RIJA RAN

RIJA RAN Réalisation audiovisuel à Madagascar
(1557)

Former une nouvelle génération d’élite malgache qui maîtrise l’argent, le mental et la conscience, afin de créer de la richesse utile, éthique et durable pour Madagascar.

🎉 200 000 ISA – MISAOTRA ANAREO TSIRAIRAY AVY 🎉Hafaliana sy rehareha lehibe ho anay (isika rehetra niaraka hatramin’izay...
28/01/2026

🎉 200 000 ISA – MISAOTRA ANAREO TSIRAIRAY AVY 🎉
Hafaliana sy rehareha lehibe ho anay (isika rehetra niaraka hatramin’izay) ny milaza fa nahatratra 200 000 isika eto amin’ny Page RIJA RAN 🙏
Tsy isa fotsiny izany, fa olona tena niaraka niaina tamin’ny fifampitokisana, ary naharitra ny firosoana niarahana hatramin’izay.
Hatramin’ny voalohany dia fanomezana torohevitra maimaim-poana no tanjon’ity pejy ity, indrindra ny teknolojia rehetra, reseau, IA, ary momba ny asa en ligne, , , izay tena matotra ihany.

👉 Tsy nivarotra no laharam-pahamehana
👉 Tsy nisy lainga
👉 Tsy nampanantena vola mora,
Fa nampianatra maimaimpoana , nizara traikefa, ary nanoro lalana marina araka izay tratra.
Na dia tsy nipub sary aza isika indraindray, dia mbola nitombo hatrany ny isan’ny mpanaraka, porofon’ny fitokisana sy ny lanjan’ny votoaty zaraina teto amin’ny pejy taloha.
Misaotra indrindra:
• ireo nanaraka hatramin’ny voalohany
• ireo vao tonga tato ho ato
• ireo manohana mangina
• ary ireo mi-partage ho an’ny hafa
💙 Ianareo no herin’ity pejy ity.
Raha mbola miaraka isika, dia mbola handroso hatrany: ARY TSY MAINTSY HIAKATRA
tuto maimaim-poana, fanazavana mazava, ary torohevitra tena ilaina sy azo ampiharina.
🙏 Misaotra anareo 200 000 ISA
— RIJA RAN
COMMENTAIRE NY TOHINY

28/09/2025

Demain za manome cadeau ireo olona 10 bé points indrindra ao. Occupé manao récup pagen'ol fona 24/24 tatoato💝

ISAKY NY ALAHADY 21 DIA MISY CADEAUX HO AN'NY Abonné REHETRA SY IREO MAZOTO MI-PARTAGE. Ao am COMS
21/09/2025

ISAKY NY ALAHADY 21 DIA MISY CADEAUX HO AN'NY Abonné REHETRA SY IREO MAZOTO MI-PARTAGE. Ao am COMS

*MILA MIOVA ISIKA SATRIA HIFARANA INDRAY NY TAONA*Taloha koa za mba varina mis scroll fb/TikTok..., mijery buz, mandany ...
19/09/2025

*MILA MIOVA ISIKA SATRIA HIFARANA INDRAY NY TAONA*
Taloha koa za mba varina mis scroll fb/TikTok..., mijery buz, mandany méga, crédit & lany fotoana, mi-comment, mi-partage zavatra tsy misy tombony ho ahy akory...

💡 Fa anio kosa ➡️ isika Izay vonona hanaraka an’ity pejy ity dia telo ny antony HIVOATRA, HITADY VOLA, FAHAMATORANA Izay no idirantsika ato 💸 fa tsy handany méga fahatany intsony. Tsy ivarotra formation FA HIFAMPIZARA TEKNIKA SECRET SAMY MBA HAHATRATRA TANJONA TSIRAIRAY AVY ISIKA REHETRA.

🤝 Raha tianao hitohy ny fizarana maimaim-poana, partage-o aloha ity publication ity amin'ny groupe 10 farafahakeliny misy anao. Hanenjika 200k abonnées tanjon-tsika amin'ity pejy ity mandrapahatonga ny fin 2025.

👇 Rehefa avy nipartage ianao dia soraty amin'ny commentaire : " Izay asa rehetra na en ligne na TEKNIKA MBA azonao antoka fitadiavam-bola matotra " / na fanontaniana momba tena manitikitika ny sainao nandritran'izay taona niarahana izay

Laharana fahatelo (semaine) isika ao am COMS n'y tohiny...
16/09/2025

Laharana fahatelo (semaine) isika ao am COMS n'y tohiny...

Payoneer atao inona? freelancer, business, particulier.... Ao am coms ny tohiny
14/09/2025

Payoneer atao inona? freelancer, business, particulier.... Ao am coms ny tohiny

Pozin'ireo mpanaraka ny pejy rehetra afaka fotoana fohy: ao am coms ny tohiny
13/09/2025

Pozin'ireo mpanaraka ny pejy rehetra afaka fotoana fohy: ao am coms ny tohiny

12/09/2025

ZARAIKO ETO ALOHA ITY "Sosok'evitra super fan" FA OTRANY MORA KELY LAY ASA
Ao am coms

12/09/2025

SORATY AO @ COMMENTAIRE NY ASA EN LIGNE FANTATRAO , TENA AZO ANTOKA💵
PARTAGE MAX.💪

🚀 Te ho lasa Hacker Éthique ve ianao? Ao am coms👇👇👇
11/09/2025

🚀 Te ho lasa Hacker Éthique ve ianao? Ao am coms👇👇👇

Manomboka RAMPITSO ny formation gratuit ato amin'ny pejy partage max, sns: Ao am COMS ny prompt👇
10/09/2025

Manomboka RAMPITSO ny formation gratuit ato amin'ny pejy partage max, sns: Ao am COMS ny prompt👇

Address

Port-Bergé
10036

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RIJA RAN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share