Tsara Soratra

Tsara Soratra Miezaka manandratra ny asa-soratra sy ny mpanoratra malagasy. Rantsan'ny RanjaSoa Publishing. Orinezaky ny RanjaSoa Publishing.

Mpanonta boky amin'ny teny Malagasy na mifandray amin'i Madagasikara. Mitady vakiroaka na drafitra tiana avoaka ho boky izahay, ka manasa ireo mpanoratra Malagasy manana hevitra na fikasana ny hamoaka boky hanantona ny RanjaSoa Publishing ahafahana mikaroka izay fomba azo hifanampiana hahatontosa izany fikasana izany.

Vaovao mety hahaliana anareo ity: Mikasa ny hamoaka gazetiboky Tsara Soratra special edition "tolona 2025" izahay eto am...
11/01/2025

Vaovao mety hahaliana anareo ity: Mikasa ny hamoaka gazetiboky Tsara Soratra special edition "tolona 2025" izahay eto amin’ny RanjaSoa Publishing. Ka raha misy lahatsoratra na sombintantara na poezia na fakafaka mipetrapetraka any ho any , na koa misy zotompo hanoratra, dia ilazao izahay. Ho masontsivana hisafidianana ny asasoratra ny fifandraisany amin’ny lohahevitra “tolona 2025”. Mila mijoro ho vavolombelon’ny tantara sy ny tolona ny mpanoratra ka manantena anao handray anjara mavitrika.

Toy ny tamin’ny Tsara Soratra tany aloha dia ampirisihina ny mpanoratra hikajy ny tsipelina sy fitsipika.

Ho ravahana pikasary ity numero special ity, ka raha misy sary nalaina teny ikianja eny ka foinao ho zaraina dia raisina antanandroa.

Eritreretina hivoaka volana may-jona 2026 ilay izy. Ka toy izao ny fandaharan-daty:

Desambra 2025: daty farany andraisana tolotr’asa soratra. Fifantenana ireo asasoratra hivoaka.
Febroary 2026: mivoaka ny lisitr’ireo asa-soratra revision voafantina. Fitsarana ny diso tsipelina sy fitsipika.
Mey-jona 2026: Mivoaka ny gazetiboky.

10/12/2025
12/14/2024

📣OUVRAGE - Le livre "La peinture malgache" de Hemerson Andrianetrazafy réédité

Antananarivo, 12 Décembre, 13h55 - C'est un événement pour l'histoire de l'art à Madagascar. Ce 12 décembre a été annoncé à la presse la réédition de l'ouvrage "La peinture malgache, Construction d'une identité picturale malgache" de l'historien de l'art Hemerson Andrianetrazafy, qui paraît chez les éditions Foi et Justice. Une réédition importante dans la mesure où il s'agit du premier écrit sur l'histoire de l'art et de la peinture à Madagascar. Épuisé depuis sa première publication en 1991, il sera à nouveau disponible dans les librairies d'Antananarivo.

⭕L'ouvrage qui fait près de 200 pages a eu une gestation difficile selon les propos de Hemerson Andrianetrazafy, à Hakanto Contemporary ce jeudi. "Si j'ai pensé le faire en trois mois, il nous a fallu plus d'un an pour l'achever”, déclare-t-il. A l’entendre, il a fallu rajouter un chapitre pour traiter les nouvelles données, chercher d'autres collections pour étayer l'histoire et ajuster, avec beaucoup de rigueur, la rédaction.

⭕Une rigueur qui a été garantie par le comité scientifique autour de l'ouvrage. Un comité composé de Rafolo Andrianaivoarivony, de Bako Rasoarifetra et de Faranirina Rajaonah. Un comité dont le rôle a été de "mettre l’ouvrage dans le cadre des exigences scientifiques", souligne Rafolo Andrianaivoarivony.

⭕Rappelons que cet ouvrage intitulé "La peinture malgache" est né de la conviction du père Sylvain Urfer devant le mémoire de Hemerson Andrianetrazafy soutenu en 1989. Un ouvrage unique et pionnier qui a été par la suite publié aux éditions Foi et Justice en 1991, avant d'être augmenté et réédité cette année avec l'appui du Fonds Yavarhoussen.

Retrouvez l’actualité à Madagascar sur notre site web www.2424.mg

sombintantara
09/28/2024

sombintantara

Tetsy amin’ilay sakelidalan’ny Lalana Fernand (izay matetika disoan’ny olona hoe Ferdinand) Kasanga tetsy Tsimbazaza no nitranga ny faran' ity tantara mbola tsy notantaraiko taminareo ity. Ny…

Address

Washington D.C., DC
20016

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara Soratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsara Soratra:

Share

Category

Our Story

(Nanomboka Nanandratra ny Asa-soratra Malagasy tamin'ny Taona 2016)

Mialy Ravelomanana Tonia Mpamorona sy Mpiandraikitra Tale Jeneraly RanjaSoa Publishing

Hanitra Salomon Tonia Mpandrindra Hajaina Andrianasolo Tonia Mpitantsoroka Mainty Kely Tonia Mpanolotsaina Riambola Mitia Tonia Mpanolotsaina Tsy Avahana Rahely Tonia Mpanolotsaina Soamiely Andriamananjara Tonia Mpanatanteraka Nalisoa Ravalitera Ranitra Mamy Rakotondraibe Ranitra Mossieur Njo Ranitra Johary Ravaloson Ranitra Jacqueline Randrianjafinimanana Ranitra

** www.soratra.org **