JAHA WORLD

JAHA WORLD Un esprit libre ❀️Plusieurs passions πŸ”₯πŸ”₯

πŸŽ‰ Joyeux NoΓ«l daholo πŸ€—β€οΈπŸŽ‰
25/12/2025

πŸŽ‰ Joyeux NoΓ«l daholo πŸ€—β€οΈπŸŽ‰

πŸ‘‰MITADY ASA EN LIGNE VE IANAO ? πŸ‘ˆTelephone Android na Ordinateur ary connexion stable no ilaina. Ianao ihany no mandamin...
22/12/2025

πŸ‘‰MITADY ASA EN LIGNE VE IANAO ? πŸ‘ˆ

Telephone Android na Ordinateur ary connexion stable no ilaina.
Ianao ihany no mandamina ny fotoana hiasanao ka arakaraky izay no ahazoanao vola πŸ‘Œ Ahazoanao 500€ par jour kanefa ao an trano ihany ny miasa.

Tsy mila diploma

Raha mahita an'izany ianao dia mba contacteo aho fa izaho koa mantsy mitady πŸ˜πŸ˜‚

Bonne journΓ©e πŸ‘‹

(Nb: Aoka mba hamaky tsara πŸ˜‚)

πŸ€— Petite photo avec les Mauriciennes πŸ‡²πŸ‡ΊπŸ“ΈπŸ“Έ
18/12/2025

πŸ€— Petite photo avec les Mauriciennes πŸ‡²πŸ‡Ί

πŸ“ΈπŸ“Έ

13/12/2025

Notsalgie πŸ₯Ή

Souvenir ity πŸ€—

Tamin'ny mbola teny amin'ny LycΓ©e teny no nanaovanay an'ity hira ity , teto angamba i Mendrika no niditra studio voalohany raha tsy diso aho πŸ˜‚

Titre : 303 Love
Artistes: JAHA x ROTNY x Mendrika

😍Mandeha lesy ny fotoana πŸ”₯Mipoitra avy any ny souvenir hoe "il y a 5 ans " ny namoahana ity sary ity πŸ˜… Sary nandritra ny...
29/11/2025

😍Mandeha lesy ny fotoana πŸ”₯
Mipoitra avy any ny souvenir hoe "il y a 5 ans " ny namoahana ity sary ity πŸ˜…

Sary nandritra ny tournage Clipn'i Johan Blouts - Mbola Miandry πŸ”₯

Clipn lery voalohany , experience-ko voalohany nanandrana nireal sy niprod clip πŸ˜…

Tairo foana leretsy e πŸ”₯πŸ”₯

πŸ‘‰ Paoziko tonga ao an trano avy niharitra embouteillage noana be maheno hoe : "  Lazainay fa tsy nody atoandro enao de n...
28/11/2025

πŸ‘‰ Paoziko tonga ao an trano avy niharitra embouteillage noana be maheno hoe : " Lazainay fa tsy nody atoandro enao de nomena an'i ianona le sakafonao" πŸ‘ˆ

Zah : peace e ✌️πŸ₯²

πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

I'm pregnant πŸ‘ˆπŸ‘ˆπŸ‘ˆπŸ‘‰ Traduction : Je suis beau ( Tsy baikon'ny dictionnaire) [Nb: miomana hanao kopi kole sektambra ]
25/11/2025

I'm pregnant πŸ‘ˆπŸ‘ˆπŸ‘ˆ

πŸ‘‰ Traduction : Je suis beau

( Tsy baikon'ny dictionnaire)

[Nb: miomana hanao kopi kole sektambra ]

πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚J’ai ouvert mon appareil photo par erreur… maintenant je me juge. πŸ˜­πŸ˜­πŸ˜‚πŸ˜‚Andrekaky oh , otran'ny binabinan'ny toaka zany...
24/11/2025

πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚J’ai ouvert mon appareil photo par erreur… maintenant je me juge. πŸ˜­πŸ˜­πŸ˜‚πŸ˜‚

Andrekaky oh , otran'ny binabinan'ny toaka zany 😳😳

πŸ₯‹πŸ₯‹ Vice Champion indray ny zandriko androany πŸ₯‹πŸ₯ŠπŸ₯Š Alefa foana zandry e πŸ‘ŠπŸ‘Š champion am manaraka πŸ”₯Mika Raherison πŸ₯ŠπŸ₯‹Mendrika...
22/11/2025

πŸ₯‹πŸ₯‹ Vice Champion indray ny zandriko androany πŸ₯‹πŸ₯ŠπŸ₯Š

Alefa foana zandry e πŸ‘ŠπŸ‘Š champion am manaraka πŸ”₯

Mika Raherison πŸ₯ŠπŸ₯‹
Mendrika Raherison ❀️

πŸ‘‰ Avia aloha ndri miara maka sary kely am tonton panini πŸ€—πŸ€—πŸ€— πŸ‘ˆCoucou maman Aynnah ❀️Mafatifaty nama ty zaza ty 😭  Ndeh ha...
21/11/2025

πŸ‘‰ Avia aloha ndri miara maka sary kely am tonton panini πŸ€—πŸ€—πŸ€— πŸ‘ˆ

Coucou maman Aynnah ❀️

Mafatifaty nama ty zaza ty 😭
Ndeh hanamboatra amzay koa aho ka πŸ˜‚πŸ˜…

πŸŽ‰πŸŽ‰πŸ”₯ Joyeux anniversaire lesy Hugo Andry Ras  πŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ‰Mirary soa be bro πŸ‘ŠπŸ”₯
19/11/2025

πŸŽ‰πŸŽ‰πŸ”₯ Joyeux anniversaire lesy Hugo Andry Ras πŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ‰
Mirary soa be bro πŸ‘ŠπŸ”₯

18/11/2025

πŸ€”Rehefa le mila mividy "la craie" sy "Γ©ponge" iny ny classe dia manao cotisation ka ialahy no mitam-bola 😁

Lasa tsara gouter fonaπŸ˜‚

Address

Quatre Bornes

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JAHA WORLD posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share