Ambara Vahoaka Ofisialy

Ambara Vahoaka Ofisialy Zontsika Vahoaka no mahafantatra ny tena zava-misy marina ao anatin'ny fiarahamonina misy atsika,...

✍️Tsotra, mahitsy, feno fanetre-tena sy feno fitiavana hatrany ny tenin’ny Filoha. Izay no maha hafa azy. Tia sy mitsinj...
26/09/2025

✍️Tsotra, mahitsy, feno fanetre-tena sy feno fitiavana hatrany ny tenin’ny Filoha. Izay no maha hafa azy. Tia sy mitsinjo ny Vahoaka, mitady vahaolana ho an’ny vahoaka hatrany.

📄Nanome toromarika, paikady mazava ny Filoha Efa aman-taonany maro fa tsy nahatanteraka ny andraikiny ny Ministre.
Nitsefotra tamin’ny hetsika choux-fleur dia tady hampiasa kilonga ireto antitra ireto.

✅Niteny M. Le Président fa handray ireo tanora GEN Z. Mety hiresaka sy hizara an-kitsipo amin’izy ireo izy.

👉Fantatry ny Filoha fa tsy hetsika politika na fanonganam-panjakana ny an’ireto tanora fa fanehoan-kevitra. Simbain’ireto mpanao politika ny finiavan’izy ireo.

❌Ireo nandroba, nanimba dia manana tombontsoa handrava ny Tanindrazantsika. Tsy Mijery hafa tsy ny tombotsoany manokana. Ny tenany.

Vohemar tsy maintsy mandroso !!!
09/07/2024

Vohemar tsy maintsy mandroso !!!

20/05/2024

SOMBINY TAMIN'IREO ASA FAMPANDROSOANA IZAY EFA NIMASOANA.

Maro ireo asa vita ,maro ny mbola tohizana ary mendrika atao manerana an'ny Distrikan'i VOHEMAR izany .
Ampio aho, hafako hanampy atsika,...
Tokana ny safidintsika Kandida N°01 Stipio Randriamanantena ,VOHEMAR araiky tsy mivaky.

Tahoma namana, Tahoma havana, Rendez vous 29 Mai, ISIKA REHETRA MIARAKA TSY MAINTSY MANDRESY, VOHEMAR TSY MAINTSY MANDROSO.

FITAOVANA HO AN'NY MPIVAROTRA KATY       Mba ho fitsonjovana ireo mpivarotra katy eto VOHEMAR dia tonga nanolotra paraso...
20/05/2024

FITAOVANA HO AN'NY MPIVAROTRA KATY

Mba ho fitsonjovana ireo mpivarotra katy eto VOHEMAR dia tonga nanolotra parasoly lehibe ireo ekipa miaraka amiko izay kandida solombavambahoaka VOHEMAR izay mitondra laharana voalohany (1) natolotry vovonana ISIKA REHETRA MIARAKA Andry Rajoelina

Mbola hitohy izany fizarana fanomezana izany.

Folowers

Address

Vohemar-SAVA-Madagascar
Vohemar
209

Telephone

+261341925895

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ambara Vahoaka Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share