29/04/2025
Manana solontena roa isika eto Toamasina amin'ity Yas Coupe de Madagascar ity amin'ny alalan'ny ekipa : Tia Kitra Fc Toamasina sy Bleu Roi FC ary samy ekipa ao amin'ny Pro League avokoa no hifanandrina amin'ireo solontenantsika ireo ny Alahady 11 May 2025 izao ao amin'ny kianjan'ny Barikadimy Toamasina. ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ท๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ฒ ๐ป๐ ๐ฒ๐ธ๐ถ๐ฝ๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ต๐ถ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ฑ๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ผ ?
๐๐ฏ๐ผ๐ป๐ป๐ฒ๐-๐ผ ๐ป๐ ๐ฝ๐ฒ๐ท๐ถ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ.
โฝ ๐ฒ๐ฌ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ - ๐๐๐ฌ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ โฝ ๐ฒ๐ฌ ๐
Hitantsika eto ny fandaharam-potoana amin'ny 1/16 de finale amin'ny Yas Coupe de Madagascar 2025 ny 11 mey 2025 ho avy izao.
Efa nivoaka ihany koa ny andro hanatanterahina ireo lalao rehetra hatrany amin'ny lalao famaranana:
โข ๐ญ๐ญ ๐ ๐ฒ๐ : ๐ญ/๐ญ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐ณ๐ถ๐ป๐ฎ๐น๐ฒ
โข ๐ฎ๐ฑ ๐ ๐ฒ๐ : ๐ญ/๐ด ๐ฑ๐ฒ ๐ณ๐ถ๐ป๐ฎ๐น๐ฒ
โข ๐ฎ๐ฎ ๐๐ผ๐ป๐ฎ : ๐ญ/ ๐ฐ ๐ฑ๐ฒ ๐ณ๐ถ๐ป๐ฎ๐น๐ฒ
โข ๐ฎ๐ฑ ๐๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐ฌ๐ฎ ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ : ๐ญ/๐ฎ ๐ฑ๐ฒ ๐ณ๐ถ๐ป๐ฎ๐น๐ฒ
โข ๐ฒ ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ : ๐๐ถ๐ป๐ฎ๐น๐ฒ
Fรฉdรฉration Malagasy de Football
, mpanohana Nยฐ1 ny kitra Malagasy ๐ฒ๐ฌโฝ
๐