BSDS Vohémar

BSDS Vohémar Mandafo documents scolaires ary mandray sy magnamboatra commande izay documents tadiavinao.

Hoan'aro RAD izay manana Zaza hangala fanadinana CEPE dia ty misy boky sujets types opérations sy problèmesHizara diany ...
20/01/2023

Hoan'aro RAD izay manana Zaza hangala fanadinana CEPE dia ty misy boky sujets types opérations sy problèmes
Hizara diany zio izy magnano exercice mba ho tsara fiomagnana.
Raha mahavita jiaby exercice agnatiny boky io izy, tsy tokony opération sy problème eky no hampijaly izy.
Tsy zegny fo fa toutes matières misy ato jiaby
Mandifasa mp izay Mila

🤝Mbalatsara antsika jiaby🤝 Ankohatrany fanomanana ny fanadinana  dia ity misy filazana hely hoan'izay nahafaka Bac teo i...
17/01/2023

🤝Mbalatsara antsika jiaby🤝
Ankohatrany fanomanana ny fanadinana dia ity misy filazana hely hoan'izay nahafaka Bac teo igny. Misy raha vaovao ao @ ENSET DIEGO.
Fandraisana ho mpianatra taona voalohany.
👉 Mention : ÉDUCATION-APPRENTISSAGE-DIDACTIQUE ET INGÉNIERIE EN SCIENCES SOCIALES (EADISS)
👉PARCOURS :
▶️ SOCIOLOGIE DE L'ÉDUCATION
▶️ ÉCONOMIE DE L'ÉDUCATION
▶️ SOCIOLOGIE MANAGÉRIALE
Année universitaire : 2022/2023
Séries jiaby ao @ LEG (A1, A2, C, D, L, S ary OSE) dia hafaka midriky ao.

Mbala tsy tara anao satria 23 janvier farany fagnateragna dossier.
Mazotoa mianatra antsika jiaby🤜🤛

15/01/2023

Efa misasaka sahady ny fanjava janoary. Manomboko eto dia hita miteky malaky andra hoan'ny izay hangala fanadinana CEPE, BEPC ary BAC.
Mila magnano exercice isanandra anao mba hozatra tsara ary tsy hatahotra zay sujet miboaka eo fa fohitanao fo.
Mba ho fagnampiagna aro mpianatra eto Vohemar sy ny manodidina dia nagnamboatra ireto documents ireto izahay:
👉 Sujets-types et corrigés toutes matières : CEPE, BEPC et BAC toutes séries ;
👉 Leçon classe de troisième toutes matières ;
👉 Résumé de leçon Terminale

Mbola maro tsy voatanisa fa magnasa aro mba hanoratra msg ahaizagna izay ilainaro

Tongasoa eto @ page BSDS VohemarAraho tsy tapaka ny page fa hoisy raha vaovao hiboaka matetiky.
15/01/2023

Tongasoa eto @ page BSDS Vohemar
Araho tsy tapaka ny page fa hoisy raha vaovao hiboaka matetiky.

Address

Dispensaire Androrona
Vohemar
209

Telephone

+261345307701

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BSDS Vohémar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BSDS Vohémar:

Share