21/06/2026
Récemment, une jeune fille s’est ôté la vie.
Le drame a fait grand bruit parce qu’on l’a relié à un animé, Death Note.
Et aussitôt, beaucoup ont cherché un coupable…
Tsy manome tsiny ny ray aman-dreny aho fa miara-malahelo amin’izy ireo ary maneho ny fiaraha-miory.
Manana ados tena passionnés amin’ny univers japonais, figurines, accessoires, mangas…
Tsy tokony ho blâmé avy hatrany ny animé, na ny objets dérivés, satria samy hafa ny perception ananan’ny ankizy tsirairay.
Vaninandro hafa mihintsy ny ado amizao ary tsy vo detectenao mihintsy ny zava mitranga ra tsy izy no miteny 🧐 nefa izay no tena sarotra ny hampiteny azy.
Koa ra ny hevitro manokana dia :
Tsy mety intsony ilay posture hoe “parent inaccessible” na oe « pas le temps ».
Tena ilainao ny mifandray amin’ny zanakao, mahalala ny pensé, ny intention, ny envie-ndry zareo…
Tsy ho hazonao mintsy anefa izay information zay ra tsy tena copain copine be aminy ianao.
Ianao faly ery oe manao dessin be ny zanakao nefa kay plan de su***de no ataony, aiza moa no atakaranao anzany ?
Tsy mora ny mitaiza amin’izao époque izao.
Mila vigilance, communication…
ary indrindra remettre tout entre les mains de Dieu, satria Izy no miaro ny zanatsika isan’andro.
Courage tsika ray am-dreny