GASY BLOG INFOS

  • Home
  • GASY BLOG INFOS

GASY BLOG INFOS Pejy ahitanao ireo vaovao misongadina manerantany indrindra eto Madagasikara. 24 ora sy 24 ora,

21/09/2022
08/07/2022
08/06/2022
03/06/2022

Ho vahinin'ny fandaharana LAZAO NY MARINA ao amin'ny Televiziona Malagasy TVM anio Zoma 03 Jona 2022 amin'ny 8ora alina, ny Minisitra RAKOTOMALALA Herindrainy Olivier, Minisitry ny Harena an-kibon'ny Tany sy ny Loharanonkarena Stratejika.

Hitondra fanazavana mikasika ireo volamena voangona ao amin'ny Banky Foiben'i Madagasikara, indrindra manodidina ny atao hoe Or monétaire

Araky ny tatitry ny filan-kevitry ny Ministra ny Alarobia 11 May lasa teo dia hahazo foto-drafitr'asa lehibe ny faritra ...
14/05/2022

Araky ny tatitry ny filan-kevitry ny Ministra ny Alarobia 11 May lasa teo dia hahazo foto-drafitr'asa lehibe ny faritra Amoron'i Mania (biraom-paritry ny Harena an-kibon'ny tany sy ny Loharano Stratejika).
Ary nambaran'Atoa Ministra Rakotomalala Herindrainy Olivier mivantana fa birao vaovao tonga dia miaraka amin'ny fitaovana toy ny fiara,moto no nomena ahafahana miasa avy hatrany.
Fisaorana feno hatrany no atolotra an'Atoa Filoham-pirenena.

FILANKEVITRY NY MINISTRAfaha 11 May 2022MINISTERAN'NY HARENA AN-KIBON'NY TANY SY NY LOHARANON-KARENA STRATEJIKA.Nouveaux...
12/05/2022

FILANKEVITRY NY MINISTRA
faha 11 May 2022

MINISTERAN'NY HARENA AN-KIBON'NY TANY SY NY LOHARANON-KARENA STRATEJIKA.
Nouveaux projets d'émergence
Hisitraka ny biraon'ny fitantanan-draharaha ireto faritra ireto mba hanomezana lanja ny vokatra misy ao aminy.
Ambositra-Maintirano-Ambovombe-Ihorombe-Fenoarivo Antsinana-Ambilobe-Maevatanana-Mananjary-Miandrivazo-Ilalaka-Sakaraha-Manankara-Sambava-Vohémar

09/05/2022
09/05/2022
Tatitry ny filan-kevitry ny Minisitra natao ny Alarobia faha 04 may 2022.MINISTERAN'NY HARENA AN-KIBON'NY TANY SY NY LOH...
05/05/2022

Tatitry ny filan-kevitry ny Minisitra natao ny Alarobia faha 04 may 2022.
MINISTERAN'NY HARENA AN-KIBON'NY TANY SY NY LOHARANON-KARENA STRATEJIKA.
Nankatoavina nandritry ny filan-kevitry ny Minisitra ny mikasika ny fametrahana"zone d'encadrement"ho an 'ireo vondron'ny mpitrandraka harena an-kibon'ny tany sy volamena madinika.

TATITRY NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA 04 MAY 2022
04/05/2022

TATITRY NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA 04 MAY 2022

01/05/2022
29/04/2022
29/04/2022

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GASY BLOG INFOS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share