16/08/2025
=>400.000ar dia mahazo 3bagues fines volamena 9k garentie.
(vakio hatramin ny farany).
Raha hampiaka_bady na mila firavaka volamena ianao dia tongava manao commande eh!
Bague ankandanja daholo ny antsika ireo ah!Tongava na haka fanazavana fotsiny ary amin ny resaka bague fine sy momba ny atao hoe carat.
Bague fine mitonona lanja ireo fa raha hatao tsy hakandaja dia mbola latsak'ireo ny prix fa tena manify
470.000ar 2bague fine 18k
150.000ar dia mahazo fiançaille 9k
260.000ar dia mahazo 2 alliances 9k .
Fiançaille fotsiny (0,6g)
150.000ar 9k
200.000ar 16k
250.000ar 18k
Packs 2 alliances (1,2g izy roa)
260.000ar 9k
360.000ar 16k
470.000ar 18k
Packs alliances (2g fitambarany izy 2)
400.000ar 9k
560.000ar 16k
790.000ar 18k
Packs 3bagues (2g izy 3)
400.000ar 9k
560.000ar 16k.
700 000ar 18k(1,8g fitambarany)
Packs 3bagues ( 3g fitambarany izy 3)
600.000ar 9k
840.000ar 16k
1180.000ar 18k
Nb: Mba tsy ho diso fanatenana amin'ny ny atao hoe bague fine dia tongava na dia haka fanazavana fotsiny aza.
Manao. collier, vangovango, bracelet sans.. koa fa mandeha par g
Misy koa ny prix par g raha hisafidy model ianao
1g 18k 395 000ar
1g 16k 280.000ar
1g 9k 200. 000ar
Mba tsy ahatonga anao hanenina @ resaka bague fine dia tongava na dia hihaino ny fanazavana entinay fotsiny ihany ary.
Nb: Hoan ny kely tanana ihany io prix bague fine io fa raha be tanana dia miakatra ny prix na atao par g .
Tongava haingana ary ety amin'ny pavillion 252 Ambohijatovo ampitan ny WC public misy plaque Vy L'Art de bijoux Mada (miaraka amin'ny mpivarotra solomaso)
atelier ka afaka mifampiresaka tsara, ary photo réel avokoa ireo.
contact 0346796965