WannaBe Diplomat - Hasina

WannaBe Diplomat - Hasina Born in Madagascar. Powered by ambition. We’re not diplomats yet — but we’re getting there. with a purpose.

WannaBe Diplomat shares tips on education, immigration, English learning, and living abroad — for anyone ready to build a future beyond borders. This is a space for aspiring students, future immigrants, and English learners from Madagascar who want to reach the U.S.

07/18/2025

Vaovao tsara eo amin’ny sehatry ny fifindramonina aty etzaonia avy amin’i WannaBe Diplomat - Hasina.Ao amin’ny video ao ny ambangovangony

07/14/2025

Te hahazo "scholarship" bebe kokoa ? Henoy tsara ny zavatra resahako eto fa manampy. Samy maka izay tandrify azy dia mampihatra izay azo atao.

Nisy fotoana aho niaino ireto zanako kely miresaka amin’ny namany dia miteny zareo hoe dadany mahay ny zavatra rehetra s...
07/12/2025

Nisy fotoana aho niaino ireto zanako kely miresaka amin’ny namany dia miteny zareo hoe dadany mahay ny zavatra rehetra sy manamboatra izay simba. Dia nohome aho.
Eo amin’ny sary fanehoana io ny andavanadroko.
Betsaka ny nanontany hoe manao ahona ny fiainana aty indrindra fa mbola mpianatra. Hivoaka tsy hoe ela ny video momba izay fa hizarako ny situation ako amin’izao nareo.

4 ny asako ary sady mianatra za fa roa amin’ireo ihany no handraisana karama

#1: Cook na mpahandro sakafo amina “Event” ao ampianarana.
#2: Graduate assistant, ity asa ity de izay teneny deba atao dia atao. Lawyer na avocat io deba io fa tsy resaka lalana na policy ihany no atao fa misy bdb.
#3: Data/Business analyst ao amin’ny Airport ny Denver Colorado. Asa tena sarotra satria raha mikorotana ny fleet ny ao anisan mahita an jakoba aho.
#4: Executive members ny business club ao ampenarana. Ito no tena asa tiako satria manampy akizy mpianatra mpivahiny izy hiditra hianatra ato aminay.

Nolazaiko ireo rehetra ireo mba hisitomana ny sain’ny zaza malagasy hoe raha te hamiratra sy hanana traikefa dia atao daholo sy tsy ratena izany ny opportunity misy

07/05/2025

fankalazana ny 4th of July. Isampokoyany misy afomanga

WannaBe Diplomat - Hasina

06/30/2025

Afaka miasa sady mianatra ve rehefa mianatra aty Etazonia? Hamaly an'io aho amin'ity video ity.

06/28/2025

Afaka mamiratra eo amin'ny sehatra rehetra tokoa ve ny olona tsy manana fahafahana manao an'izany. Fomba fiteny azoko vao aingana ilay hoe zanaka mafy ady.
Izay no ho resaintsika amin'ity "video" ity.
Aza adino ny manaraka ny pejy.
Ity ny lien amin'ny fomba fijeriko ny atao ilaina ve ny mahafantra olona eo amin'ny fiainana raha te hivoatra:
https://www.facebook.com/share/v/15TC9Haa45/

06/14/2025

Ho an'ny ankizy rehetra manala "Bacc" amin'izao sy ny 5 taona manaraka ity hafatra ity. Somary lava kely ny video fa araho hatramin'ny farany ahafantaranao ny antony ilay opportunite sy ny hafatra.

06/09/2025

🇲🇬: Ny "Networking" dia fomba iray hamoronana finamanana na fifandraisana amin’olona afaka manampy anao hianatra, hitombo, na hahita fanararaotra vaovao. Fifampiresahana, fifampizarana hevitra, ary fifanampiana no tanjona. Ho an’ny mpianatra sy ny olona izay tia hisondrotra ambony kokoa eo amin'ny sehatry ny asa, ny networking dia afaka mitondra asa ho anao, torohevitra, ary fanohanana amin’ny toerana vaovao.
👉 Networking dia afaka manokatra varavarana ho an'ny hoavinao!
🇺🇸: Networking means making friends or connections with people who can help you learn, grow, or find new opportunities. It’s about talking, sharing ideas, and helping each other. For students and those who want to grow, networking can lead to jobs, advice, and support in a new place.
👉 Networking can open doors to your future!

06/06/2025

Tsy andriko izay nahatongavana tato antrano hilazana an’ity hafatra ity ho antsika malagasy mikasa ny ho aty Etazonia. Enoy hatramin’ny farany fa tena manadanja be izy ity

06/02/2025

Tips kely ho an’ireo na mpianatra mpivahiny amin’ny resaka fitedavana asa rehefa nahavita fianarana

05/26/2025

Afaka mahazo karama tsara, traikefa, ary manokatra varavarana ho amin'ny hoavy.
Io no ataon'ny visa H-2B.
🎥 Hazavaina ao anatin'ity vidéo ity:
✔️ Ahoana ny visa H-2B
✔️ Asa inona no afaka andraisana anjara
✔️ Ny Orinasa afaka manampy

💡 Raha fantatrao ny làlana, dia afaka manomboka ianao.
rohy vitsivitsy mety hanampy:
https://www.linkedin.com/pulse/benefits-h-2b-workers-landscaping-groundskeeping-employers-vks5e/?trackingId=EQg2NR7dQa%2BQdxOSstB0WA%3D%3D
https://www.bdvsolutions.com/careers/vice-president-of-h-2b-programs

Address

Cherry Hills Village, CO

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when WannaBe Diplomat - Hasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to WannaBe Diplomat - Hasina:

Share