Natiora Radio 98.2Fm

Natiora Radio 98.2Fm Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Natiora Radio 98.2Fm, Radio Station, Ambohibao.

โญ•๐Ÿ“ƒ๐—ก๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐˜‚๐—น๐—ฒ๐˜€ 60 ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป`๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—•๐—”๐—– ๐—ป๐˜† ๐—ธ๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ...
21/07/2025

โญ•๐Ÿ“ƒ๐—ก๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐˜‚๐—น๐—ฒ๐˜€ 60 ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป`๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—•๐—”๐—– ๐—ป๐˜† ๐—ธ๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—”๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฏ๐—ฒ. Ankoatra izay dia hiantoka ny fitanterana ireo taratasim-panadinana ho tsaraina any Antananarivo koa ny tenany.
ยฉ๏ธCU Antsirabe

๐Ÿฉบ Handray ny fepetra ny minisitera ho an'ireo minia manao fihetsika tsy voahevitra ka tsy manaja ny voina mahazo ny olon...
21/07/2025

๐Ÿฉบ Handray ny fepetra ny minisitera ho an'ireo minia manao fihetsika tsy voahevitra ka tsy manaja ny voina mahazo ny olona tsirairay manoloana ny fitarainana amin'ireo mpiasan'ny fahasalamana tsy manaja ireo marary na ireo olona raisina. Tsy fidiny ho azy ireo ny marary ary tonga izy ireo hitady vonjy fa tsy sanatria faly harary fotsiny hoy hatrany ity minisitra ity.

๐Ÿ™๐ŸปMamporisika kosa izy ho an'ireo izay manana fitondra-tena mendrika ny hanohizany izany.

farany

โœˆ๏ธ๐Ÿ’ฅOlona 16 no namoy ny ainy rehefa nianjera teo aminโ€™ny sekoly iray ny fiaramanidinโ€™ny tafika tao Bangladesh androany. ...
21/07/2025

โœˆ๏ธ๐Ÿ’ฅOlona 16 no namoy ny ainy rehefa nianjera teo aminโ€™ny sekoly iray ny fiaramanidinโ€™ny tafika tao Bangladesh androany. Akoatr'izay dia 83 no naiditra hopitaly.

farany

๐ŸŽ‚โšซAnniversaire Ambohimalaza : Anisan'ny ho atao fanadihadiana ny tomponโ€™ny fankalazana ny tsingerin-taona nahaterana sy ...
20/07/2025

๐ŸŽ‚โšซAnniversaire Ambohimalaza :

Anisan'ny ho atao fanadihadiana ny tomponโ€™ny fankalazana ny tsingerin-taona nahaterana sy ny fianakaviany hoy minisitry ny Fitsarana Raha nilaza fa naharay fitoriana momba azy ireo tamin'ity raharaha ity.

โš–๏ธHo tsaraina eo anivonโ€™ny Fitsarana Heloka bevava ny raharaha ka hiantsoana mpanao gazety izany.

farany

๐Ÿ˜ถNiala tamin'ny asany i Andy Byron, PDG anโ€™ny Astronomer taorian'ny ยซ Kiss Cam ยป nahazoana sary azy, nisakambina vehivav...
20/07/2025

๐Ÿ˜ถNiala tamin'ny asany i Andy Byron, PDG anโ€™ny Astronomer taorian'ny ยซ Kiss Cam ยป nahazoana sary azy, nisakambina vehivavy mpiara miasa aminy, nandritry ny fampisehoan'i Coldplay ny Alarobia teo.
Izy roa ireo izay efa samy manambady.

farany

โ€ผ๏ธ๐ŸšจLehilahy iray 39 taona nisoloky menaka sakafo nosoloana rano no voasambotry ny polisy tao fianaratsoa, ny fiandohan'n...
20/07/2025

โ€ผ๏ธ๐ŸšจLehilahy iray 39 taona nisoloky menaka sakafo nosoloana rano no voasambotry ny polisy tao fianaratsoa, ny fiandohan'ny herina'dro teo.
Loharano: Polisim-pirenena Malagasy

farany

โœˆ๏ธ๐Ÿ’ฆHahazo  fiaramanidina mpamono afo na "bombardier d'eau" tsy ho ela i Madagasikara hiadiana aminโ€™ireo doro ala. Afaka ...
17/07/2025

โœˆ๏ธ๐Ÿ’ฆHahazo fiaramanidina mpamono afo na "bombardier d'eau" tsy ho ela i Madagasikara hiadiana aminโ€™ireo doro ala. Afaka mitatitra hatraminโ€™ny 10 000 litatra rano na akora mpanemotra afo io fitaovana io, izay vokatry ny fiarahamiasa amin'ny gouvernementale frantsay.

Sary fanehoana

farany

๐Ÿšจ๐ŸŽฏLEHILAHY IRAY NANGALATRA ยซ IMPRIMANTE ยป TAO AMINโ€™NY SEKOLY IRAY ETSY ANATIHAZO ISOTRY TRATRA AMBODIOMBY, NAMANY ROA HA...
16/07/2025

๐Ÿšจ๐ŸŽฏLEHILAHY IRAY NANGALATRA ยซ IMPRIMANTE ยป TAO AMINโ€™NY SEKOLY IRAY ETSY ANATIHAZO ISOTRY TRATRA AMBODIOMBY, NAMANY ROA HAFA IHANY KOA VOASAMBOTRA

๐Ÿ‘‰Ady aminโ€™ny halatra isan-karazany

โžก๏ธLehilahy iray no tratra ambodiomby teo am-pangalarana "imprimante" ny antoandronโ€™ny talata 15 Jolay 2025, tao aminโ€™ny sekoly iray etsy Manarintsoa Isotry.

โžก๏ธNiditra an-tsokosoko tao amin'ilay sekoly izy, nitsofoka tao aminโ€™ny birao rehefa nahita fa tsy nisy olona tao.
Nisy nahatsikaritra anefa ny fidirany tao ka io olona io no nampandre ny Polisy avy ao aminโ€™ny CSP4 Isotry haingana.

โžก๏ธNidina teny an-toerana avy hatrany ny Polisy ka tratra ambodiomby niaraka taminโ€™ny imprimante nobatainy mihitsy ity lehilahy ity ary noraisim-potsiny.

โžก๏ธNentina teny aminโ€™ny kaomisaria izy mba hanohizana ny fanadihadiana mialohanโ€™ny hanolorana azy eo anatrehan'ny fampanoavana. Nandritra ny famotorana no nanonona ny namany roa mpiray tsikombakomba aminy ity mpangalatra ity ka nanaovana paikady koa ireo ary nosamborina ny maraimben'ny 16 Jolay 2025 ireo roalahy teny Manarintsoa Isotry ihany.

farany

๐ŸšจDahalo miisa 10 mirongo basy no tonga nangalatra omby miisa 27 tao Antsirasira fokontany Sarotravoaka kaominina Miandra...
16/07/2025

๐ŸšจDahalo miisa 10 mirongo basy no tonga nangalatra omby miisa 27 tao Antsirasira fokontany Sarotravoaka kaominina Miandrarivo disitrika Tsiroanomandidy, ny alin'ny 14 jolay hifoha 15 jolay.
โ€ผ๏ธNandritran'ny fanaran-dia nataon'ny fokonolona sy ireo zandary tao disitrika dia resy tosika ireo dahalo ka lasa nitsaoka Tafaverina ireo omby.
Mbola karohina ireo dahalo.
Loharano: CIRGN ANTANANARIVO

farany

โ›”โŽ๐—ข๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ 8 ๐—ป๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜‡๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† 8 ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—š๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ป, ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—œ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐—ป๐˜† 12 ๐—ท๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ. Nilaza i...
16/07/2025

โ›”โŽ๐—ข๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ 8 ๐—ป๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜‡๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† 8 ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—š๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ป, ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—œ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐—ป๐˜† 12 ๐—ท๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ. Nilaza ity vehivavy nitondra ilay zaza fa nokaramaina 3.000.000 Ariary ny tenany.
Atolotra ny fampanoavana ireo rehetra voasaringotra amin`ity raharaha ity ary mitohy ny fikarohana ireo izay mbola tafiditra amin`ity raharaha famarinan`olombelona ity.
Naterina any amin`ny akany kosa ilay zazavavikely.
ยฉ๏ธPolisim-pirenena Malagasy

isan'andro

16/07/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Jeneral Fyrah le Ganjama, Andrรฟ Tiana, Le Solo Ofisialy, Fรฟh Mpรฏkalo, Rafanomezantsoa Jean Rolland, Aigle Noire, Lucien Ralaivelo, Fara Rasolofomanana, Teny Misy Hery, Iriko Rachellel

๐Ÿ‘€๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท Nanolotra masolavitra mahita amin'ny maizina miisa efatra ho an'ny ministeran'ny filaminam-bahoaka ny DCSD eo anivon...
15/07/2025

๐Ÿ‘€๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท Nanolotra masolavitra mahita amin'ny maizina miisa efatra ho an'ny ministeran'ny filaminam-bahoaka ny DCSD eo anivonโ€™ny Masoivohonโ€™i Frantsa, hiadiana aminโ€™ny asan-jiolahy.

farany

Address

Ambohibao

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Natiora Radio 98.2Fm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category