Njaka Jaston

Njaka Jaston Be yourself and let's be crazy together. Bizou Most of things I know or I want to do will be posted here.
(1)

Rehefa hoe manampaka lay volo lava hono ndeh hadeh hanambady zay dikany😮‍💨😂
23/07/2024

Rehefa hoe manampaka lay volo lava hono ndeh hadeh hanambady zay dikany😮‍💨😂

Salut! Ça va?😊
22/06/2024

Salut! Ça va?😊

As you can see, I am not dead…😂 Mbola velona tsara.
12/06/2024

As you can see, I am not dead…😂 Mbola velona tsara.

11/06/2024

Tandremo ahhh!!!
Textes kely efa ela be tato de nataoko video kely mba hoe mbola velona😂😂

Vita soamatsara ihany lay fianarana nitohizana taty ivelany. Nanomboka nianatra taty Rwanda, Kigali no tsy de hita namok...
10/06/2024

Vita soamatsara ihany lay fianarana nitohizana taty ivelany. Nanomboka nianatra taty Rwanda, Kigali no tsy de hita namoka video intsony fa hoe varina sy sahirana nitady zay nahasoa manodidina izao tontolo zao. Fa na izany aza, ilay passion-ko nanao video tamin zany tamin teny Anglais kely sy Malagasy no nahatonga ana nahazo bourse extérieur ka de misaotra anareo public efa hatramizay teo foana, nanohana ana kely tamin adalako sy haniany kely vitsivitsy…

Misaotra betsaka anareo! ❤️

Oohhh!! Tratra ny Christmas sy Taona daholo😂… Mbola nitety planètes 🪐 de zay vao tonga eto an-tany ndray.
23/01/2024

Oohhh!! Tratra ny Christmas sy Taona daholo😂… Mbola nitety planètes 🪐 de zay vao tonga eto an-tany ndray.

De mbola hoe “YO LA FAMILLE” après 2 ans taty aorina. 😶
23/01/2024

De mbola hoe “YO LA FAMILLE” après 2 ans taty aorina. 😶

Diso ve za raha hiteny hoe tiako enao?  ❤️😂Inona ko no fikotina tovovavy any ry zalah?
30/05/2023

Diso ve za raha hiteny hoe tiako enao? ❤️😂

Inona ko no fikotina tovovavy any ry zalah?

29/05/2023

Orchestre Mad-Zik toujours prêt à faire de vos évènements magiques! 🍾🎀

✅ Animations avec orchestre complet
Pour vos évènements:

✅ Sonorisation complète (Transport Tana ville)
✅ Lumière et effets spéciaux

➡ Mp ou 034 23 555 92

Tapaka ny jiro no sady avy ny orana no mbola 7% ny phone:
25/05/2023

Tapaka ny jiro no sady avy ny orana no mbola 7% ny phone:

Aleo mba amoka sary ndray marina. 😁Coucou daholoo!! ❤️
07/05/2023

Aleo mba amoka sary ndray marina. 😁
Coucou daholoo!! ❤️

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Njaka Jaston posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Njaka Jaston:

Share

Category