UP TV

UP TV Chaine de télévision Malagasy
Votre nouvelle référence en divertissement local. Film, Série, N

Mitohy hatrany ny fiarahana eto amin'ny UPTV ✊😊Ndao indray isika hiara-hijery sy hiomehy ao anatin'ity horonantsary mito...
13/08/2025

Mitohy hatrany ny fiarahana eto amin'ny UPTV ✊😊

Ndao indray isika hiara-hijery sy hiomehy ao anatin'ity horonantsary mitondra ny lohateny "𝐒𝐔𝐏𝐄𝐑-𝐇É𝐑𝐎𝐒 𝐌𝐀𝐋𝐆𝐑É 𝐋𝐔𝐈" ity 😍

✔Voatendry handray ny anjara-toeran'ny mpilalao fototra amin'ilay horonantsary "BADMAN " ity lehilahy antsoina hoe Cédric ity🎬. Mpanavotra moa no anjara toerany tao anatin'izay 😅 na irony antsoina hoe (Super héro) irony .
🚗💥Nandritra ny fitifirana, sendra lozam-pifamoivoizana i Cédric ka very tadidy 🧠. Rehefa nifoha izy dia tsy tadidiny intsony ny fiainany taloha. Nanomboka teo dia nihevitra ity farany fa tena ilay maherifo ao amin’ny sarimihetsika. Noho izany, dia miditra amin’ny fiainana andavanandro amin’ny maha-“mpanavotra” azy izy, miatrika toe-javatra mampiomehy sy loza samihafa, miady amin’ny olona heveriny ho olon-dratsy, ary manavotra olona 💪😂 na dia tsy manana hery manokana akory aza.

⏰ Aza adinoina ary ny fotoanantsika anio amin'ny 9 ora sy fahefany alina (𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓) eto amin'ny 👉UPTV 📺👈 ❤

𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 "𝐒𝐔𝐏𝐄𝐑-𝐇É𝐑𝐎𝐒 𝐌𝐀𝐋𝐆𝐑É 𝐋𝐔𝐈"🎥
(𝐂𝐨𝐦é𝐝𝐢𝐞, 𝐀𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧)
à 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐀𝐩𝐩𝐫𝐞𝐧𝐭𝐢 𝐜𝐨𝐦é𝐝𝐢𝐞𝐧 𝐞𝐧 𝐠𝐚𝐥è𝐫𝐞, 𝐂é𝐝𝐫𝐢𝐜 𝐝é𝐜𝐫𝐨𝐜𝐡𝐞 𝐞𝐧𝐟𝐢𝐧 𝐬𝐨𝐧 𝐩𝐫𝐞𝐦𝐢𝐞𝐫 𝐫ô𝐥𝐞 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐮𝐧 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐝𝐞 𝐬𝐮𝐩𝐞𝐫-𝐡é𝐫𝐨𝐬. 𝐔𝐧 𝐬𝐨𝐢𝐫, 𝐚𝐥𝐨𝐫𝐬 𝐪𝐮'𝐢𝐥 𝐞𝐦𝐩𝐫𝐮𝐧𝐭𝐞 𝐥𝐚 𝐯𝐨𝐢𝐭𝐮𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐭𝐨𝐮𝐫𝐧𝐚𝐠𝐞, 𝐢𝐥 𝐞𝐬𝐭 𝐯𝐢𝐜𝐭𝐢𝐦𝐞 𝐝'𝐮𝐧 𝐚𝐜𝐜𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭 𝐪𝐮𝐢 𝐥𝐮𝐢 𝐟𝐚𝐢𝐭 𝐩𝐞𝐫𝐝𝐫𝐞 𝐥𝐚 𝐦é𝐦𝐨𝐢𝐫𝐞. 𝐀 𝐬𝐨𝐧 𝐫é𝐯𝐞𝐢𝐥, 𝐯ê𝐭𝐮 𝐝𝐞 𝐬𝐨𝐧 𝐜𝐨𝐬𝐭𝐮𝐦𝐞 𝐝𝐞 𝐣𝐮𝐬𝐭𝐢𝐜𝐢𝐞𝐫 𝐞𝐭 𝐚𝐮 𝐦𝐢𝐥𝐢𝐞𝐮 𝐝𝐞𝐬 𝐚𝐜𝐜𝐞𝐬𝐬𝐨𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐝𝐮 𝐟𝐢𝐥𝐦, 𝐢𝐥 𝐞𝐬𝐭 𝐩𝐞𝐫𝐬𝐮𝐚𝐝é 𝐝'ê𝐭𝐫𝐞 𝐝𝐞𝐯𝐞𝐧𝐮 𝐥𝐞 𝐩𝐞𝐫𝐬𝐨𝐧𝐧𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐮 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐚𝐯𝐞𝐜 𝐮𝐧𝐞 𝐦𝐢𝐬𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐩é𝐫𝐢𝐥𝐥𝐞𝐮𝐬𝐞 à 𝐚𝐜𝐜𝐨𝐦𝐩𝐥𝐢𝐫. 𝐌𝐚𝐢𝐬 𝐧'𝐞𝐬𝐭 𝐩𝐚𝐬 𝐡é𝐫𝐨𝐬 𝐞𝐭 𝐞𝐧𝐜𝐨𝐫𝐞 𝐦𝐨𝐢𝐧𝐬 𝐬𝐮𝐩𝐞𝐫-𝐡é𝐫𝐨𝐬 𝐪𝐮𝐢 𝐯𝐞𝐮𝐭... 𝐄𝐭 𝐞𝐧𝐜𝐨𝐫𝐞 𝐦𝐨𝐢𝐧𝐬 𝐂é𝐝𝐫𝐢𝐜.𝐝’𝐞𝐬𝐜𝐚𝐝𝐫𝐨𝐧𝐬 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐦𝐨𝐫𝐭 ; 𝐝𝐞𝐬 « 𝐩𝐫é𝐝𝐚𝐭𝐞𝐮𝐫𝐬 » 𝐡𝐮𝐦𝐚𝐢𝐧𝐬 𝐪𝐮𝐢 𝐬𝐨𝐧𝐭 à 𝐩𝐫é𝐬𝐞𝐧𝐭 𝐬𝐲𝐬𝐭é𝐦𝐚𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐭𝐫𝐚𝐪𝐮é𝐬 𝐞𝐭 é𝐥𝐢𝐦𝐢𝐧é𝐬 𝐩𝐚𝐫 𝐮𝐧𝐞 𝐧𝐨𝐮𝐯𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐠é𝐧é𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐏𝐫𝐞𝐝𝐚𝐭𝐨𝐫𝐬 𝐞𝐱𝐭𝐫𝐚𝐭𝐞𝐫𝐫𝐞𝐬𝐭𝐫𝐞𝐬. 𝐕𝐨𝐢𝐜𝐢 𝐥’𝐚𝐟𝐟𝐫𝐨𝐧𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐬𝐚𝐧𝐬 𝐩𝐢𝐭𝐢é 𝐝𝐞 𝐭𝐮𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐚𝐛𝐬𝐨𝐥𝐮𝐬…

Miarahaba antsika rehetra 😊 Ity indray ny hororantsary miaina arahintsika eto amin'ny UPTV amin'ity anio ity ❤   👉"𝐋𝐈𝐍𝐎"...
13/08/2025

Miarahaba antsika rehetra 😊
Ity indray ny hororantsary miaina arahintsika eto amin'ny UPTV amin'ity anio ity ❤

👉"𝐋𝐈𝐍𝐎"

Mampifaly ankizy amin'ny alalan'ny fitafy miendrika saka no asan'ity lehilahy iray antsoina hoe Lino ity 😺
Tsy afa-po amin’ny fiainany anefa ity farany, ka tapa-kevitra fa hanatona an'irony mpanao fanafody mahery irony mba hangataka fanovana🔮. Indrisy anefa fa tsy araka ny nantenainy no niseho satria, niova ho lasa saka lehibe iray izy🐈.

Anio folak'andro eto amin' ny UPTV📺❤️.

𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥"𝐋𝐈𝐍𝐎"
(𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐂𝐨𝐦é𝐝𝐢𝐞, 𝐅𝐚𝐦𝐢𝐥𝐥𝐞, 𝐅𝐚𝐧𝐭𝐚𝐬𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 )
à 𝟏𝟒𝐇𝟎𝟎 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐋𝐢𝐧𝐨 𝐭𝐫𝐚𝐯𝐚𝐢𝐥𝐥𝐞 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐞 𝐦𝐚𝐬𝐜𝐨𝐭𝐭𝐞 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐝𝐞𝐬 𝐟ê𝐭𝐞𝐬 𝐝'𝐚𝐧𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐞𝐧𝐟𝐚𝐧𝐭𝐬 𝐦𝐚𝐢𝐬 𝐢𝐥 𝐧𝐞 𝐬𝐮𝐩𝐩𝐨𝐫𝐭𝐞 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐥𝐚 𝐟𝐚ç𝐨𝐧 𝐝𝐨𝐧𝐭 𝐢𝐥 𝐞𝐬𝐭 𝐭𝐫𝐚𝐢𝐭é, 𝐧𝐢 𝐬𝐨𝐧 𝐜𝐨𝐬𝐭𝐮𝐦𝐞 𝐝𝐞 𝐜𝐡𝐚𝐭. 𝐃é𝐜𝐢𝐝é à 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐠𝐞𝐫 𝐝𝐞 𝐯𝐢𝐞, 𝐢𝐥 𝐫𝐞𝐧𝐝 𝐯𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞 à 𝐮𝐧 𝐦𝐚𝐠𝐢𝐜𝐢𝐞𝐧, 𝐦𝐚𝐢𝐬 𝐥𝐞𝐬 𝐜𝐡𝐨𝐬𝐞𝐬 𝐝é𝐫𝐚𝐩𝐞𝐧𝐭...

Mitohy hatrany ny fiarahana eto amin'ny UPTV ✊😊 🎬"𝐏𝐑𝐄𝐃𝐀𝐓𝐎𝐑𝐒"🎬✔👥 Vondron' olona samihafa no nalaina an-keriny avy eto an-...
12/08/2025

Mitohy hatrany ny fiarahana eto amin'ny UPTV ✊😊

🎬"𝐏𝐑𝐄𝐃𝐀𝐓𝐎𝐑𝐒"🎬

✔👥 Vondron' olona samihafa no nalaina an-keriny avy eto an-tany, izay tsy fantatra mazava ny antony. Samy manana ny fahaiza-manaony avy izy ireo, toy ny miaramila 🎖️, mpikarama an’ady 🔫, mpamono olona 🗡️
🚀 Nalefa tany amin’ny planeta lavitra sy tsy fantatra ieto farany, toerana hafahafa sy mampidi-doza 🌌🏜️. Rehefa tonga tany, dia nahatsikaritra izy ireo fa lasa lasibatra ho an’ny Predators 👹 — biby goavam-be sy matanjaka, izay manao fihazana olona ho fanatanjahan-tena sy fahafinaretana 🎯.

⏰ Aza adinoina ary ny fotoanantsika anio amin'ny 9ora sy fahefany alina (𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓) eto amin'ny 👉UPTV 📺👈 ❤

𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 "𝐏𝐑𝐄𝐃𝐀𝐓𝐎𝐑𝐒"🎥
(𝐀𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐒𝐜𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐅𝐢𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧)
à 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐝𝐢𝐭 - 𝟏𝟐 𝐚𝐧𝐬
𝐑𝐨𝐲𝐜𝐞, 𝐮𝐧 𝐦𝐞𝐫𝐜𝐞𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞, 𝐬𝐞 𝐫𝐞𝐭𝐫𝐨𝐮𝐯𝐞 𝐨𝐛𝐥𝐢𝐠é 𝐝𝐞 𝐦𝐞𝐧𝐞𝐫 𝐮𝐧 𝐠𝐫𝐨𝐮𝐩𝐞 𝐝𝐞 𝐜𝐨𝐦𝐛𝐚𝐭𝐭𝐚𝐧𝐭𝐬 𝐝’é𝐥𝐢𝐭𝐞 𝐬𝐮𝐫 𝐮𝐧𝐞 𝐩𝐥𝐚𝐧è𝐭𝐞 é𝐭𝐫𝐚𝐧𝐠è𝐫𝐞. 𝐈𝐥𝐬 𝐯𝐨𝐧𝐭 𝐯𝐢𝐭𝐞 𝐜𝐨𝐦𝐩𝐫𝐞𝐧𝐝𝐫𝐞 𝐪𝐮’𝐢𝐥𝐬 𝐨𝐧𝐭 é𝐭é 𝐫𝐚𝐬𝐬𝐞𝐦𝐛𝐥é𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐬𝐞𝐫𝐯𝐢𝐫 𝐝𝐞 𝐠𝐢𝐛𝐢𝐞𝐫. 𝐀 𝐮𝐧𝐞 𝐞𝐱𝐜𝐞𝐩𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐩𝐫è𝐬, 𝐭𝐨𝐮𝐬 𝐬𝐨𝐧𝐭 𝐝𝐞𝐬 𝐭𝐮𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐢𝐦𝐩𝐥𝐚𝐜𝐚𝐛𝐥𝐞𝐬 – 𝐝𝐞𝐬 𝐦𝐞𝐫𝐜𝐞𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬, 𝐝𝐞𝐬 𝐲𝐚𝐤𝐮𝐳𝐚𝐬, 𝐝𝐞𝐬 𝐜𝐨𝐧𝐝𝐚𝐦𝐧é𝐬, 𝐝𝐞𝐬 𝐦𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞𝐬 𝐝’𝐞𝐬𝐜𝐚𝐝𝐫𝐨𝐧𝐬 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐦𝐨𝐫𝐭 ; 𝐝𝐞𝐬 « 𝐩𝐫é𝐝𝐚𝐭𝐞𝐮𝐫𝐬 » 𝐡𝐮𝐦𝐚𝐢𝐧𝐬 𝐪𝐮𝐢 𝐬𝐨𝐧𝐭 à 𝐩𝐫é𝐬𝐞𝐧𝐭 𝐬𝐲𝐬𝐭é𝐦𝐚𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐭𝐫𝐚𝐪𝐮é𝐬 𝐞𝐭 é𝐥𝐢𝐦𝐢𝐧é𝐬 𝐩𝐚𝐫 𝐮𝐧𝐞 𝐧𝐨𝐮𝐯𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐠é𝐧é𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐏𝐫𝐞𝐝𝐚𝐭𝐨𝐫𝐬 𝐞𝐱𝐭𝐫𝐚𝐭𝐞𝐫𝐫𝐞𝐬𝐭𝐫𝐞𝐬. 𝐕𝐨𝐢𝐜𝐢 𝐥’𝐚𝐟𝐟𝐫𝐨𝐧𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐬𝐚𝐧𝐬 𝐩𝐢𝐭𝐢é 𝐝𝐞 𝐭𝐮𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐚𝐛𝐬𝐨𝐥𝐮𝐬…

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka tsy tapaka ny pejy sy ny UPTV ✊😊🐒 Monkey King, dia gidro iray mahery fo nefa be fire...
12/08/2025

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka tsy tapaka ny pejy sy ny UPTV ✊😊

🐒 Monkey King, dia gidro iray mahery fo nefa be fireharehana. Voasazy sy voafonja tao an-tendrombohitra nandritra ny 500 taona izy noho ny tsy fanarahany ny fitsipikin'ny lanitra ☁️.

👦 Indray andro, zazalahy iray izay nitady hevitra mba hanavotana ny tanànany teo ambany fahefan'ny demonia no nahita an'ity farany ka nanavotra azy.
⚔️ Na dia mbola tsy nahazo ny heriny feno aza 💫, dia nanapa-kevitra i Monkey King ny hiaro ilay zazalahy sy ny vahoaka 👥.

Anio folak'andro eto amin' ny UPTV📺❤️.

𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥 " 𝐌𝐎𝐍𝐊𝐄𝐘 𝐊𝐈𝐍𝐆: 𝐇𝐄𝐑𝐎 𝐈𝐒 𝐁𝐀𝐂𝐊 "
(𝐀𝐯𝐞𝐧𝐭𝐮𝐫𝐞, 𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 )
à 𝟏𝟒𝐇𝟎𝟎 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕 😍
𝐒𝐘𝐍𝐎𝐏𝐒𝚰𝐒 :
𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐞𝐬𝐭 𝐮𝐧𝐞 𝐚𝐝𝐚𝐩𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐥é𝐠𝐞𝐧𝐝𝐞 𝐜𝐡𝐢𝐧𝐨𝐢𝐬𝐞 𝐜𝐥𝐚𝐬𝐬𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐝𝐮 𝐑𝐨𝐢 𝐒𝐢𝐧𝐠𝐞, 𝐢𝐬𝐬𝐮𝐞 𝐝𝐮 𝐫𝐨𝐦𝐚𝐧 "𝐕𝐨𝐲𝐚𝐠𝐞 𝐞𝐧 𝐎𝐜𝐜𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭". 𝐒𝐮𝐧 𝐖𝐮𝐤𝐨𝐧𝐠, 𝐚𝐮𝐭𝐫𝐞𝐟𝐨𝐢𝐬 𝐢𝐧𝐯𝐢𝐧𝐜𝐢𝐛𝐥𝐞, 𝐚 é𝐭é 𝐞𝐦𝐩𝐫𝐢𝐬𝐨𝐧𝐧é 𝐚𝐩𝐫è𝐬 𝐚𝐯𝐨𝐢𝐫 𝐞𝐧𝐟𝐫𝐞𝐢𝐧𝐭 𝐥𝐞𝐬 𝐥𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐢𝐯𝐢𝐧𝐞𝐬. 𝐈𝐥 𝐞𝐬𝐭 𝐥𝐢𝐛é𝐫é 𝐩𝐚𝐫 𝐋𝐢𝐮𝐞𝐫, 𝐮𝐧 𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞 𝐠𝐚𝐫ç𝐨𝐧 𝐪𝐮𝐢 𝐜𝐡𝐞𝐫𝐜𝐡𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐢é𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐝é𝐟𝐞𝐧𝐝𝐫𝐞 𝐬𝐨𝐧 𝐯𝐢𝐥𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐚𝐭𝐭𝐚𝐪𝐮é 𝐩𝐚𝐫 𝐝𝐞𝐬 𝐦𝐨𝐧𝐬𝐭𝐫𝐞𝐬. 𝐄𝐧𝐬𝐞𝐦𝐛𝐥𝐞, 𝐢𝐥𝐬 𝐝𝐞𝐯𝐫𝐨𝐧𝐭 𝐚𝐟𝐟𝐫𝐨𝐧𝐭𝐞𝐫 𝐥𝐞 𝐒𝐞𝐢𝐠𝐧𝐞𝐮𝐫 𝐝𝐞𝐬 𝐌𝐨𝐧𝐭𝐚𝐠𝐧𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐬𝐞𝐬 𝐜𝐫é𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞𝐬, 𝐞𝐭 𝐥𝐞 𝐑𝐨𝐢 𝐒𝐢𝐧𝐠𝐞 𝐝𝐞𝐯𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐭𝐫𝐨𝐮𝐯𝐞𝐫 𝐬𝐨𝐧 𝐜𝐨𝐮𝐫𝐚𝐠𝐞 𝐞𝐭 𝐬𝐚 𝐩𝐮𝐢𝐬𝐬𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐬𝐚𝐮𝐯𝐞𝐫 𝐥𝐞 𝐯𝐢𝐥𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐞𝐭, 𝐩𝐞𝐮𝐭-ê𝐭𝐫𝐞, 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐠𝐧𝐞𝐫 𝐬𝐚 𝐠𝐥𝐨𝐢𝐫𝐞 𝐩𝐚𝐬𝐬é𝐞. 𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐦𝐞𝐭 𝐞𝐧 𝐚𝐯𝐚𝐧𝐭 𝐥𝐞𝐬 𝐭𝐡è𝐦𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐥'𝐚𝐦𝐢𝐭𝐢é, 𝐝𝐮 𝐜𝐨𝐮𝐫𝐚𝐠𝐞, 𝐞𝐭 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐫é𝐝𝐞𝐦𝐩𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐚𝐯𝐞𝐜 𝐮𝐧 𝐦é𝐥𝐚𝐧𝐠𝐞 𝐝'𝐚𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐞𝐭 𝐝'𝐚𝐯𝐞𝐧𝐭𝐮𝐫𝐞.

📜 Sarimihetsika mifototra amin’ny tantara ao amin’ny Baiboly indray no atolotra ho anareo amin'ity anio ity  📖   🎬 "𝐒𝐀𝐌𝐒...
11/08/2025

📜 Sarimihetsika mifototra amin’ny tantara ao amin’ny Baiboly indray no atolotra ho anareo amin'ity anio ity 📖

🎬 "𝐒𝐀𝐌𝐒𝐎𝐍"🎬
Mety efa maro isika no mahalala ny tantaran'i Samson 😊
Lehilahy Hebreo iray , nomen’Andriamanitra hery avy amin’ny volony 💪. Izy no notendrena hiaro sy hanavotra ny vahoakany tamin’ny fanjakan’ny Philistina ⚔️.
💔 Na dia teo aza ny heriny 💪, dia nanao fahadisoana tamin’ny fitiavana izy❤️, ka voafitaky ny vehivavy antsoina hoe Delilah, izay nanapaka ny volony, ka very ny heriny 😔.

⏰ Aza adinoina ary ny fotoanantsika anio amin'ny 9ora sy fahefany alina (𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓) eto amin'ny 👉UPTV 📺👈 ❤

𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 "𝐒𝐀𝐌𝐒𝐎𝐍"🎥
(𝐀𝐯𝐞𝐧𝐭𝐮𝐫𝐞)
à 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐒𝐚𝐦𝐬𝐨𝐧 𝐞𝐬𝐭 𝐜𝐡𝐨𝐢𝐬𝐢 𝐩𝐚𝐫 𝐃𝐢𝐞𝐮 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐝é𝐥𝐢𝐯𝐫𝐞𝐫 𝐈𝐬𝐫𝐚ë𝐥 𝐝𝐞𝐬 𝐏𝐡𝐢𝐥𝐢𝐬𝐭𝐢𝐧𝐬.

Mitohy foana ny fiarahana eto amin' ny UPTV 🔥En avant  aventure kely mahafinaritra miaraka amin' ireto mpirahalahy iray ...
11/08/2025

Mitohy foana ny fiarahana eto amin' ny UPTV 🔥

En avant aventure kely mahafinaritra miaraka amin' ireto mpirahalahy iray tampo ireto rehefa nitady vahaolana mba hampiverina indray ny dadany .

Anio folak'andro eto amin' ny UPTV📺❤️.

𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥 " 𝐄𝐍 𝐀𝐕𝐀𝐍𝐓 "
(𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐅𝐚𝐧𝐭𝐚𝐬𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 )
à 𝟏𝟑𝐇𝟓𝟎 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕 😍
𝐒𝐘𝐍𝐎𝐏𝐒𝚰𝐒 :
𝐃𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐚 𝐛𝐚𝐧𝐥𝐢𝐞𝐮𝐞 𝐝'𝐮𝐧 𝐮𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐢𝐦𝐚𝐠𝐢𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞, 𝐝𝐞𝐮𝐱 𝐟𝐫è𝐫𝐞𝐬 𝐞𝐥𝐟𝐞𝐬 𝐬𝐞 𝐥𝐚𝐧𝐜𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐮𝐧𝐞 𝐪𝐮ê𝐭𝐞 𝐞𝐱𝐭𝐫𝐚𝐨𝐫𝐝𝐢𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐝é𝐜𝐨𝐮𝐯𝐫𝐢𝐫 𝐬'𝐢𝐥 𝐫𝐞𝐬𝐭𝐞 𝐞𝐧𝐜𝐨𝐫𝐞 𝐮𝐧 𝐩𝐞𝐮 𝐝𝐞 𝐦𝐚𝐠𝐢𝐞 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐞 𝐦𝐨𝐧𝐝𝐞.

Misaotra anareo hatrany manaraka tsy tapaka ny fahitalavitra UPTV sy ny Pejy  ❤✊ Atolotra ampitiavana ireto horonantsary...
11/08/2025

Misaotra anareo hatrany manaraka tsy tapaka ny fahitalavitra UPTV sy ny Pejy ❤✊
Atolotra ampitiavana ireto horonantsary ireto mba handravahana ny fiarahana amin' ity herinandro vaovao ity .Maro karazana izy ireto ka mino izahay fa samy mahazo izay tadiaviny avy isika mpankafy rehetra 🔥 ❤️.

🔥🎥🎥𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐡𝐨𝐫𝐨𝐧𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐛𝐚 𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐝𝐞𝐡𝐚 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐚 𝐚𝐩𝐞𝐭𝐫𝐚𝐨 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧' 𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐞𝐧𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐦𝐛𝐚 𝐡𝐨𝐣𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐳𝐚𝐫𝐚𝐨 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐩𝐮𝐛𝐥𝐢𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐦𝐛𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐧𝐲 𝐡𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧' 𝐧𝐲 𝐔𝐏𝐓𝐕 ❤

✅ 𝐒𝐀𝐌𝐒𝐎𝐍 📽
✅ 𝐏𝐑𝐄𝐃𝐀𝐓𝐎𝐑𝐒 📽
✅ 𝐒𝐔𝐏𝐄𝐑-𝐇É𝐑𝐎𝐒 𝐌𝐀𝐋𝐆𝐑É 𝐋𝐔𝐈 📽
✅ 𝐂𝐑𝐀𝐖𝐋 📽
✅ 𝐗 - 𝐋𝐄 𝐅𝐈𝐋𝐌📽

👉Aza adinoina ary ny fotoanantsika 😊 Ny 𝐀𝐥𝐚𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐢𝐧𝐲 hatramin' ny 𝐙𝐨𝐦𝐚 amin' ny 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 Alina
.❤ Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra ary aza misaraka amin'ny UPTV😊📺

𝐂𝐇𝐈𝐌𝐄𝐍𝐄 𝐂𝐇𝐀𝐍𝐓𝐄 𝐏𝐈𝐀𝐅 , izy indray no ho entina amintsika anio ao anatin'ny fandaharana 🎼𝐑𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀𝐘 🎤   miaraka amin' i 𝐏𝐫𝐢𝐬𝐜...
10/08/2025

𝐂𝐇𝐈𝐌𝐄𝐍𝐄 𝐂𝐇𝐀𝐍𝐓𝐄 𝐏𝐈𝐀𝐅 , izy indray no ho entina amintsika anio ao anatin'ny fandaharana 🎼𝐑𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀𝐘 🎤 miaraka amin' i 𝐏𝐫𝐢𝐬𝐜𝐚 𝐑𝐚𝐤𝐨𝐭𝐨𝐚𝐫𝐢𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 ao amin' ny 𝐔𝐏𝐓𝐕 📺🎼🎧 sy ny 𝐑𝐀𝐃𝚰𝐎𝐏𝐋𝐔𝐒 100.2 𝐅𝐌 📻 .
Aza adinoina ary ny fotoanantsika anio 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟏𝟎 𝐀𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓 amin' ny 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐨𝐫𝐚 𝐬𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐥𝐚𝐤'𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨(𝟏𝟑𝐇𝟑𝟎 ) .
𝐌𝐩𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 : 𝐁𝐀𝐎𝐋𝐀𝐈
𝐀𝐫𝐚𝐡𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐩𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐔𝐏𝐓𝐕 💝🎬

😱  Mpanao gazety Ellison Oswalt no nifindra tao amin' ny trano iray manan- tantara sy hafahafa   . 🏚️Rehefa nipetraka el...
08/08/2025

😱 Mpanao gazety Ellison Oswalt no nifindra tao amin' ny trano iray manan- tantara sy hafahafa . 🏚️

Rehefa nipetraka ela2 tao izy dia nahita boatin-kasety Super 8 izy, mampiseho famonoana fianakaviana maromaro tamin’ny fomba mahatsiravina tao amin' ity trano hipetrahany ity . 📽️💀
Rehefa tena natao ny fikarohana lalina dia hita fa misy fanahy ratsy antsoina hoe Bughuul manenjika ankizy sy miteraka famonoana mahatsiravina ao amin ity trano ity . 👁️🩸
Horohoro, mistery ary tahotra hatramin’ny farany tsy ampoizina ! 🔪👻 .

Antsoy ilay namana hiaraka hitebiteby ao anatin' ity horonantsary mampatahotra ity ✊🔥👉👉

⏰ Anio amin'ny Sivy ora sy fahefany alina (𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓) eto amin'ny 👉UPTV 📺👈 ❤
𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 "𝐒𝐈𝐍𝐈𝐒𝐓𝐄𝐑"🎥
(| 𝐄𝐩𝐨𝐮𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞-𝐡𝐨𝐫𝐫𝐞𝐮𝐫, 𝐓𝐡𝐫𝐢𝐥𝐥𝐞𝐫)
à 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐝𝐢𝐭 - 𝟏𝟐 𝐚𝐧𝐬 𝐚𝐯𝐞𝐜 𝐚𝐯𝐞𝐫𝐭𝐢𝐬𝐬𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭

𝐄𝐥𝐥𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐞𝐬𝐭 𝐮𝐧 𝐚𝐮𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐝𝐞 𝐫𝐨𝐦𝐚𝐧𝐬 𝐩𝐨𝐥𝐢𝐜𝐢𝐞𝐫𝐬 𝐢𝐧𝐬𝐩𝐢𝐫é𝐬 𝐝𝐞 𝐟𝐚𝐢𝐭𝐬 𝐫é𝐞𝐥𝐬. 𝐃𝐚𝐧𝐬 𝐥’𝐞𝐬𝐩𝐨𝐢𝐫 𝐝’é𝐜𝐫𝐢𝐫𝐞 𝐮𝐧 𝐧𝐨𝐮𝐯𝐞𝐚𝐮 𝐥𝐢𝐯𝐫𝐞 à 𝐬𝐮𝐜𝐜è𝐬, 𝐢𝐥 𝐞𝐦𝐦é𝐧𝐚𝐠𝐞 𝐚𝐯𝐞𝐜 𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐥𝐥𝐞 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐮𝐧𝐞 𝐦𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐨ù 𝐥𝐞𝐬 𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐧𝐬 𝐩𝐫𝐨𝐩𝐫𝐢é𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐨𝐧𝐭 é𝐭é 𝐫𝐞𝐭𝐫𝐨𝐮𝐯é𝐬 𝐢𝐧𝐞𝐱𝐩𝐥𝐢𝐜𝐚𝐛𝐥𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐩𝐞𝐧𝐝𝐮𝐬. 𝐄𝐥𝐥𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐲 𝐝é𝐜𝐨𝐮𝐯𝐫𝐞 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐞 𝐠𝐫𝐞𝐧𝐢𝐞𝐫 𝐝𝐞𝐬 𝐛𝐨𝐛𝐢𝐧𝐞𝐬 𝟖𝐦𝐦 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐭 𝐥𝐞𝐬 𝐢𝐦𝐚𝐠𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐦𝐞𝐮𝐫𝐭𝐫𝐞𝐬 𝐝’𝐚𝐮𝐭𝐫𝐞𝐬 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐥𝐥𝐞𝐬. 𝐐𝐮𝐢 𝐚 𝐟𝐢𝐥𝐦é 𝐜𝐞𝐬 𝐭𝐮𝐞𝐫𝐢𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐪𝐮𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐫𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 ? 𝐄𝐥𝐥𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐯𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐭𝐞𝐫 𝐝𝐞 𝐫é𝐩𝐨𝐧𝐝𝐫𝐞 à 𝐜𝐞𝐬 𝐪𝐮𝐞𝐬𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐭𝐚𝐧𝐝𝐢𝐬 𝐪𝐮𝐞 𝐥𝐞 𝐭𝐮𝐞𝐮𝐫 𝐩𝐫é𝐬𝐮𝐦é, 𝐮𝐧𝐞 𝐞𝐧𝐭𝐢𝐭é 𝐬𝐮𝐫𝐧𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐩𝐫é𝐬𝐞𝐧𝐭𝐞 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐟𝐢𝐥𝐦𝐬, 𝐦𝐞𝐧𝐚𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐞𝐧 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐥𝐥𝐞.

Miarahaba antsika rehetra antsika rehetra mpanaraka tsy tapaka ny pejy sy ny UPTV ✊😊.Saka mpitsikilo  😅🔥tsy tia manaraka...
08/08/2025

Miarahaba antsika rehetra antsika rehetra mpanaraka tsy tapaka ny pejy sy ny UPTV ✊😊.

Saka mpitsikilo 😅🔥tsy tia manaraka fitsipika sy androngo be resaka 😅no miara-dia hanavotra loharanon-angovo iray “Radiant” izay nangalarin' ireo tsy mahatahotody . 🚁💥
Horonantsary miaina mampifangaro hatsikana, ady ary asa fitsikilovana. 🕵️‍♂️🦎

Aza adinoina ny fotoanatsika anio folak'andro eto amin' ny UPTV📺❤️.
𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥 " 𝐒𝐏𝐘𝐂𝐈𝐄𝐒 "
( 𝐀𝐯𝐞𝐧𝐭𝐮𝐫𝐞, 𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 )
à 𝟏𝟑𝐇𝟓𝟎 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐔𝐧 𝐝𝐮𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐢𝐬𝐢𝐬𝐭𝐞 𝐝’𝐚𝐠𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐬𝐞𝐜𝐫𝐞𝐭𝐬, 𝐜𝐨𝐦𝐩𝐨𝐬𝐞́ 𝐝𝐞 𝐥’𝐞𝐱𝐢𝐠𝐞𝐚𝐧𝐭 𝐦𝐚𝐢𝐬 𝐫𝐞𝐛𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐕𝐥𝐚𝐝𝐢𝐦𝐢𝐫 𝐞𝐭 𝐝’𝐇𝐞𝐜𝐭𝐨𝐫 𝐥𝐞 𝐠𝐞𝐞𝐤 𝐯𝐚𝐮𝐫𝐢𝐞𝐧, 𝐭𝐢𝐞𝐧𝐭 𝐥𝐞 𝐬𝐨𝐫𝐭 𝐝𝐮 𝐦𝐨𝐧𝐝𝐞 𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐬𝐞𝐬 𝐩𝐚𝐭𝐭𝐞𝐬 : 𝐬𝐮𝐢𝐭𝐞 𝐚𝐮 𝐯𝐨𝐥 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐫𝐚𝐝𝐢𝐞́𝐬𝐢𝐭𝐞, 𝐦𝐚𝐭𝐞́𝐫𝐢𝐚𝐮 𝐜𝐥𝐚𝐬𝐬𝐞́ 𝐭𝐨𝐩 𝐬𝐞𝐜𝐫𝐞𝐭 𝐬𝐮𝐫 𝐮𝐧𝐞 𝐩𝐥𝐚𝐭𝐞𝐟𝐨𝐫𝐦𝐞 𝐨𝐟𝐟𝐬𝐡𝐨𝐫𝐞, 𝐥𝐞 𝐭𝐚𝐧𝐝𝐞𝐦 𝐝𝐞𝐯𝐫𝐚 𝐬𝐚𝐮𝐯𝐞𝐫 𝐥𝐚 𝐩𝐥𝐚𝐧𝐞̀𝐭𝐞 𝐝’𝐮𝐧𝐞 𝐦𝐞𝐧𝐚𝐜𝐞 𝐜𝐥𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐚𝐮 𝐜𝐨𝐮𝐫𝐬 𝐝𝐞 𝐬𝐨𝐧 𝐞𝐧𝐪𝐮𝐞̂𝐭𝐞, 𝐦𝐞𝐧𝐞́𝐞 𝐭𝐚𝐦𝐛𝐨𝐮𝐫 𝐛𝐚𝐭𝐭𝐚𝐧𝐭 !

Mitohy hatrany ny fiarahana eto amin' ny UPTV ❤🔥🎬"𝟐𝟎𝟏𝟐"🎬Rehefa fantatry ny mpikaroka ara-tsiansa fa hisy fahapotehana iz...
07/08/2025

Mitohy hatrany ny fiarahana eto amin' ny UPTV ❤🔥

🎬"𝟐𝟎𝟏𝟐"🎬
Rehefa fantatry ny mpikaroka ara-tsiansa fa hisy fahapotehana izao tontolo izao vokatry ny fikorontanan’ny natiora ☀️🌐, dia nanomboka nanao drafitra miafina ny governemanta manerantany 🏛️🤐.
Nahatsikaritra ireo famantarana mahatsiravina toy ny (tany mihetsika, volkano mipoaka, onjan-drano goavana) ity Raim-pianankaviana mpanoratra antsoina hoe Jackson Curtis ity, ka niady mafy ho tafavoaka niaraka amin’ny fianakaviany👨‍👩‍👧‍👦.
Nanavatsava tany sy ranomasina izy ireo mba hahatongavana amin’ireo sambo fanavotana miafina noforonin’ny manam-pahefana 🚢.

Asaina indray ary ianao hiaraka aminay, anio amin'ny 9 ora sy fahefany alina (21H15) eto amin' ny "🎥UPTV 🔥❤️

𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 "𝟐𝟎𝟏𝟐"🎥
( 𝐒𝐜𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐅𝐢𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧)
à 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐋𝐞𝐬 𝐌𝐚𝐲𝐚𝐬, 𝐥'𝐮𝐧𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐟𝐚𝐬𝐜𝐢𝐧𝐚𝐧𝐭𝐞𝐬 𝐜𝐢𝐯𝐢𝐥𝐢𝐬𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐪𝐮𝐞 𝐥𝐚 𝐓𝐞𝐫𝐫𝐞 𝐚𝐢𝐭 𝐩𝐨𝐫𝐭é𝐞𝐬, 𝐧𝐨𝐮𝐬 𝐨𝐧𝐭 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐦𝐢𝐬 𝐮𝐧𝐞 𝐩𝐫𝐨𝐩𝐡é𝐭𝐢𝐞 : 𝐥𝐞𝐮𝐫 𝐜𝐚𝐥𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐞𝐫 𝐩𝐫𝐞𝐧𝐝 𝐟𝐢𝐧 𝐞𝐧 𝟐𝟎𝟏𝟐, 𝐞𝐭 𝐧𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐦𝐨𝐧𝐝𝐞 𝐚𝐮𝐬𝐬𝐢. 𝐃𝐞𝐩𝐮𝐢𝐬, 𝐥𝐞𝐬 𝐚𝐬𝐭𝐫𝐨𝐥𝐨𝐠𝐮𝐞𝐬 𝐥'𝐨𝐧𝐭 𝐜𝐨𝐧𝐟𝐢𝐫𝐦é, 𝐥𝐞𝐬 𝐧𝐮𝐦é𝐫𝐨𝐥𝐨𝐠𝐮𝐞𝐬 𝐥'𝐨𝐧𝐭 𝐩𝐫é𝐝𝐢𝐭, 𝐥𝐞𝐬 𝐠é𝐨𝐩𝐡𝐲𝐬𝐢𝐜𝐢𝐞𝐧𝐬 𝐭𝐫𝐨𝐮𝐯𝐞𝐧𝐭 𝐜𝐞𝐥𝐚 𝐝𝐚𝐧𝐠𝐞𝐫𝐞𝐮𝐬𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐩𝐥𝐚𝐮𝐬𝐢𝐛𝐥𝐞, 𝐞𝐭 𝐦ê𝐦𝐞 𝐥𝐞𝐬 𝐞𝐱𝐩𝐞𝐫𝐭𝐬 𝐬𝐜𝐢𝐞𝐧𝐭𝐢𝐟𝐢𝐪𝐮𝐞𝐬 𝐠𝐨𝐮𝐯𝐞𝐫𝐧𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐚𝐮𝐱 𝐟𝐢𝐧𝐢𝐬𝐬𝐞𝐧𝐭 𝐩𝐚𝐫 𝐚𝐫𝐫𝐢𝐯𝐞𝐫 à 𝐜𝐞𝐭𝐭𝐞 𝐭𝐞𝐫𝐫𝐢𝐟𝐢𝐚𝐧𝐭𝐞 𝐜𝐨𝐧𝐜𝐥𝐮𝐬𝐢𝐨𝐧.

𝐋𝐚 𝐩𝐫𝐨𝐩𝐡é𝐭𝐢𝐞 𝐦𝐚𝐲𝐚 𝐚 é𝐭é 𝐞𝐱𝐚𝐦𝐢𝐧é𝐞, 𝐝𝐢𝐬𝐜𝐮𝐭é𝐞, 𝐦𝐢𝐧𝐮𝐭𝐢𝐞𝐮𝐬𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐚𝐧𝐚𝐥𝐲𝐬é𝐞. 𝐄𝐧 𝟐𝟎𝟏𝟐, 𝐧𝐨𝐮𝐬 𝐬𝐚𝐮𝐫𝐨𝐧𝐬 𝐭𝐨𝐮𝐬 𝐬𝐢 𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐞𝐬𝐭 𝐯𝐫𝐚𝐢𝐞, 𝐦𝐚𝐢𝐬 𝐪𝐮𝐞𝐥𝐪𝐮𝐞𝐬-𝐮𝐧𝐬 𝐚𝐮𝐫𝐨𝐧𝐭 é𝐭é 𝐩𝐫é𝐯𝐞𝐧𝐮𝐬 𝐝𝐞𝐩𝐮𝐢𝐬 𝐥𝐨𝐧𝐠𝐭𝐞𝐦𝐩𝐬...

𝐋𝐨𝐫𝐬𝐪𝐮𝐞 𝐥𝐞𝐬 𝐩𝐥𝐚𝐪𝐮𝐞𝐬 𝐭𝐞𝐜𝐭𝐨𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞𝐬 𝐬𝐞 𝐦𝐞𝐭𝐭𝐞𝐧𝐭 à 𝐠𝐥𝐢𝐬𝐬𝐞𝐫, 𝐩𝐫𝐨𝐯𝐨𝐪𝐮𝐚𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐦𝐮𝐥𝐭𝐢𝐩𝐥𝐞𝐬 𝐬é𝐢𝐬𝐦𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐝é𝐭𝐫𝐮𝐢𝐬𝐚𝐧𝐭 𝐋𝐨𝐬 𝐀𝐧𝐠𝐞𝐥𝐞𝐬 𝐚𝐮 𝐩𝐚𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞, 𝐉𝐚𝐜𝐤𝐬𝐨𝐧 𝐂𝐮𝐫𝐭𝐢𝐬, 𝐫𝐨𝐦𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫, 𝐞𝐭 𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐥𝐥𝐞 𝐬𝐞 𝐣𝐞𝐭𝐭𝐞𝐧𝐭 à 𝐜𝐨𝐫𝐩𝐬 𝐩𝐞𝐫𝐝𝐮, 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐦𝐢𝐥𝐥𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐝'𝐢𝐧𝐝𝐢𝐯𝐢𝐝𝐮𝐬, 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐮𝐧 𝐯𝐨𝐲𝐚𝐠𝐞 𝐝é𝐬𝐞𝐬𝐩é𝐫é. 𝐓𝐨𝐮𝐬 𝐧𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫𝐫𝐨𝐧𝐭 𝐩𝐚𝐬 ê𝐭𝐫𝐞 𝐬𝐚𝐮𝐯é𝐬...

Miarahaba antsika rehetra antsika rehetra mpanaraka tsy tapaka ny pejy sy ny UPTV ✊😊Atolotra am-pitiavana ho anareo indr...
07/08/2025

Miarahaba antsika rehetra antsika rehetra mpanaraka tsy tapaka ny pejy sy ny UPTV ✊😊
Atolotra am-pitiavana ho anareo indray ity hotronantsary miaina ity ❤

👉"𝐋𝐀 𝐏𝐑𝐈𝐍𝐂𝐄𝐒𝐒𝐄 𝐄𝐓 𝐋𝐀 𝐆𝐑𝐄𝐍𝐎𝐔𝐈𝐋𝐋𝐄"

👩‍🍳 Manana nofinofy hanangana toeram-pisankafoana ho azy manokana ity tovovavy iray antsoina hoe Tiana ity.
Indray andro dia, nifanena tamin'ny Naveen zanakalahin'ny mpanjaka (Prince)👑, izay nivadika ho sahona izy 🐸
💋Nihevitra i Tiana fa ny fanorohany an'ity farany no hampiverina azy ho olona indray ❤. diso hevitra anefa i Tiana, satria nivadika ho sahona ihany koa izy rehefa nanoroka an'i Naveen😱

Aza adinoina ny fotoanatsika anio folak'andro eto amin' ny UPTV📺❤️.

𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥 " 𝐋𝐀 𝐏𝐑𝐈𝐍𝐂𝐄𝐒𝐒𝐄 𝐄𝐓 𝐋𝐀 𝐆𝐑𝐄𝐍𝐎𝐔𝐈𝐋𝐋𝐄"
( 𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐂𝐨𝐦é𝐝𝐢𝐞 𝐦𝐮𝐬𝐢𝐜𝐚𝐥𝐞 )
à 𝟏𝟑𝐇𝟓𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐔𝐧 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐞 𝐪𝐮𝐢 𝐬𝐞 𝐝é𝐫𝐨𝐮𝐥𝐞 à 𝐥𝐚 𝐍𝐨𝐮𝐯𝐞𝐥𝐥𝐞-𝐎𝐫𝐥é𝐚𝐧𝐬, 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐞 𝐥é𝐠𝐞𝐧𝐝𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐪𝐮𝐚𝐫𝐭𝐢𝐞𝐫 𝐟𝐫𝐚𝐧ç𝐚𝐢𝐬, 𝐨ù 𝐯𝐢𝐭 𝐮𝐧𝐞 𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐥𝐞 𝐧𝐨𝐦𝐦é𝐞 𝐓𝐢𝐚𝐧𝐚.

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when UP TV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share