na Wi-Fi)
Avereno alefa (redรฉmarrer) ny tรฉlรฉphone
Hamarino raha mahazo SMS ara-dalร na ianao
Raha mbola tsy mandeha, andramo mรฉthode hafa (email na appel raha misy)

 'iretoIreto no mety mahatonga azy:Rรฉseau (connexion) malemy na tapaka โ†’ tsy afaka mandray SMS/codeServer anโ€™ilay app na...
28/04/2026

'ireto
Ireto no mety mahatonga azy:
Rรฉseau (connexion) malemy na tapaka โ†’ tsy afaka mandray SMS/code
Server anโ€™ilay app na site misy olana โ†’ mety be mpampiasa na misy bug
Be loatra ny fangatahana code โ†’ voasakana vetivety (security)
Olana aminโ€™ny numรฉro โ†’ diso na tsy mahazo SMS
Mode avion na paramรจtres SMS โ†’ mety voabahana
Ahoana no vahaolana:
Andraso 2โ€“5 minitra dia andramo indray
Hamarino tsara ny connexion internet (data na Wi-Fi)
Avereno alefa (redรฉmarrer) ny tรฉlรฉphone
Hamarino raha mahazo SMS ara-dalร na ianao
Raha mbola tsy mandeha, andramo mรฉthode hafa (email na appel raha misy)

ho anareo manana olana amin'ny WhatsApp dia ity ampiasaina fa mahasolo whatsap tsara io IMO io
28/04/2026

ho anareo manana olana amin'ny WhatsApp dia ity ampiasaina fa mahasolo whatsap tsara io IMO io

 matetika itsika no mamadika crรฉdit ๐Ÿ’ณ nefa ny asasany no avadika de lany ho azy ny sisa ao de atao io mba tsy ho lany ho...
28/04/2026


matetika itsika no mamadika crรฉdit ๐Ÿ’ณ nefa ny asasany no avadika de lany ho azy ny sisa ao de atao io mba tsy ho lany ho azy ilay ambina credit


manao partage โ˜„๏ธ
manao j'aime ๐Ÿ‘
manisy commentaire

: kitio suivre io

 Betsaka itsika no sahirana rehefa mampiditra mega dia lany tampoka na koa hoe vetivety kely dia efa lany ka mahasorena ...
25/04/2026


Betsaka itsika no sahirana rehefa mampiditra mega dia lany tampoka na koa hoe vetivety kely dia efa lany ka mahasorena anao ka araho hatramin'ny farany ny fampianarana fa tsy ho lany vetivevy intsony ny mega ampiasainao






๐๐: ๐ค๐ข๐ญ๐ข๐จ ๐ข๐จ ๐ฌ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ซ๐ž ๐ข๐จ ๐ซ๐š ๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐›๐จ๐ง๐งรฉ ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐š๐ ๐ž ๐ข๐š๐ง๐š๐จ

 Betsaka ianareo mila apk mba hanafenana video satria misy karazana video tsy tinao ho hitan'olon-kafa ka araho hatramin...
22/04/2026


Betsaka ianareo mila apk mba hanafenana video satria misy karazana video tsy tinao ho hitan'olon-kafa ka araho hatramin'ny farany ny tuto




 Betsaka ianareo mila torohevitra mba hamafana publication maromaro indray miaraka      : suivre ra mbola tsy mpanaraka ...
19/04/2026


Betsaka ianareo mila torohevitra mba hamafana publication maromaro indray miaraka






: suivre ra mbola tsy mpanaraka ny page
โ˜Ž๏ธ038 65 873 43

  Alefako eto ihany ity efa betsaka ny mahay nefa mbola misy ihany koa ny tsy mahay Betsaka ianareo no manokatra page ne...
13/04/2026




Alefako eto ihany ity efa betsaka ny mahay nefa mbola misy ihany koa ny tsy mahay
Betsaka ianareo no manokatra page nefa misy fotoana Leo ianareo amin'ilay page ka te hamafa azy ka araho hatramin'ny farany ny fampianarana






: suivre ra mbola tsy mpanaraka ny page Tuto Reseau Sociaux

  Betsaka ianareo no te hanao sary amin'ny   nefa tsy mbola mahay ary efa misy ny mahay ka alefako eto ihany sao ilainao...
12/04/2026




Betsaka ianareo no te hanao sary amin'ny nefa tsy mbola mahay ary efa misy ny mahay ka alefako eto ihany sao ilainao


Google Chrome






suivre ra mbola tsy mpanaraka ny page fa mbola betsaka ny zavatra ho zaraina eto

Address

Vangaindrano
Vangaindrano
HTTPS://WWW.FACEBOOK.COM/PROFILE.PHP?ID=61579516660732

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐’‡๐’๐’‚๐’”๐’‰ ๐’•๐’–๐’•๐’ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share