12/08/2026
💬 Zava-dehibe ny feon'ny tanora satria zo fototra ny fazahoana maneho hevitra.
📣📣Miaraka amin'ny U-Report, afaka maneho ny hevitrao sy mandray anjara amin'ny resaka mahakasika anao ianao.
📩Alefaso SMS amin'ny 301 ny teny hoe "ureport" raha te ho lasa U-Reporter ianao
📍 Mandritra ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tanora 2026 eto Fianarantsoa, mihaona sy mifanakalo hevitra amin'ireo tanora avy amin'ny faritra maro eto Madagasikara ny U-Report

U-report Feon’Avaratra 201
U-Report Miköragna Toamasina
U-Report Manakara
U-Report Analamanga
U-Report Toliara Feon'ny Tanora Tsy miroro
U-report ANOSY
U-report Agnalanjirofo
U-Report Soanierana Ivongo
U-Report Vondrozo
U-Report Boeny-401
U-Report Mitarogna Fianarantsoa 301
U-Report Vakinankaratra