varira

varira mozika, biby sy ny tontolony, atsikiana

28/07/2026

After, kely niarahana t@ i efa elaela ihany izy ity
Arao ny pejy
Aza misalasala chant koa miditra membre ao @ ilay groupe antsoina hoe AFONDY_à_maurice tombony hoanaa tia mozika sy tia actualité ana mozika izany



27/07/2026
No coment
08/07/2026

No coment

30/06/2026

Manakaiky my fotoana,
Hoentinay mamangy an'i Madagasikiara ianareo gasy eto maorisy😊
Mira manembonembona tsika😊😊


Mpanakanto maro no hoitanareo ao euh!Fa tsy zay irery ary misy animation Dj koa😊😉
29/06/2026

Mpanakanto maro no hoitanareo ao euh!
Fa tsy zay irery ary misy animation Dj koa😊😉

Toizako foana na dia mivalana ary 😅🤣🤣
23/06/2026

Toizako foana na dia mivalana ary 😅🤣🤣

Tsy angono ny Zavatra ataonay fa tena ataonay ampitiavana ary azo tsapaitanana,😊Mandefasa hafatra miafina aminay fa mana...
13/06/2026

Tsy angono ny Zavatra ataonay fa tena ataonay ampitiavana ary azo tsapaitanana,😊
Mandefasa hafatra miafina aminay fa manampy anao maimaimpoa izahay hananan'ny asanao visibilité tahaka izao😊,

Aza adinoko fa mivarotra pôketra tahaka izao ihany koa ny SANDY MODE, tsidio ny pejy(SANDY MODE) raha mila fanazavana fa...
13/06/2026

Aza adinoko fa mivarotra pôketra tahaka izao ihany koa ny SANDY MODE, tsidio ny pejy(SANDY MODE) raha mila fanazavana fanampiny ianao, fa ahazo ny tsara sady moa vidy😊😊
Fa izao hoanao maniry ny hizara ny Asa na mila visibilité ny asanao, dia mandefasa hafatra miafina fa ataonay maimaimpoana izany hofanampiana anao😉😎

Address

Avenue De Goyavé
Albion

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when varira posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share